Fandaharana SARONANKARONA - Fm 99.2: Ny olan’ny fizahan-tany manoloana Covid-19 © By Franck RAMA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ก.พ. 2021
  • Fandaharana SARONANAKARONA 3 Martsa 2020 -
    niarahana tamin'i Atoa Jean Nomenjanahary (Mpanao Gazety RNM Fm 99.2). sy Atoa Franck RAMANARIVO (matianona amin'ny Tontolon'ny Fizahan-tany: Mpitaridia, Mpampianatra mpikaroka, Mpandraharaha amin'ny tontolon'ny fizahantany eto Madagasikara).
    Fotoana iray nitondrana ny fomba fijeriny sy fahitana ny zavatra iainan'ny mpandraharaha sy ireo rehetra misehatra eo anivon'ny Tourisme, Hotellerie, Restauration manoloana ny "Crise du Covid-19", izay tsy eto Madagasikara ihany fa manerana izao tontolo izao. Krizy izay misy akony mavesatra ho an'ny toe-karen'ny firenena Malagasy, ny isan-tokantrano ary ny tontolon'ny fizahan-tany maneran-tany sy ireo ratsa mangaika: Emplois directs, na indirects.
    #Tourisme #Hotellerie #Restauration #Madagascar #Madagasikara #Covid_19 #Crise_Covid_19

ความคิดเห็น •