TSØG Resaka MICRO PART1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
  • Jereo dia partager
    Fizarana voalohany
    Ny fitaovana ampiasaiko :

ความคิดเห็น • 14

  • @axgrunmcee1462
    @axgrunmcee1462 3 ปีที่แล้ว

    je m'abonne avy hatrany zoky ah!! makasitra

  • @fanomezantsoanehemia5723
    @fanomezantsoanehemia5723 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka namana...

  • @seraphinremamehy3939
    @seraphinremamehy3939 3 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra e!

  • @nadyana559
    @nadyana559 3 ปีที่แล้ว

    Tena ilaiko ity. Mankasitraka

  • @bsdbeats27
    @bsdbeats27 3 ปีที่แล้ว

    misaotra ai

  • @tidanambs7808
    @tidanambs7808 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitra ee!!!

  • @tsivanavalona6837
    @tsivanavalona6837 3 ปีที่แล้ว

    Salama e. Rehefa declencher-na ve ilay alim fantom, tsy hisy risque hi cramer ilay sm57 ve ? Misaotra anao

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  3 ปีที่แล้ว

      Miarahaba, ny micro professionnel tsy simba izany raha activé ny alimentation phantom.
      Ny technologie à ruban ihany no simba.
      Tsy mampaninona azy mihintsy ny phantom sm57, 48, 58 ,...

  • @fredo9975
    @fredo9975 3 ปีที่แล้ว

    New subscriber.
    Afaka mba manao tutorial fanaovarana arrangement (fl studio, studio one na koa cubase) ve?

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  3 ปีที่แล้ว +1

      Araho eo fa hoavy izany

    • @fredo9975
      @fredo9975 3 ปีที่แล้ว

      Ok miandry zahay😁

  • @blestonline9636
    @blestonline9636 3 ปีที่แล้ว

    Bjr. Ra manana anle s58 v Ka esorina le saron eo ambon d met itov amle S57 ian n resultat azo? Mrc

    • @TutoSonGASY
      @TutoSonGASY  3 ปีที่แล้ว

      Tsy mitovy satria ny plage dynamique sy ny réponse en fréquence tsy mitovy.
      Fa aleo manana sm57 souple kokoa araka ny nazavaiko io