MR SAYDA - DIARY VOLAMENA (Prod by Aton'ich Miuzik 2020)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 297

  • @mrsayda2373
    @mrsayda2373  4 ปีที่แล้ว +227

    Aleo mba ho ny tenako no hanao commentaire voalohany hihihi ZARAZARAO e

    • @arenahcandie4469
      @arenahcandie4469 4 ปีที่แล้ว +3

      Tsara b Surtous ilay voalaza ao @ refrain 😍 sady avant saint valentin..
      Bravo

    • @andryandrianelisoa8665
      @andryandrianelisoa8665 4 ปีที่แล้ว +3

      Merci bro🙏

    • @razanakotostephen5935
      @razanakotostephen5935 4 ปีที่แล้ว +2

      Ha, ha, ha commentaire vaolohany sûr. Diary volamena zany eh!

    • @tinafortunat6818
      @tinafortunat6818 4 ปีที่แล้ว +2

      Tsara e....zahay manaraka foana...toizo

    • @gaelleandriamanantena3088
      @gaelleandriamanantena3088 4 ปีที่แล้ว +11

      @@sabineraminonanaharilala2018
      Indray andro ny fiainako efa latsaka ambany
      Tsy misy andro mihiratra rakofan-tomany
      Tsy nanana ifikirana fa tokana irery
      Nataon'ny fahasambarana fangalam-piery.
      Toa ny raozy indray maraina izay mamelana
      No nahitako anao iny niserana
      Fitiavana mafonja naka toerana
      No nomenao ho an'ahy ka mankasitraka
      Fitia miredareda toa donak'afo,
      Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo,
      tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao,
      izay nomenao rehetra isaorako ny Avo,
      fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo,
      Tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao
      Ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao
      Indray andro ny fitiavako efa saika hatory
      Efa saika hatory ka tsy hifoha intsony
      Masoandro miposaka aza tsy hitako intsony
      Sa ve tsy nandalo tety sa ve ny foko no efa ory ?
      Mba aiza ilay anjarako sa ve mbola any ho any ?
      Fa ny masoko efa bongon'ny sento sy tomany
      Fitiavana mafonja naka toerana
      No nomenao ho an'ahy ka mankasitraka
      Fitia miredareda toa donak'afo,
      Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo,
      tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao,
      izay nomenao rehetra isaorako ny Avo,
      fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo,
      Tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao
      Ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao
      Hitsiky irery any aoriana rehefa mahatsiaro izany
      Hisaorako ny any ambony fa nisy anao teto an-tany
      Diary volamena mitondra ny anaranao
      Ao anatiny kosa sary mirakitra ny hatsaranao
      Ireo zanatsika kely eo an-tokontany milalao
      Fitia miredareda toa donak'afo,
      Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo,
      tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao,
      izay nomenao rehetra isaorako ny Avo,
      fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo,
      Tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao
      Ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao

  • @misiemahery
    @misiemahery 4 ปีที่แล้ว +76

    Parole 🎤 Mr sayda
    by Misié Mahery
    D😍I😍A😍R😍Y volamena😘😝😋
    Indray andro ny fiainako
    Efa nilatsaka ambany
    Tsy nisy andro miratra
    Rakofan tomany
    Tsy nanana ifikirana fa
    Tokana irery
    Nataon'ny fasambarana fangalam_pery e
    Toy ny rôzy indray maraina
    Izay mamelana eee
    No naitako anao iny
    Niserana eee
    Fitiavana mafknja naka toerana eee
    No nomenao anah ka mankasitraka e
    Fitia miredareda toa donan_kafo
    Fitia tsy misy mpanana ka
    Vidiko lafo
    Tsy itady any ankafa fa efa
    Ampy ahy ianao
    Ilay navita namafa ny alaeloko atramzao
    Izay nomenao rehetra
    Isaorako ny avo
    Fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo
    Tsy hitafy any ankafa fa efa
    Ampy ahy ianao
    Ilay navita namafa ny alaeloko atramzao
    (2) indray andro ny fitiavako efa saika atory
    Efa saika atory kabtsy hifoha intsony
    Masoandro miposaka aza
    Tsy hitako intsony
    Sa ve tsy nandalo tety sa ve
    Ny foko no efa ory
    Mba aiza ilay anjarako
    Sa ve mbola any ho any e
    Fa ny masoko efa ho bongon'ny sento sy tomany e
    Fitiavana mafonja naka
    Toerana eee
    No nomenao anah ka mankasitraka eee
    Fitia miredareda toa donan_kafo
    Fitia tsy misy mpanana ka
    Vidiko lafo
    Tsy hitady any ankafa fa efa ampy ahy ianao
    Ilay nahavita namafa ny alaeloko atramzao
    Izay nomenao rehetra isaorako ny avo
    Fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo
    Tsy hitady any ankafa fa efa ampy ahy ianao
    Ilay nahavita namafa ny alaeloko atramzao
    Itsiky irery aho any ao rina any rehefa mahatsiaro izany
    😘
    Yeaah
    Isaorako ny any ambony fa nisy anao teto antany e
    Ooh.
    😘 DIARY VOLAMENA😘mitondra ny anaranao
    Ao anatiny kosa sary mirakitra ny atsaranao
    Ireo zanantsika kely eo antokotany milalao
    Fitia miredareda toa donankafo
    Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo
    (...)😘

  • @RaissahFinaritra
    @RaissahFinaritra 7 วันที่ผ่านมา

    Tiko loatra Ilay hira 😢😊❤

  • @fanjanirina6718
    @fanjanirina6718 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Mr sayda F milay be le vazo e!! Milay be dhl rang ze hira mivoka eo misaotra e!!

  • @raharimananalovaemilien3760
    @raharimananalovaemilien3760 4 ปีที่แล้ว +1

    Kanto e! tsy hitako intsony izay hanampiana azy fa mankasitraka e!Alefaso SAYDA 😍😍😍, porofo izao fa tena mendrika anao ilay amboara tamin'ny RDJ iny, hisy azy indray ity ao @RDJ 🎼🎼🔊🔊 fa hande isan'andro. Parole 🎤 please 🙏🙏🙏

  • @TsilavinaAina
    @TsilavinaAina วันที่ผ่านมา

    Tena milay le ira ❤❤

  • @lemondedessportsandriana6860
    @lemondedessportsandriana6860 4 ปีที่แล้ว

    Merci les sayda a...mankasitak les a...miaino av at Allemagne e....mrar soa les a🤟🤞👍👍👍👍

  • @rabearisoaandrianaivo6174
    @rabearisoaandrianaivo6174 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara eh mankasitraka amin`ilay Hafalina foana Tsiky lava

  • @diaryraharinosy7452
    @diaryraharinosy7452 4 ปีที่แล้ว

    Merci lets mr Sayda tongade matsiaro anena vo maheno any le hira👍

  • @Jicrain01
    @Jicrain01 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be ! tohizo hatrany Mr Sayda a! izaho maka anao !

  • @navarosamantha7421
    @navarosamantha7421 4 ปีที่แล้ว +1

    💕💕💕💕💕 Fitia miredareda toa donak'afo 💞💞💞💞

  • @priscavoahangyranaivoson3446
    @priscavoahangyranaivoson3446 4 ปีที่แล้ว +1

    Ankafiziko fona fa alefa fona Saida a.😍

  • @dikatsotra3487
    @dikatsotra3487 4 ปีที่แล้ว

    Tsara lesy eh! tohizo fa hafa io fitiavana io...Eto antany ihany no misy fitiavana olondroa.

  • @tokihasinaantoine3929
    @tokihasinaantoine3929 4 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka Mr sayda, alefaso fona sayda ah

  • @chelantokindrainy1813
    @chelantokindrainy1813 4 ปีที่แล้ว +1

    Top top top top Frère ah, milay be, Mankafy foana eh

  • @jemahramihaingoarijaonina2351
    @jemahramihaingoarijaonina2351 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Mr SAYDA ah!! Mlay eh!!! 👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍

  • @sylviafanomezantsoa9172
    @sylviafanomezantsoa9172 3 ปีที่แล้ว

    tena tsara lotra ooooh mahateny zavatra tina ho lazaina rehetra mankasitraka ^^

  • @lutyratovo3480
    @lutyratovo3480 2 ปีที่แล้ว

    Tsara fona, isaky ny mamerina mieno❤

  • @randrianasolosylviana4536
    @randrianasolosylviana4536 4 ปีที่แล้ว

    Tiko tiko tena tiko daoly ze iran'i Saida e😻😻😻

  • @yrollstargoarash5250
    @yrollstargoarash5250 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara kosa ilay iz ee merci misie milay

  • @glensandrinorandrianirina1942
    @glensandrinorandrianirina1942 4 ปีที่แล้ว +1

    mlay le vazo e ! mankasitraka zoky be SAYDA a !!!

  • @andorobsell2814
    @andorobsell2814 4 ปีที่แล้ว +2

    tena ôtrany voakasika be le fo amin'ilay tatara kely...
    Alefaso SAYDA ah.

  • @andriamparanyfenitra3322
    @andriamparanyfenitra3322 4 ปีที่แล้ว +1

    Dia Hoy Aho e #Merci Sayda aaa...

  • @codelia5677
    @codelia5677 4 ปีที่แล้ว +1

    big respect bro ... playlist SAYDA complet anaty favoris....na parole ..na scène ..top ^^

  • @saydlemaitso6793
    @saydlemaitso6793 4 ปีที่แล้ว +1

    mankasitra zouk sayda ah!

  • @henintsoarason1841
    @henintsoarason1841 4 ปีที่แล้ว +2

    Merci Sayda!!! mlay rangah le vazonao a

  • @hobyrandria3308
    @hobyrandria3308 4 ปีที่แล้ว +1

    Milay SAYDA aaa makanao atramin'ny farany eee

  • @tokynyaina7638
    @tokynyaina7638 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara fona izay mivohaka e.... za mankafy fona de toizo atrany ny mozika izay mapitambatra antsika e.....
    #CA Töyk
    #TEAMMISIEMLAY

  • @tantelylinux6814
    @tantelylinux6814 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Misie Sayda fa tena tiko be le vazo, #TantelyNanja

  • @fanirintsoarazafimandimby2420
    @fanirintsoarazafimandimby2420 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be, tena tiko eri le parole 🥰.. fa ilay instru ilay teo aloha no tiako kokoa .. Niova be ^^

  • @miranaphenix31
    @miranaphenix31 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Sayda, tsara be lay vazo e

  • @halierachelanjaranomenjana471
    @halierachelanjaranomenjana471 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka zoky sayda à. Tena mlay ilay vazo eeee. Tohizo

  • @Nonny1639
    @Nonny1639 4 ปีที่แล้ว +1

    trop le tononkira sayda.... mirary soa lesy a

  • @sarahvoary7155
    @sarahvoary7155 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiko...
    Tsara be😘😙

  • @razafindrakotomamonjyharin6480
    @razafindrakotomamonjyharin6480 4 ปีที่แล้ว

    ela rery no nanantsaina nanararaotra ny anao clip fa ny olona variana tamin'ny déco daoly surrr!!!

  • @kevinmombo9018
    @kevinmombo9018 4 ปีที่แล้ว

    Teako maree ! merci tsara be le hira

  • @ariellerakotomanantsoa2505
    @ariellerakotomanantsoa2505 4 ปีที่แล้ว +1

    Mamy loatra, mankasitraka foana Sayda

  • @rakotoarimananamikerubech8120
    @rakotoarimananamikerubech8120 4 ปีที่แล้ว +1

    Alefaso les sayda .....Bravo lesy zoky tanjona a...matsiro be le Clip les....👉🏽💪🏾🎬📽📷

  • @MaharoRakotoarimalala
    @MaharoRakotoarimalala ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Sayda a🙏🙏

  • @jahlayonegasy9031
    @jahlayonegasy9031 4 ปีที่แล้ว +2

    tsara frera za mikife 100/100

  • @harenanyaina41
    @harenanyaina41 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara lotra e, mankasitraka 😘

  • @nandrianinanelson3586
    @nandrianinanelson3586 4 ปีที่แล้ว

    mlay be sayda aaaaa. Tolhizo fona eeeeeeee..... Alefaso Sayda

  • @missoaandriamiarisoa8280
    @missoaandriamiarisoa8280 4 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra!!!mankasitraka hatrany!!!Tohizo fa hira tsisy mpanana ka vidiana lafo

  • @rindraandriamavosoloarisoa4696
    @rindraandriamavosoloarisoa4696 4 ปีที่แล้ว +2

    mlay fona lesy Sayda 😍😊

  • @ratsiajalymirindra8908
    @ratsiajalymirindra8908 4 ปีที่แล้ว +1

    otrany maheno let her go Passenger zany ah!! mlay eeee!!!!!

  • @sarobidyniaina4361
    @sarobidyniaina4361 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra, merciii Mr SAYDA

  • @mireamalalaniainaraz8042
    @mireamalalaniainaraz8042 4 ปีที่แล้ว +5

    MERCI BEAUCOUP SAYDA ! 😄👍

  • @filamatratsihoarana1287
    @filamatratsihoarana1287 4 ปีที่แล้ว +4

    Sayda kos ngamb mfoka keli refa mamorona vazo fa otran be inspiraka be a 😅 ze mvoka norm be daoli 👍sur e. Toizo atrani 💪

  • @andriamiharintsoafinaritra5230
    @andriamiharintsoafinaritra5230 4 ปีที่แล้ว

    tena tsara lotra ny parole , tohizo fa tsara hatrany e!

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 4 ปีที่แล้ว

    Bravo, anananao ilay talenta. 👍

  • @henintsoarafaratiana9874
    @henintsoarafaratiana9874 4 ปีที่แล้ว +1

    tena tiko be le hira
    mlay sayda toizo fona fa zaho maka nao hatra@ farany

  • @mimalala03
    @mimalala03 4 ปีที่แล้ว +1

    Milay comme d’habitude Mr Saida, Misaotra betsaka anao 💐

  • @mickaelpoudroux1193
    @mickaelpoudroux1193 4 ปีที่แล้ว +2

    Cette chanson je je l'ai dans la tête❤❤❤

  • @tokiniainaravelomampionona4591
    @tokiniainaravelomampionona4591 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny mpamorana fa tsar le vazo, misaotra an'i Saïd e!

  • @razafindrakotonyhasina4400
    @razafindrakotonyhasina4400 4 ปีที่แล้ว +1

    Milay lesy e! 👍 👍

  • @malantotianaandrianantoani1795
    @malantotianaandrianantoani1795 4 ปีที่แล้ว +5

    Merci Sayda😊😊 profond be, canon be, coup de ❤️ merciiiiii

    • @solofojean9219
      @solofojean9219 3 ปีที่แล้ว

      ,,

    • @solofojean9219
      @solofojean9219 3 ปีที่แล้ว

      Faahoana
      Welcome to Gboard clipboard, any text you copy will be saved here.

  • @nantenainamandimby3841
    @nantenainamandimby3841 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be foana 😍😘

  • @geovannichristin7445
    @geovannichristin7445 4 ปีที่แล้ว

    Mer6 Zoky be Sayda, milay le vazo eee

  • @tiarakotomalala6362
    @tiarakotomalala6362 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara na ilay clip surtout ilay parole ❤️👌

  • @Jicrain01
    @Jicrain01 4 ปีที่แล้ว

    tsara loatra e ! mampite hanambady !

  • @rotaemeraldarandriatsilavi5737
    @rotaemeraldarandriatsilavi5737 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara lotra fa mankasitraka❤️

  • @ireneraza
    @ireneraza 4 ปีที่แล้ว

    tiko loatra, Merci pour ce beau moment

  • @rianalarandrianantenaina3700
    @rianalarandrianantenaina3700 4 ปีที่แล้ว +1

    Coup de coeur ity hira ity ❤️❤️❤️

  • @fyannahnoumentsoa799
    @fyannahnoumentsoa799 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara lôtra re aa!!!
    Makasitraka !!!
    Alefaso Saydaaaa!!!!!

  • @TsotraRahalahy
    @TsotraRahalahy 4 ปีที่แล้ว +1

    Alefaso MR Sayda 😍

  • @mialisoarandrianarison7150
    @mialisoarandrianarison7150 4 ปีที่แล้ว +3

    Tsy haiko izay lazaina fa Kanto ❤️👏🏾tena hoe tsara ny tonony ny feony nivoaka ho haingony tsara ❤️👏🏾 Misondrota @ Avo indrindra ❤️❤️

  • @verorakoto726
    @verorakoto726 4 ปีที่แล้ว +2

    Waoooh..tsr lotraa😘😘😘😘😘💙💖💖💖💖

  • @jerominerazafindrazaka6330
    @jerominerazafindrazaka6330 4 ปีที่แล้ว +1

    Za manao Meur Sayda milay eh 😍😍😍

  • @julesrakotonirina4607
    @julesrakotonirina4607 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitrake eee mlay fona Mr Sayda

  • @gaelleandriamanantena3088
    @gaelleandriamanantena3088 4 ปีที่แล้ว +1

    Indray andro ny fiainako efa latsaka ambany
    Tsy misy andro mihiratra rakofan-tomany
    Tsy nanana ifikirana fa tokana irery
    Nataon'ny fahasambarana fangalam-piery.
    Toa ny raozy indray maraina izay mamelana
    No nahitako anao iny niserana
    Fitiavana mafonja naka toerana
    No nomenao ho an'ahy ka mankasitraka
    Fitia miredareda toa donak'afo,
    Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo,
    tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao,
    izay nomenao rehetra isaorako ny Avo,
    fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo,
    Tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao
    Ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao
    Indray andro ny fitiavako efa saika hatory
    Efa saika hatory ka tsy hifoha intsony
    Masoandro miposaka aza tsy hitako intsony
    Sa ve tsy nandalo tety sa ve ny foko no efa ory ?
    Mba aiza ilay anjarako sa ve mbola any ho any ?
    Fa ny masoko efa bongon'ny sento sy tomany
    Fitiavana mafonja naka toerana
    No nomenao ho an'ahy ka mankasitraka
    Fitia miredareda toa donak'afo,
    Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo,
    tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao,
    izay nomenao rehetra isaorako ny Avo,
    fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo,
    Tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao
    Ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao
    Hitsiky irery any aoriana rehefa mahatsiaro izany
    Hisaorako ny any ambony fa nisy anao teto an-tany
    Diary volamena mitondra ny anaranao
    Ao anatiny kosa sary mirakitra ny hatsaranao
    Ireo zanatsika kely eo an-tokontany milalao
    Fitia miredareda toa donak'afo,
    Fitia tsisy mpanana ka vidiko lafo,
    tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao,
    izay nomenao rehetra isaorako ny Avo,
    fitiavana mamikitra mba tsy ho lavo,
    Tsy itady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao
    Ilay nahavita namafa ny alaheloko hatramin'izao

  • @nelly6327
    @nelly6327 2 ปีที่แล้ว

    Tsara lotra❤️

  • @ashleynomenjanahary694
    @ashleynomenjanahary694 4 ปีที่แล้ว +1

    Alefaso Sayda aaa 😍😍😍😍

  • @essentiel_du_film
    @essentiel_du_film 4 ปีที่แล้ว +2

    mlay fona , respect

  • @landrynant3629
    @landrynant3629 4 ปีที่แล้ว +1

    alefaso sayda!!!! mlay e

  • @nomenarazafy9639
    @nomenarazafy9639 4 ปีที่แล้ว

    Njery jiro ah

  • @nicoradimison5586
    @nicoradimison5586 8 หลายเดือนก่อน

    Tena WE milay 💕💕♥️

  • @volasoaratsaratany8190
    @volasoaratsaratany8190 5 หลายเดือนก่อน

    Je kiff trop cette chanson

  • @tolotraanjaranarindra7114
    @tolotraanjaranarindra7114 4 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara be 😍❤️❤️❤️

  • @rarijasonnyantsa2156
    @rarijasonnyantsa2156 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiffania Alessia😍😍
    Alefaso Saydaaa

  • @herylo
    @herylo 3 ปีที่แล้ว

    tiko loatra ny hiranao !!!

  • @laylahmimie2326
    @laylahmimie2326 4 ปีที่แล้ว +1

    tiko be😍💕

  • @anisahrasoamananjara4082
    @anisahrasoamananjara4082 4 ปีที่แล้ว +2

    tsara be kousa rangah a!!!!
    Merci SAYDA a!!

  • @judithfaraniaindraininary4099
    @judithfaraniaindraininary4099 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Mr Sayda :) tsara be lay hira

  • @lydiadorentine5332
    @lydiadorentine5332 4 ปีที่แล้ว +1

    Milay be fona an❤

  • @rovaandriamasitiana2995
    @rovaandriamasitiana2995 4 ปีที่แล้ว +1

    Manakasitraka e, tsara foana

  • @kajyramarijaona2241
    @kajyramarijaona2241 4 ปีที่แล้ว

    tsar be ny ezaka eh....mafinaritra

  • @eugenierazafimbelo1976
    @eugenierazafimbelo1976 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be lay inspiraka e

  • @nickahrabe4502
    @nickahrabe4502 4 ปีที่แล้ว

    Tsy hitady any an-kafa fa efa ampy ahy ianao...

  • @mitiamaracas3384
    @mitiamaracas3384 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara,fona,makasitrakee

  • @tokyhhasinirina3849
    @tokyhhasinirina3849 4 ปีที่แล้ว

    mlay be lesy brada

  • @ronnelega3788
    @ronnelega3788 4 ปีที่แล้ว

    Milay be😍😍😍😍

  • @rijatianaravoajanahary6625
    @rijatianaravoajanahary6625 4 ปีที่แล้ว

    Tsara e, tsara ilay hira, ny tonony, ilay clip ... Mankafy hatrany. Mirary soa

  • @heritianaandrianarimalala9757
    @heritianaandrianarimalala9757 4 ปีที่แล้ว

    Coup de coeur - ko be ty

  • @soamiadanavaleriezomanandr7560
    @soamiadanavaleriezomanandr7560 4 ปีที่แล้ว

    Thanks you Mr sayda,🤓🤓🤓

  • @antemafiderananyhoavy5955
    @antemafiderananyhoavy5955 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiako

  • @carmenrakotoniaina9656
    @carmenrakotoniaina9656 4 ปีที่แล้ว +1

    mafinaritra be, mankasitraka

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka eh tena tsara be

  • @larisranaivosoa3050
    @larisranaivosoa3050 4 ปีที่แล้ว +2

    😲 j'adore ❤❤❤

  • @califnoir
    @califnoir 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be !

  • @fanantenanarakotomalala9359
    @fanantenanarakotomalala9359 2 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra 💖