Mr SAYDA & ATON'ICH - Tsy hanampetra (Official Vidéo 2020)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ต.ค. 2020
  • MISIE MILAY 2020
  • เพลง

ความคิดเห็น • 318

  • @ElyaffaMohamed
    @ElyaffaMohamed 3 ปีที่แล้ว +155

    Paroles ❤️ TSY HANAMPETRA ❤️
    Aza mba manody hono ny fo tsy mahay mitia
    Amiko fanafody aza ny fisinao tety
    Nanansitrana,nitondra vintana
    Namelona fihetseham-po,tsy hay faritana
    Nisy masoandro mamiratra hono ny tanàna
    Lasa nahafinaritra toa nahatamana
    Masonao mijery toa feno fahagagana
    Lasanao ilay foko fa tsy tana
    Dia nataoko hirahira fa tsy haritro
    Ny tsy hikitika ny tanako ny fiainanao
    Raha mba ianao iny no lasa vadiko
    Dia feno antsika roa izao tontolo izao
    Rahovina ihany vao ho tanteraka
    Ilay faniriako efa elabe
    Fenoko vinany,fenoko mozika
    Raha tena ho avy izany
    Mba faniriako anie ry malala
    Tsy hanampetra ny antsika roa fa ho mandramaty
    Tsy ho ravan'ny taona,ho mafy orina
    Eny ho lamban'akoho ka faty no hisarahana
    Oh ry tsy foiko,ianao ilay tsy mahafoy ahy
    Iriako ho lafatra ilay fitia na dia tsy tomombana
    Izay no mba ventsom-poko ka manokaloiko
    Satria malalako ianao
    Oh malala oh,iaraha malala oh
    Fa izaho tena tia efa hainao satria
    Raha tsy nisy fo mitempo aho tsy tonga taty
    Oh malala oh,iaraha malala oh
    Fa izaho tena tia efa hainao satria
    Raha tsy nisy fo mitempo aho tsy tonga taty
    Mety ho sarotra,mety ho lava ,mety hanonja ny dia
    Tsy ho lavitra fahavalo mety hisopatra akie
    Fa ny tanjontsika iray ihany
    Izay hisy anao de ho eo koa izaho
    K a andeha re ry aiko hiaraka hamakivaky
    Hatsiaka sy oram-baratra,iaraha-miafy
    Hifampitsinjo n'aiza n'aiza haleha
    Ka hiara-sambatra eo akaikinao aho
    Dia nataoko hirahira fa tsy haritro
    Ny tsy hikitika ny tanako ny fiainanao
    Raha mba ianao iny no lasa vadiko
    Dia feno antsika roa izao tontolo izao
    Rahovina ihany vao ho tanteraka
    Ilay faniriako efa elabe
    Fenoko vinany,fenoko mozika
    Raha tena ho avy izany
    Mba faniriako anie ry malala
    Tsy hanampetra ny antsika roa fa ho mandramaty
    Tsy ho ravan'ny taona,ho mafy orina
    Eny ho lamban'akoho ka faty no hisarahana

  • @mampitaiorenana919
    @mampitaiorenana919 3 ปีที่แล้ว +21

    Aza mba manody hono ny fo tsy mahay mitia💞
    Amiko fanafody aza ny fisinao tety❤️
    Nanasitrana,nitondra vintana😀
    Namelona fihetseham-po,tsy hay faritana😍
    Nisy masoandro mamiratra hono ny tanàna💥🌞🌝
    Lasa nahafinaritra toa nahatamana🔥
    Masonao mijery ahy toa feno fahagagana👀
    Lasanao ilay foko fa tsy tana🏃‍♂️🏃‍♀️
    Dia nataoko hirahira fa tsy haritro🌈🎶
    Ny tsy hikitika ny tanako ny fiainanao🖐️
    Raha mba ianao iny no lasa vadiko👬
    Dia feno antsika roa izao tontolo izao🌏🌎🌍
    Rahovina ihany vao ho tanteraka 🙏
    Ilay faniriako efa elabe💥
    Fenoko vinany,fenoko mozika💫
    Raha tena ho avy izany💫
    Mba faniriako anie ry malala💫
    Tsy hanampetra ny antsika roa fa ho mandramaty💫
    Tsy ho ravan'ny taona,ho mafy orina❤️💞
    Eny ho lamban'akoho ka faty no hisarahana❤️💞
    Oh ry tsy foiko,ianao ilay tsy mahafoy ahy❤️💞
    Iriako ho lafatra ilay fitia na dia tsy tomombana💞❤️
    Izay no mba ventsom-poko ka manokaloiko❤️💞
    Satria malalako ianao❤️💞
    Oh malala oh,iaraha malala oh❤️💞
    Fa izaho tena tia efa hainao satria❤️💞
    Raha tsy nisy fo mitempo aho tsy tonga taty❤️💞
    Oh malala oh,iaraha malala oh❤️💞
    Fa izaho tena tia efa hainao satria❤️💞
    Raha tsy nisy fo mitempo aho tsy tonga taty❤️💞
    Mety ho sarotra,mety ho lava ,mety hanonja ny dia❤️💞
    Tsy ho lavitra fahavalo mety hisopatra akie❤️💞
    Fa ny tanjontsika iray ihany❤️💞
    Izay hisy anao de ho eo koa izaho❤️💞
    K a andeha re ry aiko hiaraka hamakivaky❤️💞
    Hatsiaka sy oram-baratra,iaraha-miafy❤️💞
    Hifampitsinjo n'aiza n'aiza haleha❤️💞
    Ka hiara-sambatra eo akaikinao aho❤️💞
    Dia nataoko hirahira fa tsy haritro❤️💞
    Ny tsy hikitika ny tanako ny fiainanao
    Raha mba ianao iny no lasa vadiko
    Dia feno antsika roa izao tontolo izao
    Rahovina ihany vao ho tanteraka
    Ilay faniriako efa elabe
    Fenoko vinany,fenoko mozika
    Raha tena ho avy izany
    Mba faniriako anie ry malala
    Tsy hanampetra ny antsika roa fa ho mandramaty
    Tsy ho ravan'ny taona,ho mafy orina
    Eny ho lamban'akoho ka faty no hisarahana

  • @ilainarakotondralambo4925
    @ilainarakotondralambo4925 3 ปีที่แล้ว +4

    Tena milay be , mampatsiaro ny fifankatiavako tamin'izay olona iray izay nandritra ny 5 taona , indrisy fa nanampetra ny anay, bravo be ho an'lisany fa aiko sahady lay hira

  • @hasinirinaaandriambola2774
    @hasinirinaaandriambola2774 3 ปีที่แล้ว +2

    aie aie aie une belle declaration na injato aza henoina de tsara be foana

  • @nahitachristian7543
    @nahitachristian7543 3 ปีที่แล้ว +3

    J'aime .. Toujours un peu de Mr Sayda dans une journée

  • @dssddd4732
    @dssddd4732 3 ปีที่แล้ว +4

    Tsara b tiako ! Milay nareo e! Alefaso foana Saida a! Milay b ilay partie any Atoni' ch👏👏👏👏

  • @anjajohnson2456
    @anjajohnson2456 3 ปีที่แล้ว +6

    Tsr loatra eh❤
    mampietsipo b😍👏🔥

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 3 ปีที่แล้ว +5

    Ndriiiiiiii tsara lotra💖💖💔💔😭😭😭tena tiko 💖mankasitraka nareo 2 lahy mirary soa hatrany 😘😘😘😘

  • @safidyramananirinjanahary5247
    @safidyramananirinjanahary5247 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsy hanampetra ny antsika roa fa ho mandramaty.................satria malalako ianao

  • @franciairikomanana9296
    @franciairikomanana9296 3 ปีที่แล้ว +8

    merci, j'adore la voix d'ATON'ICH

  • @arijoyrendiseur7154
    @arijoyrendiseur7154 3 ปีที่แล้ว +3

    Merci Sayda à 💐💖
    Je kiff trop 😘
    Merci merci merci ! 😀

  • @priscarakotonirina7640
    @priscarakotonirina7640 3 ปีที่แล้ว +1

    ❤️❤️❤️ mamy ery iz zan tena isanandro za mieno fa ts mety leo mintsy makasitraka fona eee

  • @mioramelines6220
    @mioramelines6220 3 ปีที่แล้ว +6

    Je suis émue à chaque fois que je l'écoute....Très belle chanson et très beau clip,Bravo à vous deux!

  • @onjaniainatsiky
    @onjaniainatsiky 3 ปีที่แล้ว +3

    😍 tiakooo loatra! Kanto hatrany

  • @pierreelyse9720
    @pierreelyse9720 3 ปีที่แล้ว +1

    mlay be le hira eeee! Alefaso Sayda an !

  • @miaranarastefano815
    @miaranarastefano815 3 ปีที่แล้ว +1

    D nataoko hirahira fa tsy aritro e... 😍 tsara ee

  • @mahefarandriamampionona212
    @mahefarandriamampionona212 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ilay hira e, merci Said

  • @raharimananalovaemilien3760
    @raharimananalovaemilien3760 3 ปีที่แล้ว +2

    Alefaso Sayda, mankasitraka e!

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 3 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka fa tsara eh 😍😍😍

  • @alissasoalaza5814
    @alissasoalaza5814 3 ปีที่แล้ว +4

    tiako eee , milay e 💗

  • @reineelie5320
    @reineelie5320 3 ปีที่แล้ว +2

    Enjana ianao ka! dia tena oe tsy hanampetra e!!!

  • @lemondedessportsandriana6860
    @lemondedessportsandriana6860 3 ปีที่แล้ว +4

    Mlay les r iz mtsam a...reo mdislike reo les ts gasy a....mifanohana ra mbola mbola gasy a...mankafy atram faran les r iz mtsam a....mlay les a...
    Mampanembon at antan lavitra aty e...mrar soa les a👌👊👊👊👍👍

    • @user-uf3wy6xn1d
      @user-uf3wy6xn1d 2 หลายเดือนก่อน

      😊😊😊😊😊😊😊

  • @karenmialitiana4693
    @karenmialitiana4693 3 ปีที่แล้ว +1

    merci Misie Sayda fa tena tsara loatra

  • @dinahasinarivo1590
    @dinahasinarivo1590 3 ปีที่แล้ว +5

    Chapeau , tena oe chapeau tena tsara loatra ilay arrangement

  • @mandafandresena8901
    @mandafandresena8901 3 ปีที่แล้ว +2

    tsara loatra .....tohizo hatrany fa izahay mankafy foana :)

  • @rafaelr8830
    @rafaelr8830 3 ปีที่แล้ว +8

    Mlay be ilay hira ❤️

  • @lovasoarakotonirina9985
    @lovasoarakotonirina9985 3 ปีที่แล้ว +10

    Itony ilay hira manintona anay handany méga ato @ TH-cam ❤

  • @fyannahnoumentsoa799
    @fyannahnoumentsoa799 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be !!!alefaso Sayda!!

  • @nomenazanahary464
    @nomenazanahary464 3 ปีที่แล้ว +4

    Aton'ich milay be ela, tena tsara feo be 💕 mianatra mandihy kel fotsiny de tena babo à 100% za 😁😁 hihi. Mafinaritra fa tohizo

  • @hanitriniainarazafintsalam4078
    @hanitriniainarazafintsalam4078 3 ปีที่แล้ว

    Iza hoa ilay vehovavy manao ilay coeur e, mba tianay ho hita

  • @pokamaka5073
    @pokamaka5073 3 ปีที่แล้ว +2

    Mlay be le anjaran i Antonich,, reveko beee

  • @Vid_Pets
    @Vid_Pets 3 ปีที่แล้ว +1

    tena reveko !!! alefaso sayda aaaaaaaaa!!!!

  • @ajateamihisa8814
    @ajateamihisa8814 3 ปีที่แล้ว +1

    Tiako tena tiako 😍😍😍

  • @andyandriamampianina8455
    @andyandriamampianina8455 3 ปีที่แล้ว +1

    Mlay les e😎toizo fona e! Alefaso Saydaaa😎😎

  • @kevinhassim8511
    @kevinhassim8511 3 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be ny fidiran'ny atonich milay ko neny sayda alefaso Sayda de Atonich miuzik

  • @andonirinarakotomanana6775
    @andonirinarakotomanana6775 3 ปีที่แล้ว +2

    Tiko lotra ity hira ity ❤️❤️

  • @nyubito
    @nyubito 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo eh, Misie milay 4ever, siora

  • @nyadala64
    @nyadala64 3 ปีที่แล้ว +1

    Kiiiiiii😭nsarak tamn bae ny maraina de naheno anty voaloany zao💔tsara ehhh😇

  • @harenaandria5964
    @harenaandria5964 3 ปีที่แล้ว +6

    En boucle depuis sa sortie
    Tena babo ah 🥰😁

    • @sachacarole
      @sachacarole 3 ปีที่แล้ว

      J'allais écrire la même chose, tsara loatra

  • @marcmaminirinamamout3024
    @marcmaminirinamamout3024 3 ปีที่แล้ว +1

    aiz ooo... tsy mety mande ilay izy

  • @nadiakaren1474
    @nadiakaren1474 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fa tena mamelombelona aina

  • @deidaraakatsuki9590
    @deidaraakatsuki9590 3 ปีที่แล้ว +4

    J'aime bien les chansons de Bollywood.
    Je ne comprend pas les paroles mais se qui m'intéresse et j'aime bien chez moi c la musique, la voix, la dance et tout ❤😍

    • @anjarafitahinanomeniavoras9610
      @anjarafitahinanomeniavoras9610 3 ปีที่แล้ว

      I am so that we have any to the way other than day to be the way to of the this email address and I am so I can have a few bit and I can you can you are you can

  • @lemondedessportsandriana6860
    @lemondedessportsandriana6860 3 ปีที่แล้ว

    Afa ian les n vazo gasy a....Kopatanana av at Allemagne e....toiz fa tsar r iz mtsam a✌👍👍👍👍

  • @BienvenuRandriarimanana
    @BienvenuRandriarimanana ปีที่แล้ว

    Tena fenonao MR SAYDA ny atao hoe Mpanakanto e. mankasitraka e, ary miandry hatrany ny tsara avy any aminao

  • @mariaharimiarana294
    @mariaharimiarana294 3 ปีที่แล้ว

    Mety ho sarotra,mety ho lava ,mety hanonja ny dia....

  • @volasoasarobidyranaivojaon9787
    @volasoasarobidyranaivojaon9787 3 ปีที่แล้ว +2

    Tena mahay mihira loatra lay bandy mitendry gitara ♥♥♥♥

  • @nomenjanaharyelysee1055
    @nomenjanaharyelysee1055 3 ปีที่แล้ว +1

    mlay eee! fa ela 2 kely vao nandeh
    alefaso les sayda a!!!

  • @miantsa344
    @miantsa344 3 ปีที่แล้ว +1

    Milay fa tohizo alefaso sayda

  • @claraandriamiharimanana6356
    @claraandriamiharimanana6356 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara e, bravo be.

  • @fenitrarakotofamola5150
    @fenitrarakotofamola5150 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra e!! Milay be

  • @beoletdominique1619
    @beoletdominique1619 3 ปีที่แล้ว +4

    TSara be mints 🥰🥰🥰

  • @ramasimananachristophe7425
    @ramasimananachristophe7425 8 หลายเดือนก่อน

    Tena tiako ity hira ity ❤

  • @LucienMonteurVideo
    @LucienMonteurVideo 3 ปีที่แล้ว +1

    Tiako 'lay vazo an! ❤

  • @fandresenacybele8383
    @fandresenacybele8383 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be 😍😍

  • @miorakt
    @miorakt 2 ปีที่แล้ว

    Tsss. Tsy misy réaction "J'adore" koa ti YT ti. Na dia ❤ aman-jatony aza ho ataoko @ ito hira ito. My Sayda's best song ❤❤❤❤

  • @yvonevans4845
    @yvonevans4845 3 ปีที่แล้ว +7

    Aurélie 😍❤️
    Mafy ity bandy akama ity!!😁 Alefa leka...

  • @tolotraraharoson2656
    @tolotraraharoson2656 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be a misaotra mr sayda a

  • @kevinhassim8511
    @kevinhassim8511 3 ปีที่แล้ว +1

    Mlay euh toizo fona👌👌👍👍❤❤😉😉👏👏🤩🤩😀

  • @lovanyainasafidyramananjat2328
    @lovanyainasafidyramananjat2328 3 ปีที่แล้ว +37

    J'adore la chanson, surtout la partie où Aton'ich a chanté 😍👏 trop top, alefaso foana Sayda a👏😎

  • @rikiberikibe2433
    @rikiberikibe2433 3 ปีที่แล้ว +2

    Milay tony hoa! hihihi

  • @alpharandriamahefa9870
    @alpharandriamahefa9870 3 ปีที่แล้ว +1

    MAHAFINARITRA BE ILAY HIRA EEEE

  • @brillantjaonarison4343
    @brillantjaonarison4343 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsy mety lany inspi mintsiny.... mlay e

  • @zolalainabeyoncazafimahave2853
    @zolalainabeyoncazafimahave2853 2 ปีที่แล้ว

    Quand j'ai entendu cet chanson j'ai animé et j'étais contente

  • @lazafanomezana980
    @lazafanomezana980 3 ปีที่แล้ว +1

    tsara be ,mahay mampiara-peo nareo

  • @hantatianaraveloarisoa6479
    @hantatianaraveloarisoa6479 2 ปีที่แล้ว

    😍😍😍 tsara loatra

  • @rabarijaonajoelha1454
    @rabarijaonajoelha1454 3 ปีที่แล้ว

    Tsara bé le duo😘😍😘😍

  • @rijaandriamady8109
    @rijaandriamady8109 3 ปีที่แล้ว +3

    Za maka lisaneeee!

  • @tylermarc6525
    @tylermarc6525 3 ปีที่แล้ว +2

    Tena top kosa ty hira ty

  • @mialyrakoto4134
    @mialyrakoto4134 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be 🎶❤️🎶

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 3 ปีที่แล้ว +4

    tiakooo ♥️♥️♥️

  • @justineflorancia474
    @justineflorancia474 2 ปีที่แล้ว

    Atsia izy roa kely tiko be nareo♥️🥰😘💐😚♥️😘💐😚♥️

  • @mikaraharison4910
    @mikaraharison4910 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka 👌 ❤

  • @minarazatovo5924
    @minarazatovo5924 3 ปีที่แล้ว +1

    tsara ee ! fa le toerana misy cabane kely io koa tsara be:)

  • @raheriniainamamitiana9908
    @raheriniainamamitiana9908 2 ปีที่แล้ว

    Mafatifaty Foana

  • @ashleyluna923
    @ashleyluna923 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ein 👏❤️🥰💝

  • @pathierands5208
    @pathierands5208 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be💗

  • @narindraratsimbazafy8596
    @narindraratsimbazafy8596 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be feoanao atonich 🥰

  • @vahatriniainaramaheninariv1127
    @vahatriniainaramaheninariv1127 3 ปีที่แล้ว +1

    tena efa mivoatra be kosa ny hira vita gasy ka...mariiiina e
    mlay be

  • @dylanecandis5015
    @dylanecandis5015 3 ปีที่แล้ว +2

    Satria malalako ianao ❤️❤️❤️

  • @manantsoaandomamy4482
    @manantsoaandomamy4482 11 หลายเดือนก่อน

    Alefaso sayda

  • @patricerahajaniaina3093
    @patricerahajaniaina3093 3 ปีที่แล้ว +1

    Waaaaw tsara lotra ty vazo ty....

  • @lorieannah1785
    @lorieannah1785 3 ปีที่แล้ว +3

    J'aime tellement ce chanson

  • @nivoandrianasolo4114
    @nivoandrianasolo4114 3 ปีที่แล้ว +2

    ❤❤❤tsara b le parole 👌👌👌👌

  • @fufamoma902
    @fufamoma902 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara bee🥰

  • @affranco9271
    @affranco9271 3 ปีที่แล้ว

    tsara a,mafinaritra ,fa tokon aton'ich no nihira voalohany

  • @hajathomas2799
    @hajathomas2799 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara en 😍😍😍❤️❤️

  • @sariakarakotoarimanana4754
    @sariakarakotoarimanana4754 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be 😊

  • @rajoelisonradoniainafelici4432
    @rajoelisonradoniainafelici4432 3 ปีที่แล้ว +1

    Ankafiziko👍👍👍👍

  • @oliviaandradiarijo7458
    @oliviaandradiarijo7458 2 ปีที่แล้ว

    Alefaso Sayda😄😁❤️

  • @andriantsoasitraka8048
    @andriantsoasitraka8048 ปีที่แล้ว

    tohizo fa tsara less ah

  • @philippegalbanrandrianjato8811
    @philippegalbanrandrianjato8811 3 ปีที่แล้ว +3

    Trop cool!

  • @soamiadanavaleriezomanandr7560
    @soamiadanavaleriezomanandr7560 3 ปีที่แล้ว +1

    MILAY FONA EEE ALEFASO MIANDRA

  • @fitiavanarakotoarimalala1406
    @fitiavanarakotoarimalala1406 3 ปีที่แล้ว +4

    tikouuuuu ^^

  • @Senieyou
    @Senieyou 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra e😍❤❤❤💓💖💜💗💞💟surtout le feoan le guitare😍😘

  • @myloneandriatsifalamboariv1698
    @myloneandriatsifalamboariv1698 3 ปีที่แล้ว +1

    Milay foana lesy e .

  • @fitahianafitahiana4272
    @fitahianafitahiana4272 3 ปีที่แล้ว +2

    J'AIME TROP💖💖💖💖💖

  • @natanaelarazafinjatovo6838
    @natanaelarazafinjatovo6838 2 ปีที่แล้ว

    Tsara eee 😍😍😍

  • @rasamimananamartin6772
    @rasamimananamartin6772 2 ปีที่แล้ว

    Tsara letsy e ❤️❤️❤️

  • @andrianinaandriamarozaka2301
    @andrianinaandriamarozaka2301 3 ปีที่แล้ว +1

    tsara be le feon Aton'ich a

  • @tsiryrak9617
    @tsiryrak9617 3 ปีที่แล้ว +2

    Le instrum nalain tam le vazo vazah ray zay..mlay le instrum