Androany aho vao nihaino ny hiran'i Msé Sayda fa mipao-tsatroka eeee! Mety ary ao tsara ny arrangement, ary tokony manao version accoustique maromaro ohatr'izao foana
mahafinaritra misie Sayda ah,ny mb hiriako dia ny mb anaovanao an'lay mozika otran'zao foana fa lasa manimb image be atsika avy aty mada le playback otran'ny taloha,mankasitraka eh, zah maka an,lah foana les ah,
milay b fona ity live ity hatram zao, kôzy e
🤛🤛🤛
Chapeau au guitariste et le mec à la batterie, sans oublier le "feo lafika"
Mila mitravy feo tsara Misie fa zatra autotune loatra angamba
Mahavoa be zany guitariste zany. Milay
Merci les dad a!!
Je n'ai jamais eu l'occasion d'assister à tes concerts mais j'en rêve toujours, j'adore tes chansons, les slows srtt
Le Sayda que j'aime (y) Alefaso Sayda (y)
Ilay mpitendry kosa milay e! Fa Misie tena mila trav be. Ohatra hoe tsy tomponkira izany ilay mihira fa tanora hafa ilay manao fifaninana ireny.
Tena oe Tsara 😍
mlaii lisany eh! 🔥🔥🔥 tsy voatery itovy gadona vao afaka miara-miasa mamoaka zvtr mlay otranzao! Mlaii 👍
J'adore toutes les chansons de Misie Sayda.
Androany aho vao nihaino ny hiran'i Msé Sayda fa mipao-tsatroka eeee! Mety ary ao tsara ny arrangement, ary tokony manao version accoustique maromaro ohatr'izao foana
Merci Sayda pour ta musique 🙂😊👍
30 minutes de pur bonheur.... misaotra misie Sayda aaaa
kozy ve?
Je difuserai à mon restaurant le 21 juin
Merci misié Sayda
Mlay less Sayda a!Alefaaaa
Bravo! Alefa Sayda!
Tsara! 😊😊
Tsara les bainina a(🇲🇺)
j'aime be mihitsy :)
Tena tsara eh
J'aime.Tsara loatra.
Misie M’lay eeee🎸🎸🎸🎸🎸
Tsara be ❤️
Tsara ilay feeling ^_^ angamba tokony nampiakarina kely 1/2 ton na 1 ton ny clé
WTF, where’s the food? O ry ti ah, f**k, Aiza ny sakafo? Tsy laitra ilay resaka!! Ankoatra izany dia tiako ny hiranareo, fitiavana foana e🇲🇬❤️
tsara !
Tsy tafavoaka le feo aii
Hafahafa be !
Efa nataotaonao.zany Mme Lalatiana 😂
mahafinaritra misie Sayda ah,ny mb hiriako dia ny mb anaovanao an'lay mozika otran'zao foana fa lasa manimb image be atsika avy aty mada le playback otran'ny taloha,mankasitraka eh,
zah maka an,lah foana les ah,
Tsara b le guitare fotsn
05:57 The bones-Maren Morris sy Saturday Nights- Khalid izany feon kira izany. Sinon matsiro kokoa rehefa version acoustique ny ataon i Sayda.
Bonjour,
Inona kay le hira voalohany ataon i Sayda ato fa tena tsara b
Tsy hanam-petra ny lohaten'ny ilay hira
otrzan zan rhf tsis autotune xd