Mr SAYDA - ILAY TIAKO INDRINDRA (Official Video 2019)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 327

  • @misiemahery
    @misiemahery 5 ปีที่แล้ว +79

    ❤ Mr Sayda >>> ILAY TIAKO INDRINDRA ❤🎶
    Fitiavana no hiantsoko anao tsy noterena e
    Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena e
    Manana anao zah dia manan-karena e
    Mmmm
    Hatram'ny mbola kely aho de efa nanantena
    Hoe indray andro any mbola hifanena e
    Amin'ilay fitiavanao izay volamena e
    Eh yeah
    Fa tsisy lafatra ohatran'ny oe mifankatia
    Raha Hiankavanana tarito miankavia
    F'ianao ny anjely mpiambina izay lalako e
    Ka antsoiko hoe malalako e
    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    Tsy hoe resaka maintso, na resaka mena
    Fa mandeha ho azy daholo daholo
    N'inon'inona couleur a
    Fiv:
    Ka fitiavana no hiantsoko anao
    Ilay tiako indrindra
    Tompon-daka tao am-poko ianao
    Ilay mahay mandrindra
    Ny fidobokin'ny foko e
    Tsy akamadika ny loko e
    Tsy mba natahorana hoe hiofo e
    Izay ilay tsy afoizako anao
    Fitiavana toy ny orana izay mandalo
    Mety ho erikerika tondra-drano
    Mety ho tso-drano izy ka hampifaly
    Na koa loza voajanahary
    Fa io fitiavana io koa mety makarary
    Mampikorontana ka tsisy raha manjary
    Firy isan-jato no efa kobo fa mijaly
    Aretim-pitiavana
    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    Tsy hoe resaka maintso, na resaka mena
    Fa mandeha ho azy daholo daholo
    N'inon'inona couleur a
    Fiv:
    Ka fitiavana no hiantsoko anao
    Ilay tiako indrindra
    Tompon-daka tao am-poko ianao
    Ilay mahay mandrindra
    Ny fidobokin'ny foko e
    Tsy akamadika ny loko e
    Tsy mba natahorana hoe hiofo e
    Izay ilay tsy afoizako anao
    Fitiavana no hetsoko anao tsy noterena e
    Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena e
    Manana anao zah dia manan-karena e
    Mmmm
    Hatram'ny mbola kely aho de efa nanantena
    Hoe indray androany mbola hifanena e
    Amin'ilay fitiavanao izay volamena e
    Eh yeah
    Fa tsisy lafatra ohatran'ny oe mifankatia
    Raha miankavanana tarito miankavia
    F'ianao ny anjely mpiambina ny lalako e
    Ka antsoiko hoe malalako e
    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    Tsy resaka maintso, na resaka mena
    Fa mandeha ho azy daholo
    N'inon'inona couleur a
    #Mr_Sayda
    #ILAY_TIAKO_INDRINDRA

    • @nixfianar6585
      @nixfianar6585 4 ปีที่แล้ว +1

      Tiako eh😘😘😘😘😘😘

  • @cristienyuri4762
    @cristienyuri4762 5 ปีที่แล้ว +5

    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    ILAY TIAKO INDRINDRA❤😍
    tiako loatra❤❤,,,, Mankasitra Mr SAYDA FA TENA TSARA

  • @rijaxravel4478
    @rijaxravel4478 5 ปีที่แล้ว +3

    Mr SAYDA - ILAY TIAKO INDRINDRA (Official Video 2019) Waw mlay rangah aaa😲😲toizo fa mlay ee🤗😁Sur rangah Sayda👊👊

  • @nandrianinarandrianarison7065
    @nandrianinarandrianarison7065 2 ปีที่แล้ว

    Merci. D'avoir créé ses. Chansons qui eisepire. Les gens merci. D'avoir changer. Ma vie

  • @hasinarivodina5768
    @hasinarivodina5768 5 ปีที่แล้ว +1

    Alefaso Sayda a 😍😍💪💪 tena tsara e, tsy resaka fanatisma io na fahataràna fa tena tsara be hira e 💙💙💙💛💛💛💛

  • @ElyaffaMohamed
    @ElyaffaMohamed 5 ปีที่แล้ว +36

    Mr SAYDA y'a pas deux comme lui ! un autre délire il t'envoie sur une autre planète ! Trop bien ce Son 🔥🔥🌎

  • @fetrarisonzaris4223
    @fetrarisonzaris4223 4 ปีที่แล้ว +1

    fitiavana no iantsoko anao ts mba noterena eh.....😘😘😘😘

  • @ainaraobentsoa1504
    @ainaraobentsoa1504 4 ปีที่แล้ว

    Atolotro ho an'izay olona iray izay. Nampidoboka ny foko atr@ mbola kely ka atr@ zao. Topondaka ao ampoko enao😍😍😍

  • @mialisoafiononantsoafandre5714
    @mialisoafiononantsoafandre5714 4 ปีที่แล้ว

    Raha zao no kalon’ny fahiny hasehoko ny arrière petits-enfants de mba fière iany 😊😊😊

  • @ericksombiniaina
    @ericksombiniaina 5 ปีที่แล้ว +4

    Tu ne cesseras jamais de m'épater Mr Sayda, tu seras toujours mon chanteur préféré! je kif graves tes musiques! Merci!

  • @maminiainalavakely8398
    @maminiainalavakely8398 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tiko ka ts afaka ambavako Sayda ah ❤❤💖💖💖

  • @ranaivoharisoazaratianaodi846
    @ranaivoharisoazaratianaodi846 5 ปีที่แล้ว +10

    Date de sortie: 29 oct 2019
    30 oct 2019 à 13h 05 min :127ème commentaires! ohhh lalalalala!! c'est de la magie !
    alefaso Sayda aaaa!! mlay be nama aaa!

  • @rajonhsonrafazy7132
    @rajonhsonrafazy7132 5 ปีที่แล้ว

    Milay zoky mila vokatra miakatra ny mpakafy respect !!!!!!!!!!!

  • @callback2001
    @callback2001 4 ปีที่แล้ว

    Tsy lafatra ohatran ny hoe mifankatia
    Fa fitiavana no hiantsoko anao
    Ilay tiako indrindra any hianao izay ....

  • @tamby2546
    @tamby2546 4 ปีที่แล้ว +2

    je l aime tellement que je l ai deja ecouter plus de 20 fois sur youtube

  • @aicharazafite6112
    @aicharazafite6112 5 ปีที่แล้ว +2

    Ok mec a ! Milay otran mahazatra ! Maka anlah foana zay😍😘❤💚💜

    • @aicharazafite6112
      @aicharazafite6112 4 ปีที่แล้ว

      Pn Razayh ihan ity le couple mpakafy anlah aty Paris kopy elah zay !!😉😊😄

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 5 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ô fa tena tsara be 😍🥰🥰🥰🥰🥰

  • @laulakengweng3177
    @laulakengweng3177 4 ปีที่แล้ว

    Tsy resaka vola io; tsy resaka harena...
    Ka Fitiavana no iatsokou anao, lay tikou indrindra🎶🎶🎶

  • @ymeldahaingonirina7352
    @ymeldahaingonirina7352 2 ปีที่แล้ว +1

    Hanta kely😍😍😍😍tsara be !!

  • @nambykely1779
    @nambykely1779 5 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fa tena tsara e ❤😍😍😍❤
    Afa po be mintsy 💙💜💚

  • @jeannotrabe6485
    @jeannotrabe6485 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara sy marna le tono-kira😍😍😍

  • @Bradleystonne23
    @Bradleystonne23 11 หลายเดือนก่อน

    Mbola tiako fona ity hira ity ❤❤

  • @fyannahnoumentsoa799
    @fyannahnoumentsoa799 5 ปีที่แล้ว +2

    Mlay ranga Sayda io an!!!! milay dôly ny hiranao eee!!Alefaso Sayda aaaaa!!!!

  • @jonatanasinary2575
    @jonatanasinary2575 3 ปีที่แล้ว

    milay letsy n vazon' ela a!!! tohizo baina...

  • @mireamalalaniainaraz8042
    @mireamalalaniainaraz8042 4 ปีที่แล้ว +2

    Tiko be le hira! !😄❤

  • @razafindrakotonyhasina4400
    @razafindrakotonyhasina4400 5 ปีที่แล้ว +1

    Milay lesy ee!!! 👌👌👌 mankasitraka e!!!

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 5 ปีที่แล้ว +2

    Zay lay tsy ahafohizako anao 💗💗

  • @rosealyssa2861
    @rosealyssa2861 4 ปีที่แล้ว

    ka fitiavana no iantsoko anao
    lay tiko indrindra ♥️💌

  • @volatianaravelonjatovo692
    @volatianaravelonjatovo692 4 ปีที่แล้ว

    Tena babo be aho amin'ity hira ity ❤️❤️❤️❤️❤️

  • @andriannlisana4355
    @andriannlisana4355 5 ปีที่แล้ว +1

    Mister Lover Aka Mr Sayda. Si t'es en manque d'amour, affection ou t'arrive pas à dire ton amour autours de toi , écoute Sayda , il te dira quoi faire. Milay faona le lova . 🧡💚💙💙💜🖤♥️💘💝

  • @lucasmampionona7892
    @lucasmampionona7892 4 ปีที่แล้ว +1

    lavitra b le inspiration,,kanto lotra,,

  • @TheMTahina
    @TheMTahina 4 ปีที่แล้ว

    Tsy atahorana hiofo eeee, Lafatra ilay tiako indrindra e

  • @mampianinaliantsoa4940
    @mampianinaliantsoa4940 5 ปีที่แล้ว +2

    tellement merci Mr Sayda ca touche le coeur

  • @landrynant3629
    @landrynant3629 4 ปีที่แล้ว

    tsy resaka vola tsy resaka harena!!!!!

  • @mioraran3348
    @mioraran3348 2 ปีที่แล้ว

    Tiako be ty hira ty ❣

  • @annickzafady4715
    @annickzafady4715 4 ปีที่แล้ว +3

    "... Tsy resaka vola io
    Tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena ...!"
    Ny tononkira, ny son tena wow 🙏🏼 #Respect Sayda a!

  • @ashleynomenjanahary694
    @ashleynomenjanahary694 5 ปีที่แล้ว

    Ilay tiko indrindra "Pour toi mon coeur "...tsapako mints mankasitraka

  • @rakotochristiannoel8192
    @rakotochristiannoel8192 3 ปีที่แล้ว

    Milay Saida a, na tonony na feony , eny hatramin'ny raki-tsary koa ary

  • @andrimananarakotoarisoa2602
    @andrimananarakotoarisoa2602 5 ปีที่แล้ว

    Sur mintsy, mande oazy daolo nininona couleur💪💪💪👌

  • @tokynyaina7638
    @tokynyaina7638 5 ปีที่แล้ว +1

    Mlay les MSayda....afa fona zan oe texte Sayda zan
    CA Töyk TEAMMISIEMLAY

  • @metoolegentleman8091
    @metoolegentleman8091 5 ปีที่แล้ว

    Alefaso Sayda ah, milay le vazo oh!!!

  • @franciaorielleraharison7510
    @franciaorielleraharison7510 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiko indrindra am hira an Mr Sayda hatreto 👍
    Ho an’lay mahay mandrindra ny fidoboky ny foko, zay lay tsy ahafoizako anao ♥️

  • @moizyraharinjatovo5994
    @moizyraharinjatovo5994 4 ปีที่แล้ว

    Zaza iaran'ilalao tsy nifakafoy nanao cachecache t'amin'izany.j'adoré révenuant dans passés.

  • @jeanyves3999
    @jeanyves3999 11 หลายเดือนก่อน

    Tsotra fotsiny : kanto loatra , j'adore ❤

  • @sergiorasol6844
    @sergiorasol6844 4 ปีที่แล้ว +1

    Marina zany SAYDA 💪👍✌

  • @MevafanoaRANOARIMANANA
    @MevafanoaRANOARIMANANA 3 หลายเดือนก่อน

    mafy eh ; tohizo fa tsara
    👍👍👍

  • @ninaratoavinarivo8906
    @ninaratoavinarivo8906 5 ปีที่แล้ว +1

    Tonga dia tiako avy hatrany!!

  • @jamesandrianjafy8016
    @jamesandrianjafy8016 5 ปีที่แล้ว

    Surrrr mihitsy Mr Sayda a!!!! Mandona be foana ny vazo avoakanao e!!!

  • @annarafanomezantsoa2020
    @annarafanomezantsoa2020 5 ปีที่แล้ว +2

    Merci mr Sayda...Tsara loatra❤️❤️

  • @ranomafanarivaldhy4147
    @ranomafanarivaldhy4147 5 ปีที่แล้ว

    Merci zok sayda aaaa. Zah maka anao hatrany eee. Reveko be l vazo aaa

  • @marinojend8034
    @marinojend8034 5 ปีที่แล้ว

    Chapeaux les jah tafita l afatra 💪💪💪👉👊👊👊👊👊👊👊👊👊👈

  • @ounchyniriamasson6996
    @ounchyniriamasson6996 3 ปีที่แล้ว

    Ndrryyyy any izay ilay malalako eh.

  • @henintsoarakotomanana6891
    @henintsoarakotomanana6891 5 ปีที่แล้ว

    alefasoa Sayda fa ,ilay foan zavatra atao se aaa

  • @ntsprass6836
    @ntsprass6836 5 ปีที่แล้ว

    Là, un autre page se tourne , la génération Mr Sayda est bel et bien là

  • @ericarakotonirina822
    @ericarakotonirina822 3 ปีที่แล้ว

    Tsy mety leo miheno ny hiran Sayda

  • @rafaelr8830
    @rafaelr8830 5 ปีที่แล้ว +3

    Milay beeeeeeee😍

  • @soafararakotomalala8319
    @soafararakotomalala8319 3 ปีที่แล้ว +1

    Toky Randritiana 💖💗💙💚💛💜

  • @mimithlr
    @mimithlr ปีที่แล้ว

    Tsara lotra ❤ n’a ny hira n’a ny clip top 👌

  • @dylanrakotoarimanana8466
    @dylanrakotoarimanana8466 3 ปีที่แล้ว

    Mlay be ranga n hiranao sayda a

  • @rinasoasoazy1854
    @rinasoasoazy1854 4 ปีที่แล้ว

    Sambatra izay olona toloranao an’io hira io Mr Sayda

  • @babbyjeyi1054
    @babbyjeyi1054 4 ปีที่แล้ว +21

    Tonony:
    Couplet 1:
    Fitiavana no iantsoko anao tsy noterena eh,
    Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena eh,
    Manana anao zah de manankarena eh,
    uuumh
    Atram mbola kely ah defa nanantena eh,
    Oe ndray andro any mbola hifanena eh,
    Amlay ftiavanao zay volamena eh!
    Yeeeeeeh
    Fa tsisy lafatra otran oe mifankatia,
    Rah iankavanana tarito miankavia,
    F'ianao no anjely mpiambina zay lalako e,
    Ka antsoiko hoe malalako e,
    Réf:
    Tsy resaka vola io,
    Tsy resaka arena,
    Fa rah vitan'ny vola io,
    Efa nifanerena,
    Tsy hoe resaka maintso,
    Na resaka mena,
    Fa mandeh hoazy dôly dôly n'in n'in coulera,
    (Ka ftiavana no iantsoako anao,
    Lay tiako indrindra,
    Tompondaka tao am-poko ianao
    Lay mahay mandrindra,
    Ny f'dobokin'ny foko eee,
    Tsy ankamadika ny loko eee,
    Tsy mba natahorana hoe ihofo ee,
    Zay lay tsy ahafoizako anaaaaou) ×2
    Couplet 2:
    Ftiavana toy ny orana zay mandalo,
    Mety ho erikerika tondra-drano,
    Mety ho tso-drano izy ka hampifaly,
    Na koa loza voajanahary,
    Fa io ftiavana io koa mety mankarary,
    Mampikorontana ka tsisy rah manjary,
    Firy isanjato no efa koboko fa mijaly,
    Aretim-mpitiana
    Réf:
    Tsy resaka vola...
    Couplet 1:...
    Réf,
    ...

  • @waellahkiffeuse399
    @waellahkiffeuse399 5 ปีที่แล้ว

    Tsara be sad hiram pitiavana amin le ts afoizako an Mr Sayda😍😁

  • @soamiadanavaleriezomanandr7560
    @soamiadanavaleriezomanandr7560 3 ปีที่แล้ว

    Merci pour l'inspiraka fa tena Milay 💖💖💖

  • @tefyrakotoarimanana3135
    @tefyrakotoarimanana3135 4 ปีที่แล้ว

    Tsara lets ry Misie a..tohizo ny fisondrotana any amin ny ambony indrindra e 👊👊

  • @IdealyFitia
    @IdealyFitia ปีที่แล้ว

    ❤💔TIKO BE ILAY HIRA ;MISAOTRA BETSAKA RY ILAY MPAMORONA💋🖖👫🍍🍇🍓🥤🥂

  • @kevinandriamarozaka7456
    @kevinandriamarozaka7456 4 ปีที่แล้ว +1

    Ny fidobokin'ny foko, tsy aka madikan'ny loko 👊👍 (SAYDA)

  • @stevenbolave6177
    @stevenbolave6177 5 ปีที่แล้ว +2

    H&K ils sont trop mimssss 👀👀❤️❤️

    • @Aly938
      @Aly938 5 ปีที่แล้ว

      💣❤️ H&K

  • @fanomezantsoarakotoarimana4758
    @fanomezantsoarakotoarimana4758 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Mr Sayda aa tsara lay vazo eeeeeeeee

  • @andriantsoasitraka8048
    @andriantsoasitraka8048 ปีที่แล้ว

    ilay fitiavana tatsoiko anao ilay tiko indridra

  • @oceanerenatta3270
    @oceanerenatta3270 5 ปีที่แล้ว +10

    J'adore 💓 Celui que j'aime le plus 💖💖

  • @andriantsoaonja9474
    @andriantsoaonja9474 5 ปีที่แล้ว

    Tsara e!!! Mankasitraka zoky be Sayda a!!

  • @hillarievero1208
    @hillarievero1208 5 ปีที่แล้ว +2

    milay b Sayda à😀😉👏❤

  • @hasimbolaniainarobson2209
    @hasimbolaniainarobson2209 5 ปีที่แล้ว +8

    tiako loatra, dédicace pour mon amour, le seul et unique, je l'aime si fort

  • @laureneramamonjisoa7528
    @laureneramamonjisoa7528 4 ปีที่แล้ว

    Paroles ❤ ILAY TIAKO INDRINDRA ❤
    Fitiavana no hiantsoko anao tsy noterena e
    Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena e
    Manana anao zah dia manan-karena e
    Mmmm
    Hatram'ny mbola kely aho de efa nanantena
    Hoe indray androany mbola hifanena e
    Amin'ilay fitiavanao izay volamena e
    Eh yeah
    Fa tsisy lafatra ohatran'ny oe mifankatia
    Raha miankavanana tarito miankavia
    F'ianao ny anjely mpiambina izay lalako e
    Ka antsoiko hoe malalako e
    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    Tsy hie resaka maintso, na resaka mena
    Fa mandeha ho azy daholo daholo
    N'inon'inona couleur a
    Fiv:
    Ka fitiavana no hiantsoko anao
    Ilay tiako indrindra
    Tompon-daka tao am-poko ianao
    Ilay mahay mandrindra
    Ny fidobokin'ny foko e
    Tsy akamadika ny loko e
    Tsy mba natahorana hoe hiofo e
    Izay ilay tsy afoizako anao
    Fitiavana toy ny orana izay mandalo
    Mety ho erikerika tondra-drano
    Mety ho tso-drano izy ka hampifaly
    Na koa loza voajanahary
    Fa io fitiavana io koa mety makarary
    Mampikorontana ka tsisy raha manjary
    Firy isan-jato no efa kobo fa mijaly
    Aretim-pitiavana
    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    Tsy hoe resaka maintso, na resaka mena
    Fa mandeha ho azy daholo daholo
    N'inon'inona couleur a
    Fiv:
    Ka fitiavana no hiantsoko anao
    Ilay tiako indrindra
    Tompon-daka tao am-poko ianao
    Ilay mahay mandrindra
    Ny fidobokin'ny foko e
    Tsy akamadika ny loko e
    Tsy mba natahorana hoe hiofo e
    Izay ilay tsy afoizako anao
    Fitiavana no hetsoko anao tsy noterena e
    Io tsy nasiko fetra tsy mba nofefena e
    Manana anao zah dia manan-karena e
    Mmmm
    Hatram'ny mbola kely aho de efa nanantena
    Hoe indray androany mbola hifanena e
    Amin'ilay fitiavanao izay volamena e
    Eh yeah
    Fa tsisy lafatra ohatran'ny oe mifankatia
    Raha miankavanana tarito miankavia
    F'ianao ny anjely mpiambina ny lalako e
    Ka antsoiko hoe malalako e
    Tsy resaka vola io, tsy resaka harena
    Fa raha vitan'ny vola io efa nifanerena
    Tsy resaka maintso, na resaka mena
    Fa mandeha ho azy daholo
    N'inon'inona couleur a
    #Mr_Sayda

  • @fenosoaraharijaona7202
    @fenosoaraharijaona7202 4 ปีที่แล้ว +1

    Sayda forever😘🤗🤗

  • @sylvianerasamoelina4609
    @sylvianerasamoelina4609 4 ปีที่แล้ว

    mahafinaritra eeh!😍

  • @hasinaandrianavanona1950
    @hasinaandrianavanona1950 4 ปีที่แล้ว

    fantanina manitikitika rehefa makany andafy ve de mila mijery gauche droite vo mepita

  • @ramamonjisoaherimanana8985
    @ramamonjisoaherimanana8985 5 ปีที่แล้ว +1

    Mipetraka tsara lesy hafatra a. Six be amin ilay ritsoka😎😎

  • @hasinaarim9914
    @hasinaarim9914 4 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ilay hira,merci mr Sayda

  • @ryanrabe9410
    @ryanrabe9410 4 ปีที่แล้ว

    Fitia 😻💑💗💖💘tsara sady Milay

  • @bakarykeziejahsolla2578
    @bakarykeziejahsolla2578 4 ปีที่แล้ว +1

    Mlay be alef Sayda a

  • @falirakotomalala4168
    @falirakotomalala4168 5 ปีที่แล้ว

    mlay fon ee, Alefaso Sayda aa
    Mankasitraka eee

  • @dadazokynirainirakoto2246
    @dadazokynirainirakoto2246 4 ปีที่แล้ว

    tiako lesty ny hiran 'ela an! milay é, tohizo fa tsara

  • @natioramilay3374
    @natioramilay3374 4 ปีที่แล้ว +1

    tiko le vazo, dedicace kely ho an'ilay olona iray zay!

  • @ramanandraitsiorytsitohain9246
    @ramanandraitsiorytsitohain9246 5 ปีที่แล้ว

    Merci Ra Maitre a ..Milay foana e

  • @hariveloangela994
    @hariveloangela994 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiako be ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @andriamihaminanjato1333
    @andriamihaminanjato1333 5 ปีที่แล้ว

    merci mr sayda tonga lafatra le hira

  • @jedidiaramaroson8854
    @jedidiaramaroson8854 4 ปีที่แล้ว +3

    The song that makes you in love, in the blouzzz! Just wonderful...

  • @onjaniainatsiky
    @onjaniainatsiky 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena lafatra ❤❤❤

  • @lalamionnet2822
    @lalamionnet2822 2 ปีที่แล้ว

    Tiko ity hiry ity ❤

  • @kelyrova2182
    @kelyrova2182 4 ปีที่แล้ว

    Tsara lotra ❤️❤️🥰 driiiiii tsara be lotra ! 👌👌👌

  • @music4life809
    @music4life809 4 ปีที่แล้ว

    norme e!!! mpakafy hatrany lesy sayda ah!!!

  • @floranciamamitina2770
    @floranciamamitina2770 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Mr Sayda a😘

  • @voaharyrandria3855
    @voaharyrandria3855 5 ปีที่แล้ว +1

    😍😍 tsara be

  • @rakotoarimananarajo4457
    @rakotoarimananarajo4457 4 ปีที่แล้ว

    Sura mitsy lesy Saida ...zah maka anlah e .. teny ampandrana teny e ....ry mmlv teo am stenny teo ;)

  • @germaingasy3507
    @germaingasy3507 5 ปีที่แล้ว

    Raha hiankavanana tarito miankavia❤️🇲🇬🙏

  • @wilmamahalera2178
    @wilmamahalera2178 4 ปีที่แล้ว

    Tsara lotra! ❤️ tena en boucle, tsy mankaleo mintsy

  • @mialyrakoto4134
    @mialyrakoto4134 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara lotra, bravo 😍👌

  • @rakotoniainanicolas8791
    @rakotoniainanicolas8791 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci Sayda jaim

  • @nazializa7625
    @nazializa7625 4 ปีที่แล้ว

    Tiako ee 💝