Hmmm ▶️❣️... ça explique pourquoi les hommes ne mettent jamais fin à une relation, ils laissent toujours la porte ouverte au cas où...."Mbola Tia ana ianao eee " hihihih , bravo Sayda
Tu vois Mr Sayda j'ai 16 ans jveux realiser mes reves les plus fou tu joue un role important dans ma vie car tes musique me touchent beaucoup trop je te remercie d'exciste 😍😘
Ça doit être la chanson du moment liker si vous êtes d'accord merci Mr Sayda et bravo 😎👍👍👊👊
Hmmm ▶️❣️... ça explique pourquoi les hommes ne mettent jamais fin à une relation, ils laissent toujours la porte ouverte au cas où...."Mbola Tia ana ianao eee " hihihih , bravo Sayda
Tout à fait vrai 😁😁
Oui je confirme 👌😅😅. KATUCIA ANNIE
Ary tsapanareo vehivavy ian kay le love anh,merci e
Tononkira fotsiny ihany ka. Entina mampatsiahy hoe tena nisy ilay fitiavana satria rehefa tafasaraka mantsy vao tena tsapa...
@@marius7151 bien sûr que ouiii
Mafy rangah ty vazo ty a ❤️🔥❤️🔥 Novembre 2024 mbola ato fona
Misaotra lesy Sayda
Milay eee natolotr'ilay bandy tiako 'zay indrisy fa tena ilay niainanay lay hira merci Sayda
❤️Tsara lotra bravo 👏
Tokony misy sipa mamaly zao
Oe zah ko mbola tianao 😁
Mlay les sayda a....manohana fn e...kopatanana av at Allemagne les a....revenay b ela a...mazotoa les a.. mrar soa les a...mazto e👍👍👍👍👊👊
Chapeau lesy Miandra, tu assures sur toutes les lignes, que des souvenirs. raTeddy lesy👊
Mankasitraka Saïda ! Tsy anjara eh!
Nefa aza adino fa tia anao aho
Raha sendra mahatsiaro any aoriana mandalova
Fantatrao fa ny adiresy ko tsy miova
Miandry anao aho fa tia anao aho ❤
Sayda
Je suis fan de toi 💜💜
TA DÉRAILLER LE BOUTON 🚨Replay. 2020.
VERY GOOD. CONTINUE AINSI.
Tena tsara tena tsara ❤️ ny rythme ny tonokira tena mis talenta🤙🏼
Je t'adore sayda
Je sui ton 1 fane depui
Ton premier chanson
Tsara kousa ty hira ray ty. Tafita tsara ny hafatra :) :)
c'est la réalité!!!!!kiasy be zoky sayda !!
Tsotra be fa marina! Mankasitraka Sayd!
Nsooooo tiko bee❤
Tiko be daholo ny hiranao Mr sayd
mirary soa ho anao aho, na mbola tia anao ara!!! ndriiii
Prémière vue tonga ihany lé izy makansitraka mr sayda👊🤩❤️
mlay eee, tiako le hira ❤️❤️❤️
Mankasitra fa milay le vazo ee! Tiko be 💙💙😘😘😘😘🎵💜💜🎶
Tu vois Mr Sayda j'ai 16 ans jveux realiser mes reves les plus fou tu joue un role important dans ma vie car tes musique me touchent beaucoup trop je te remercie d'exciste 😍😘
tantara, hafatra, tiako eee ❤
Mankasitra fa tena mlay le inspiration
Tsara be ny hiranao Sayda ...tiako doli zay mivoaka. Merci
❤❤ matsiro n talo e e
mankasitraka aloha e ! efa sasa niandry ! Tsara be 💕💕💕😘😘😘
Bravo👏🏻tonga @fo nahy mits le texte aloa zay anisany mampiavaka anao zokiko 👊🏻👊🏻❤👏🏻💪🏼🙈
Ty manakambara akôtran we alefaso sayda zah rangah🔥🙏
Tafita lay hafatra, mankasitraka ❤️
Mr Sayda sait comment nous faire chavirer le cœur 🥰😍 mbola tia anao aho . Bravo 🥰
Manja be le sipa💖
Mon artistes préférés du monde, merci beaucoup Mr sayda 😁😁😁😁😁
kkkkk
Mafy ela dada an...🔥👉🏽🥰💞
Mlay le Hira ka! petite pensée ho anle olona voakasika!....
Milay e ! Alefaso Sayda
Tena history ako io Saïd a!tiko lohatra,merci!!!!
Chapeau less Sayda ah, Mpanakanto feno elah!! Ny tonony , ny arrangement rehetra2 ao tsara.
Misaotra e , Tsara be ♥️
Milay kia le inspiraka! Merci bcp😘😘😘😍😍😍😍
Milay lesy Mr Sayda✌️👊
Atsiarovako ny lasako❤ 😢
Marci lessy rall aa👍
mr sayda il est tout terrain c est incroyable
Peut-être la chanson de l'année, clip 8/10 paroles 10/10 instrus 9/10 Rien à dire Mr sayda 👏👏👏
Mankasitraka lalandava Miandra a :) tena mandona foana ny paroles, ny gadona tsy lazaina tsouny 🥰😍 mirary soa ho tonga @avo indrindra
Vao nivoaka dia tiako be , sur ranamana a ankafiziko foana 🤩😍
misaotra lesy ahh hoan nlah mintsy nanoratako anio hira io bisous
Mafy le Mr Sayda eh
tsara B le vazo... tohizo baina aaa! bravo
Perfect Mr Saïda 😍
Tononkira Sayda ❤️❤️❤️ tiako foana izay mivoaka. Chapeau 🙏
Tiko lotra😍 n'a d ef tam 14h ar zay n niandry😂😂
Normb lets👍👍
Tiako jiaby hiranao
Chapeaux bro 👉👊👊👊👈
aho koa tia anao; hihihiih:: zah mba nanantena aita ny volon Sayda kay tsa niseho akory;sinon tiko be; alefaso saydaaaa
Tena volazan'i zoky Sayda n hafatra tiako lazaina ho anle ankiziko taloha vao nanambady bandy hafa zay. Sur zoky ah.
mamai enao Zouki ah... Aléfasou Sayda ah
tia anao aho
Viser le bandy Sayda aaa!!!
Mankasitraka e!
Tsara be 😭😍😍♥️♥️
Veloma ianao !
Saida aaa,matsiaro azy mintsy ahy,
tia anao aho
Tiko be sayda le mercie pour tous
Alefaso Sayda ah,tsara le vazo ka,atolotro wany le Ts1 iray zayyy
🥺❤️ tiako loatra
j'écoute en boucle cette chanson... merci à toi Mr Sayda
Zay ilay secret anatin'ny bandy tsirairay. Ambava halako fa any anaty any mbola mitempo azy
Belle découverte 💕💓🥰
Mlay lesy. Respect
azalah eee!!!👌👌👌👏👏👏
Merci sayda c est très bien continuez .
Merci Sayda... tena tsara lotra!!!
incroyable,
je vous adore Sayda
milay ilay vazo sayda!!!
Mankasitra Mr Sayda Ah...
surh.... less sayda f norm b ah
Merci Saida mandona bé le son
Mipoa-tsatroka no mety e!
Alesafaso Sayda ah!
Tsara fona eee!!!!Alefaso Sayda aaa!!!
Tsara eh! Misy analana azy anaty confinement!
tiko tiko tena tiko!!
kayyyy... mety tsara eee.. mitsoraka masiatsiaka tsara. Merci Grand a !
mlay beee
Mlay rangah ahhh
Continue comme ça ! 👍👍👍
Sur ranga Ra Mr Sayda
Rien a dire c’est top ❤👌👌
Milay b le vazo d mb omeo ana le num le sipa io fa reveko b😍😍😍😍😔
siora @ lay continuité lay parole isaky ny titre, ao le talenta sy inspiraka
milayy en boucle kel alo le lecture
Tsara be !
Mankasitraka Sayda
Tsara loatra 🇲🇬❤️🤙
Tsara foana ❤️
pao tsatroka lesy Said ah
Inspiraka norme be
Mlay eh.mlay foana
Mlay ee !
👍👍
zany r zalahy bira , milay
Tsara kosa lay izy