ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
MANKASITRKA , kanto loatra❤❤
hoay!!! mba tsy haiko ity hira é? j'adore ny kalo sy ny feon-ndrizareo mpihira. J'ai envie de pleurer tout me revient en mémoire, ma jeunesse, les endroits où j'étais dans mes premiers amours!!!!! merci pour le partage, merci encore!!!!!!
Tena manina aty antany lavitra. Misaotra betsaka Voahangy sy harifidy. Enga anie zao sy enao hiaona ndray andro any 💔💔
misaotra Voahangy ah! zahay mankasitraka foana na dia lavitra aza! Fan daholo zahay rehetra ato an-trano! biz dia misaotra eh!
Mahatsiaro ny taloha e.toa nofy
tsara b le hira ! Merci Voahangy
tena mahatsiaro azy tanteraka za aty an-tanin'olona lavitra indrindra refa hariva ny andro? merci voahangy ah! tsara be ny hiranw! mankasitraka
Misaotra anao Voahangy parmi les chanteuse c'est toi que j'apprécie le plus
"Tsiaro anao"mon papa🙏🙏💔
Mampatsiaro ny fitiavana fahiny t@mbola tanora ka Mampihetsi-po ho ela velona ianao fa ny hiranao rehetra dia ankafizo avokoa
tsara loatra!misaotra voahangy sy harifidy a
any izay vadimalalako izay.
tsara fona ny hira malagasy...za mpankafia
Anisan hira an Voahangy tiko indrindra,mankasitraka hatrany,miandry ny hira vao2 fon na d efa any lavitra any aza ianao Voahangy
Hira fihainoko isan-kariva t@ mbola nisaran-toerana . Kanto lotra
Eh fahiny tokoa mantsy izany tsy ratsy