Frères Arthur "Aoka izay"

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
  • FETRA ao amin'ny tarika Les Frères Arthur

ความคิดเห็น • 52

  • @ginoandriamejaranjalahy4373
    @ginoandriamejaranjalahy4373 5 หลายเดือนก่อน +2

    Misaotra nahatahiry ny sangan'asan''i Simon Randria, mahatsiaro ny fahatanorana, mankahery sy mampionona ireo akaiky azy rehetra.

  • @michardrocksonrajaonahy8794
    @michardrocksonrajaonahy8794 2 ปีที่แล้ว +2

    Très belle chanson à écouter en ce moment de détente 😂

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Aoka izay n'y tomany. Adino n'y lasa. Tsara bé ilay feon-kira s'y n'y saxo. Misaotra nizara. :-)

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 4 หลายเดือนก่อน

    Hafa ihany ny hira sy tononkira taloha. Mankasitraka nizara.😀

  • @miranacendrillonrajaoharif9191
    @miranacendrillonrajaoharif9191 3 ปีที่แล้ว +3

    Niezaka nihaino an'i Dada za androany fa mbola tsy tantiko loatra, 5taona @5Janoary 2022 ny nahalasanao fa mafy amiko foana mihaino ny hiranao, ato ampoko mandrakizay dadako

    • @CarnavalTag
      @CarnavalTag 3 ปีที่แล้ว

      Ndryy ! Tsy maty ao am_po mandrakizay izy, mpankafy ny hirany, tsy mety lefy ny hira taloha. Mahereza

    • @olgaberget37
      @olgaberget37 6 หลายเดือนก่อน

      Fa angaha EFA MATY IZY ??? VALIO AZAFADY.

    • @olgaberget37
      @olgaberget37 6 หลายเดือนก่อน

      Azafady tompoko! Fa angaha DADANAO IZY, VALIO AZAFADY.

    • @sarinaandriamananantony
      @sarinaandriamananantony 5 หลายเดือนก่อน

      Ndriih courage fona kia! Za ko mpankafy any dadanareo! Mitoetra mandrakizay ny kanto navelany❤

  • @olgaberget37
    @olgaberget37 6 หลายเดือนก่อน +1

    Hiran ny fahatanorana, mahafinaritra ,satry foana hihaino, misaotra tompoko

  • @v.m.s.rakotomanga3310
    @v.m.s.rakotomanga3310 8 ปีที่แล้ว +6

    Merci, une bonne leçon pour vivre en paix

  • @veromanitra3852
    @veromanitra3852 3 ปีที่แล้ว

    Tena marina 😍

  • @comceil9109
    @comceil9109 5 ปีที่แล้ว

    Ela izany hira izany fa tena tsimety lefy mihitsy atreto!mbola tena ankizy vavikely aho tamin izany tena tiko io hira io atramizao!merci beaucoup pour partage!😘😘

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +1

      Tandremo mizara an io fitiavana io an éphémère daholo izany hanatra ho any rehetra ity hira ity 🙋

    • @comceil9109
      @comceil9109 5 ปีที่แล้ว

      @@niniratsimba7704 coucou hhhhh hainao lotra mazava be ilay tononkira😀

  • @michaelfranck8962
    @michaelfranck8962 7 ปีที่แล้ว

    Ndriii!manembona ny lasa

  • @nn7703
    @nn7703 8 ปีที่แล้ว +1

    aoka izay... belle parole..

  • @andriniainarakotoarisoa9288
    @andriniainarakotoarisoa9288 7 หลายเดือนก่อน

    Veloma ry geraldi

  • @vivianemarcellin1207
    @vivianemarcellin1207 6 ปีที่แล้ว

    MARINA TOKO NY VOALAZANY TONIKIREE
    RA FITIAVNA TOKO TS VOAHAJANAO D ALEO HIFARANA HATREO
    MISAOTRA NAO RY PANANKATO NAMORNA ITY HIRA ITY
    MANKASITRAKEEEE🙏🙏🙏🙏🙏🙏

    • @olgaberget37
      @olgaberget37 5 หลายเดือนก่อน

      Tena mahafinaritra, hirranay t@ fahazazana, ankehitriny aho dia efa retraite, mahatsiaro!

  • @lantoniainaramarolahy3271
    @lantoniainaramarolahy3271 9 หลายเดือนก่อน

    Tena marina e!

  • @sandrazolihariseheno5918
    @sandrazolihariseheno5918 10 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka manohy ny kanto!

  • @andriniainarakotoarisoa9288
    @andriniainarakotoarisoa9288 8 หลายเดือนก่อน

    Anio no fetra

  • @rinaarmougom6905
    @rinaarmougom6905 6 ปีที่แล้ว

    Aoka marina e 👍😍

  • @andriniainarakotoarisoa9288
    @andriniainarakotoarisoa9288 8 หลายเดือนก่อน

    Adinoy izay lasantsika izay

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 6 ปีที่แล้ว

    Tena mahay mihira tsara be
    Misaotra o

  • @havanarenciot6430
    @havanarenciot6430 6 ปีที่แล้ว

    Ndrii! Tsara fona ny hira taloha

  • @lucialantoniaina8252
    @lucialantoniaina8252 5 ปีที่แล้ว

    Ndriii rip fetra

  • @anitagutierrez92
    @anitagutierrez92 9 ปีที่แล้ว

    merci beaucoup! misaotra e

  • @justinrandriamihaja6497
    @justinrandriamihaja6497 8 ปีที่แล้ว +2

    Mandria ampiadanana ianao ry fetra ampitso 07/01/17 dia hiraraka ny nofonao eo ambony rangolahy!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @jimmytedanthonnyrafafliari5126
    @jimmytedanthonnyrafafliari5126 4 ปีที่แล้ว

    Zan mits e!ra fitia no tsy hajaina de aleo ho faranana

  • @saholyandria9359
    @saholyandria9359 12 ปีที่แล้ว

    Misotra ndrindra tompoko!!!

  • @jeanferdinandandriainiaina5820
    @jeanferdinandandriainiaina5820 6 ปีที่แล้ว +1

    Raha fitia tsy nohajaina dia aoka hifarana hatreo tompoko ô

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 8 ปีที่แล้ว

    ç est vrai pour quoi a faire la peine

  • @ramandresyjoel9773
    @ramandresyjoel9773 7 ปีที่แล้ว

    miteny aho zay

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    ❤️

  • @andrianahafenosoamampianin9905
    @andrianahafenosoamampianin9905 3 ปีที่แล้ว

    Mifono anatra ho an'ny rehetra

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 7 ปีที่แล้ว +1

    drame be le tononkira an!

  • @manourasoamahavory7353
    @manourasoamahavory7353 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️

  • @randriamalalaandry6063
    @randriamalalaandry6063 8 ปีที่แล้ว

    RIP Fetra ,

  • @harryrandria782
    @harryrandria782 6 ปีที่แล้ว +1

    tsara lay tononkira

  • @toavinatsiresy3012
    @toavinatsiresy3012 2 ปีที่แล้ว

    2023🥰🥰

  • @mihajanathantino5048
    @mihajanathantino5048 11 ปีที่แล้ว

    tiko b ny feonao mihira, miandry hira manaraka

  • @fidelerakotoarivololona5665
    @fidelerakotoarivololona5665 11 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ilay decision an

  • @zoukjhanne4921
    @zoukjhanne4921 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara ilay tononkira

  • @mariedorothee6507
    @mariedorothee6507 6 ปีที่แล้ว

    raha fitia ts anjara aleo hifarana hatreo,,,tsara le hira taloha ary mifono anatra

  • @sylviarahaingomanana7013
    @sylviarahaingomanana7013 3 ปีที่แล้ว

    Rip hoan'ilay feo manga

  • @manourasoamahavory7353
    @manourasoamahavory7353 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️