Fiainana izany | Voahangy (lyrics)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 มิ.ย. 2015
  • Fiainana izany - Voahangy
    Tonon-kira:
    Ny saiko adala, tsy mety mino
    Tsy mety mino, fa tsy ho hita intsony ianao
    Feno alahelo, vonton-dranomaso
    Miaina izao, ora farany eto izao
    Na tsy hino aza, na tsy hiaiky
    Tsy maintsy aleha, izao làlanao izao
    Izany ihany anie, no hananan-kery
    Mifarana eo, ny tantaram-piainanao.
    Miverina ato an-tsaina
    Ireo adiady izay natao
    Mitaraindraina
    Ilay mozikanao
    Miverena hoy aho
    Raha mbola azo atao
    Fa foana babangoana
    Ny toeranao
    Satriko ihany, ho eto ianao
    Nefa indrisy, ts’isy intsony azo atao
    Mino anefa aho, f’any andro iray
    Izaho sy ianao, mbola hifankahita indray
    Marina fa hoe
    Efa voasoratra hatrizay
    Vahiny isika, mandalo dia izay
    Mbola hody ho vovon-tany
    Hanaraka azy ihany
    Mafy anefa dia tsy maintsy
    Fiainana izany
    Mbola hody ho vovon-tany
    Hanaraka azy ihany
    Tsy azo hidifina mantsy
    Fiainana izany
    Mandria am-piadanana ireo efa lasa rehetra.
    Mandria am-piadanana Dada Tiako. Mbola tsy mety mionona ny fon'ity zanakao kamboty :'(
  • แนวปฏิบัติและการใช้ชีวิต

ความคิดเห็น • 128

  • @hasiniainaratsirahonana1167
    @hasiniainaratsirahonana1167 หลายเดือนก่อน +1

    Repose en paix neniko.. Malahelo anao isan'andro ity zanakao

  • @MarjoyshH
    @MarjoyshH 26 วันที่ผ่านมา

    Joy kely , mino za fa one day we will sée again😭😭

  • @MendrikaRAZAFINDRAKOTO-sz5ns
    @MendrikaRAZAFINDRAKOTO-sz5ns 6 หลายเดือนก่อน +3

    Ndriiee.!!mandria ampiadanana zany Dadako malalako izany😭♥️

  • @JosianeMbemba
    @JosianeMbemba หลายเดือนก่อน

    😭😭😭😭 repose zany havako izany 😭😭 tsy manadino enganie mba hiona indray andro any 😢😢

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 หลายเดือนก่อน

    Ndriiii mandriam piadanana
    Vady malalako ts foiko
    Ts hadinoko ianao na d nandao ahy aza mbola tiko fona2 ary ts hadinoko ianao Fidy malalako😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @user-kp2yv6ff7d
    @user-kp2yv6ff7d 5 หลายเดือนก่อน +1

    Ndriii 🥺🥺🥺🥺🖤,tena mandona fo le hira

  • @jerryran5162
    @jerryran5162 ปีที่แล้ว +5

    Ta chanson préférée Mom ❤, tu resteras toujours dans mon cœur. 05/05/22 Repose en paix Mom 😭

  • @user-ml2nl2pc8b
    @user-ml2nl2pc8b 5 หลายเดือนก่อน +1

    Mandria ampiadanana Santatra 🥺 Meilleure amie Sady zoky nanatratra❤️🥰 Jesosy anie hiahy anao foana 😅

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 2 ปีที่แล้ว +1

    Rip papako sy zandriko malalanay ato ampo nay fona nareo 3 mianaka 😥😥💔

  • @domicilefamilial4294
    @domicilefamilial4294 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria ampiadanana Tahina. Tsaroana lalandava ny fotoana niarahana sy ny hanihany tsikitsiky. 💔💔💔😭😭😭😭😭😭😭
    Mbola hihaona Isika mirahalahy mianaka.

    • @vloggasy
      @vloggasy  2 ปีที่แล้ว +1

      mahereza tompoko.

  • @LalahEli-wv6mm
    @LalahEli-wv6mm หลายเดือนก่อน

    À la mémoire de ma maman adorée 😢😢, 14 toana izay no lasa izy fa mbl ts niverina foana 😢

    • @vloggasy
      @vloggasy  หลายเดือนก่อน +1

      ndriiii je suis tellement désolée de lire votre commentaire. mahereza re.

  • @rantosatrikoramilison8085
    @rantosatrikoramilison8085 ปีที่แล้ว +1

    Tiako dry Neny, tiako foana❤

  • @albertineraherimalala1467
    @albertineraherimalala1467 2 ปีที่แล้ว +1

    Eritreritra manokana ho an'ny Maman'ny namana iray. Lasa izy tsy nifanao veloma akory! Namela mamy. :'(

  • @jeanclauderandriatahina3372
    @jeanclauderandriatahina3372 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria am_piadanana Hasina zokiko sady dadatoako😭😭😭
    Matsiaro ny adiady sy ny sangisangy ah Hasina a😭😭😭😭😭
    Ny toetranao kizitinjitina, enao le bé vazivazy rhf mamomamo😭😭😭 na Mila vaniny @ ato an_trano😭😭
    Tsy Mino ah e 😭😭😭😭
    Notakely ilay notazainao t@ mbola kely😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  2 ปีที่แล้ว

      courage Notakely. mitrakà fa raha teo izy dia izay no nafarany anao. Mitrakà namako a

  • @fitiarasoanandrasana6714
    @fitiarasoanandrasana6714 3 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix mon papa adoree...mino aho f mbol hion tsik sy ela dada....je t'aime beaucoup mon tres chers per tu me manque beaucoup😭😭😭😭💔💔💔💔

    • @vloggasy
      @vloggasy  3 ปีที่แล้ว

      toutes mes condoléances pour votre père. Qu'il repose en paix

  • @sylvier158
    @sylvier158 2 ปีที่แล้ว +1

    18/12/07 Tu nous a quittés papa,les années passent,mais t me manques ....qd je regarde le ciel,je ferme les yeux car pense que t es la parmi les étoiles qui brillent!

  • @nasoloniarisoaravololomana4708
    @nasoloniarisoaravololomana4708 5 ปีที่แล้ว +1

    Mandria am-piadanana Neny sy zoky ary mes petites nièces...Tsy azo idifina tokoa nfahafatesana.😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว +1

      mahereza indrindra

    • @RHasniariss
      @RHasniariss ปีที่แล้ว

      Merci bcp

  • @user-jp3sv3ht8h
    @user-jp3sv3ht8h หลายเดือนก่อน

    Mandria ampiadanana vady malalako

  • @veromanitra3852
    @veromanitra3852 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix zandriko tiako
    Tsy maty ao ampo ndry je t'aime tout mon cœur tojonirina 😭🖤 04/09 / 2022 😭😭

    • @volaaina9354
      @volaaina9354 ปีที่แล้ว

      Mahereza indrindra tompoko🙏

  • @ramarosonmbolatiana4926
    @ramarosonmbolatiana4926 2 หลายเดือนก่อน

    Repose en paix mon amour 😢 vadiko tiako❤

  • @anjahobima1002
    @anjahobima1002 ปีที่แล้ว

    soa fa teo Voahangy manamaivana alahelo ,mba handry am-piadanana zay DadaGérard malalako zay!!!!!

  • @ranjaramiaramanana9654
    @ranjaramiaramanana9654 2 ปีที่แล้ว +1

    💔💔💔 fahatsiarovana sisa

  • @ttm-fh5xb
    @ttm-fh5xb 10 หลายเดือนก่อน +1

    any zay ianao zandry...zoky aty mahatsiaro malahelo ,mitomany matetika, mahatsiaro irery indraindray...
    .....................................................ekena fa zay no lahatra nefa tsy foy
    Ampoko mandrakizay Nomena. Zoky et ta nièce Kaliana

  • @zouast
    @zouast 5 ปีที่แล้ว +1

    10/06/2019---- mandria ampiadanana vadiko tiko indrindra. Mafy tena mafy, izay anef ny lahatra nandaharan' ny Tompo azy de tsy maintsy mionona 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว

      courage. sambatra isika manana ny Tompo miaraka mitondra ny fahoriana rehetra

  • @emilerahajandrainy1754
    @emilerahajandrainy1754 5 ปีที่แล้ว +1

    bebe a,malahelo be ah.miverena mo e.tu nous manque manque trop.RIP bebe malala

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว

      ndriiii mahaiza mionona ry namana

  • @patriciaventy7929
    @patriciaventy7929 ปีที่แล้ว +1

    Mampalatsa-dranomaso ity hira ty, malahelo anao aho dada sy zoky malalako 😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  ปีที่แล้ว

      mahereza namana a mahereza indrinda

    • @mobileplus5243
      @mobileplus5243 หลายเดือนก่อน

      Cc enao mitovy tsika koa mahereza
      Jesosy anie hameno ny banga amntsika s enao
      Mirary soa.hatrany ho anao

  • @user-dz7ce7rq1f
    @user-dz7ce7rq1f 5 หลายเดือนก่อน +1

    Repose en paix ma sœur aimé, Angèle...

  • @fanjarakotoson6986
    @fanjarakotoson6986 5 หลายเดือนก่อน +1

    mama tu reposes en paix ☮️ ❤😢

  • @fanilorandria6769
    @fanilorandria6769 2 ปีที่แล้ว +1

    Rest in peace mamasoa malalanay 🥀😖😔❤️

  • @felanaranaivoson3347
    @felanaranaivoson3347 5 ปีที่แล้ว +4

    16/09/2017 tsy adinoko mandrakizay enao ri dadamalalako repose en paix et veille sur nous tu nous manque trop 😭😭😭😭😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว +1

      Mahereza Felana Ranaivoson

    • @fanantenako
      @fanantenako 5 ปีที่แล้ว +4

      13/09/2016.... nandalovako io. Lasa tampoka be teo i Dada. Any izy izay, rehefa maheno ity dia toy ny vao omaly ilay izy.. indrisy ry tany. :'( :'( :'( :'( :'(....

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว +3

      @@fanantenako volana febroary Dada no lasa. Vao manitsaka ny volana febroary dia mampalahelo daholo izao rehetra izao. Toy ny vao omaly tokoa. Ny anao aza mbola vao haingana nohon'ny ahy donc mino aho mbola tena marary. mahereza. mahereza. tsy misy azo lazaina ankoatra izay.

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว

      @@fanantenako mahereza indrindra ry namana. mitraka eny foana hono e

  • @tafitanomenjanahary7017
    @tafitanomenjanahary7017 หลายเดือนก่อน

    ndrii...Repose en paix Papa

  • @annemarieratsimbazafy7067
    @annemarieratsimbazafy7067 4 ปีที่แล้ว +1

    mon frere unique, mbola hihaino isika

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว

      mahereza

  • @patriciaaubier4985
    @patriciaaubier4985 2 ปีที่แล้ว +1

    Merci

  • @mihajazo3337
    @mihajazo3337 6 หลายเดือนก่อน +1

    Repose en paix ki mama a

  • @raharimalalaolivia6964
    @raharimalalaolivia6964 4 ปีที่แล้ว +1

    29/1/2018
    Tsy Maty ato ampoko ianao ry dada Malala😭😭

  • @fanjaraherimanana7037
    @fanjaraherimanana7037 หลายเดือนก่อน

    Mbola manofy anao foana aho hoe: mamihina anao, ary narary ianao de sitrana ary velona😢.
    Misy ny nenina 😢nefa tsy azoko iverenana intsony.
    Mandria am-piadanana zany dada malalako izany. Tiako ianao na dia tsy renao intsony aza izany😢
    Lundi 22_02_21 vers 10h----18h maty ianao

    • @vloggasy
      @vloggasy  หลายเดือนก่อน +1

      courage namako a. lalam-piainana ilay izy, tsy maintsy zakaina. courage.

  • @landyrazanamiadana2964
    @landyrazanamiadana2964 5 ปีที่แล้ว

    Mandriam-piadanana dada,2taona saad zai nandaozanao anay.tu nous manque trop.je t'aime papa😘😭😭

  • @rahmabensalh
    @rahmabensalh 3 ปีที่แล้ว +1

    جميل❤❤❤

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 6 ปีที่แล้ว

    Tsy mety mino aho fa tsy ho hitako intsony ianao ry Gérard ! Miverina ato antsaina ny adiady zay natao .

    • @vloggasy
      @vloggasy  6 ปีที่แล้ว +1

      Mahereza Rachel. Ny Tompo anie hanome hery hiatrehanao ny fahoriana...

  • @rakotondramananatahiriniai1904
    @rakotondramananatahiriniai1904 3 ปีที่แล้ว

    mandria am-piadanana Dada malala tsy eo intsony tokoa ianao mino aho anefa fa any andro iray mbola hihaona isika mandalo isika vahiny isika mbola hody vovontany hanaraka azy ihany

    • @vloggasy
      @vloggasy  3 ปีที่แล้ว

      mahereza namana a

  • @tokyrandriambololonirinaMG
    @tokyrandriambololonirinaMG ปีที่แล้ว +1

    Reposes en paix chère mère

  • @mahazomena6441
    @mahazomena6441 5 ปีที่แล้ว +2

    14-02-2019 Repose en Paix Papa😭😭

  • @rakotonambinintsoa5505
    @rakotonambinintsoa5505 3 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix dada malala

  • @rajaofersontsiorytojo9247
    @rajaofersontsiorytojo9247 4 ปีที่แล้ว

    Mandria am-piadanana Dada malala. Lasa tampoka loatra ianao.

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว +1

      ohhh mahereza re

  • @rijaramarosandratana2959
    @rijaramarosandratana2959 5 ปีที่แล้ว

    hatsiarovako an' ny dada

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว

      ahatsiarovako manokana ny Dadako io hira io

  • @mayagasy7711
    @mayagasy7711 5 ปีที่แล้ว

    repose en paix Paulin malako😭mahatsiaro anao fona zaho aty cheriko na d any @tontolo tsy hita maso aza ianao!!! mino za f mbol hihaona antsik indray andro any😢

  • @tahinaratovoharinony4337
    @tahinaratovoharinony4337 6 ปีที่แล้ว +1

    Ho an'i Dadako mandria ampiadanana

    • @vloggasy
      @vloggasy  6 ปีที่แล้ว

      handry ampiadanana tokoa anie ny Dadanao Tahina Ratovoharinony

  • @reginanourmamod6706
    @reginanourmamod6706 ปีที่แล้ว

  • @lenakwt1061
    @lenakwt1061 6 ปีที่แล้ว

    Eh marina fa mandalo zao fiainana izao; ho an'i dada malala mandria ampiadanana re ry dada malalako

    • @vloggasy
      @vloggasy  6 ปีที่แล้ว

      ndriiii mahereza ry havako. sady mafy io. fa mitraka eny foana e. fiainana izany. Ny Tompo anie ampionona ny fonareo nilaozany

  • @fanantenako
    @fanantenako 2 ปีที่แล้ว

    Repose en paix Dada...

    • @vloggasy
      @vloggasy  2 ปีที่แล้ว

      Puisse votre Dada reposer en paix et veiller sur vous, de parmi les étoiles

  • @berthinadauvilaire8037
    @berthinadauvilaire8037 4 ปีที่แล้ว

    Mandria ampiadanana Dada 29/06/2020❤️❤️❤️

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว +1

      ohhhh fery vao izy izany namana. handry ampiadanana tokoa anie izy. mahereza ❤️❤️

    • @berthinadauvilaire8037
      @berthinadauvilaire8037 4 ปีที่แล้ว

      @@vloggasy misaotra tompoko

  • @reginanourmamod6706
    @reginanourmamod6706 ปีที่แล้ว

    🖤

  • @philippedevaux7794
    @philippedevaux7794 6 ปีที่แล้ว +1

    31taona no nandaozanao anay ry neny tsy adinonay mandrakizay mandria ampiadanana neny 😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว

      mahereza ry namana

  • @nofysoa4686
    @nofysoa4686 2 ปีที่แล้ว

    c'est tellement triste

  • @marieelida9333
    @marieelida9333 3 ปีที่แล้ว

    31/5/20 Repose en Paix papahely 😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  ปีที่แล้ว

      qu'il repose en paix

  • @nandrianinaraoelivololona1995
    @nandrianinaraoelivololona1995 3 ปีที่แล้ว +1

    Efa tiko atr@zay Ty hira Ty,fa Zao VO misy olona hanolorako azy ho an'le vadimalalako Zay nandao anay 3 mianaka vao ts ela akory. Ato ampoko fona enao VONJY

    • @vloggasy
      @vloggasy  3 ปีที่แล้ว

      mahereza indrindra tompoko

  • @andrianinamichael8414
    @andrianinamichael8414 3 ปีที่แล้ว

    repos en paix Mon oncle

    • @vloggasy
      @vloggasy  ปีที่แล้ว

      qu'il repose en paix

  • @vymamay
    @vymamay 4 ปีที่แล้ว

    26/02/2015 Mandria ampiadanana Dada Tiako, Tianay hoy i Pala tsy manadino

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว

      Hatrakao ny loha, il faut aller de l'avant. Il faut l'accepter. Henoiny anie ilay hira hoe carry me like a fire in your heart iny e. An'i Chris de Burgh
      . Diniho mihintsy ilay tonony. Ny ahy nataoko translate mihintsy. ça aide à accepter ki Pala a

  • @hortencetsaralahy6095
    @hortencetsaralahy6095 7 ปีที่แล้ว

    😭😭😭😭

    • @vloggasy
      @vloggasy  7 ปีที่แล้ว +1

      courage e. fiainana izany

  • @ramihramih6579
    @ramihramih6579 7 ปีที่แล้ว

    tsy azo idifiana mantsy, fiainana izany

    • @vloggasy
      @vloggasy  7 ปีที่แล้ว

      fiainana izany.indrisy

    • @ramihramih6579
      @ramihramih6579 7 ปีที่แล้ว

      MAFY FA IARETANA

    • @vloggasy
      @vloggasy  7 ปีที่แล้ว

      mahereza ry namana

  • @andriamihajarhidine8794
    @andriamihajarhidine8794 5 ปีที่แล้ว

    16/02/19
    Veloma Mama malalako, mitempo ho anao fona ny foko chérie ako anh.

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว +1

      mahereza indrindra. tsy ho sitrana mandrakizay ny ratra fa mihena tsikelikely eny avec le temps. mahereza indrindra tompoko

  • @zafindrabegenevieve7605
    @zafindrabegenevieve7605 7 ปีที่แล้ว

    mampitomany be le hira😥😥

    • @vloggasy
      @vloggasy  7 ปีที่แล้ว

      tena mampitomany tokoa. sady zava-marina daholo no lazainy. raha efa nidonam-pahoriana dia matsapa tsara mihintsy ny tian'ny mpihira ho lazaina

    • @zafindrabegenevieve7605
      @zafindrabegenevieve7605 7 ปีที่แล้ว

      +vloggasy tena marina

    • @zafindrabegenevieve7605
      @zafindrabegenevieve7605 7 ปีที่แล้ว

      +vloggasy tena marina

  • @lantoherynirinarazakasoa8273
    @lantoherynirinarazakasoa8273 5 ปีที่แล้ว

    Foana babangona n'y toeranao 25/03/00

  • @brunomercier5691
    @brunomercier5691 3 ปีที่แล้ว

    Paix mon bébé

  • @chloejolie8704
    @chloejolie8704 3 ปีที่แล้ว

    30-09-20 daty nangidy indrindra tam fiainako io dada a!tu m'as quitter,tu m'as laisser toute seule dans ce monde cruel pourtant on avait encore plein de projet ensemble mais je pense que tu es mieux là ou tu es,tsy ho voafafa ato ampoko mandrakizay ny fitiavako anao.Ty hira ty no nanaovako veloma farany farany an'dada tao ampiangonana

    • @vloggasy
      @vloggasy  3 ปีที่แล้ว +1

      mahereza fa fiainana izany...vita ny anjarany tety. dia enga anie ianao hitraka araka izay haingana vita eo. mafy ilay izy. volana, taona maro mbola ahatsiaro azy foana. eny e, tsy ho hadino mandrakizay izy. fa fotsiny rehefa mandeha ny fotoana dia sitrana kokoa ny ratra fa ny fahatsiarovana mamy sisa ho tavela. mahereza

    • @chloejolie8704
      @chloejolie8704 3 ปีที่แล้ว +1

      @@vloggasy marina lotra

  • @dinajudicaelradaoroson8047
    @dinajudicaelradaoroson8047 4 ปีที่แล้ว

    Mandria ampiadanana zoky malala

    • @vloggasy
      @vloggasy  4 ปีที่แล้ว

      ohhhhh que son âme repose en paix

  • @hortencetsaralahy6095
    @hortencetsaralahy6095 7 ปีที่แล้ว

    He mitomany irery za ato papa ko tsy foiko ra miai ity ira ity ra nilazanao za omaly

    • @vloggasy
      @vloggasy  7 ปีที่แล้ว +1

      ndriiii courage Hortence Tsaralahy

    • @HoneyDanie1
      @HoneyDanie1 7 ปีที่แล้ว +2

      Bon courage fona...za ko vao 1 volana zay nilaozan neny .....:'( malaelo fona

    • @vloggasy
      @vloggasy  7 ปีที่แล้ว +1

      courage Daniella Malalatiana RABEARIVELO. ny ratra rehetra hono sitran'ny fotoana avokoa. dia mirary anao htraka haingana. tsy mora ilay izy. tena tsy mora. mety roa volana, mety roa taona, mety roapolo taona ny halahelo be fa dia ny Tompo anie hanome hery isan'andro hiatrehana izao fahoriana izao

    • @HoneyDanie1
      @HoneyDanie1 7 ปีที่แล้ว

      misaotra indrindindra nampahery dia mirary soa ho antsika rehetra...samy ho tahin Tompo daholo

    • @zafindrabegenevieve7605
      @zafindrabegenevieve7605 6 ปีที่แล้ว

      courage e mitov isika

  • @nirinagino7600
    @nirinagino7600 5 ปีที่แล้ว

    veloma zoky be ra Miora

    • @vloggasy
      @vloggasy  5 ปีที่แล้ว

      mahereza indrindra ry namana