ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
- Arahinao eto ny V.H.F Groupe na ny Vavaka Hira Fiderana, Efa ela tokoa no nisian'ny tarika ampolo taonany maro. Tao ireo mpikambana fahiny ary koa ireo mpikambana ankehitriny. Ny Mpamoron-kira dia Andriamatoa Parfait Lalanirina. Arahinao eto ireo hira tsy lefy laza hatrizay. Manaraha finaritra tompoko ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany. Azonao atao ny mamerimberina mijery izany eto hitondra fampaherezana.
Tena tsara ny hiran ny VHF mankasitraka tompoko amin ny fizarana (France 2024)
Feno fanoloran tena tsara Mankasitraka ó
Tiko ty hira ty ah! Wow! Mankasitraka reto ah! Tena mety be ny nanaovanareo azy eh! Voninahitra ho an' Andriamanitra! Deraina ny Tompo Amen ❤❤❤
Makasitraka an i vhf,fa tsy lany manja mihintsy ianareo,merci hatrany hoan ny nizara🥰💓🎇🇲🇬
Tsara be daolo
Tena tsara tokoa ny hiranareo 👍👍💋
Jp
Tena tsara, ka toizo e 👏👏👏
MERCI BCP
Tena tsara tokoa ny hiranareo. Misaotra betsaka anareo 🙏🙇🙏💕
❤e❤❤❤😊😊àaà😊à😊9😊
Zaho aloha tena mankafy anareo
manakoako mafy zany feon'i Fafah zany 😔
💝💖
❤❤❤❤
tiako