Mahampy tsara zay ainga anie ho toy izany daholy ny lehilahy mampirafy rehetra sy mamono vady!mankasitraka feno re fa tena misy lesona ho an ny rehetra eee
torana adin ny ray de mbola tsy niantso ambulance fona XD Manao crise fndroahany i Ndrina de zay Mialy vo niantso dokotera hahahaha Indro kelin ilay tantara
Fanontaniana mila valiny azafady. Tena misy ve ny angatra, dia misy miteny tokoa ve raha misy tokoa izy ireny? Mankasitraka anareo afaka mamaly ahy....
Tena misy ny angatra ary dia toy ireny setroka ireny mihitsy ny pôziny .... ny hoe miteny aloha mbola tsy nahita angatra miteny ah fa izy mandalo fotsiny ihany no hitako NB: Efa tena nahita azy nandalo tao antranonay aho
@@joachimramaroson4030 m Misaotra anao!!! Fa b loatra mantsy ny tantara misy angatra ka ireny mpanoratra ireny ve efa nahita ? imagination fotsiny angamba hoy aho. Zay no maha tantara azy.
Rehefa ba manao tatara d ba hevero ko zay ba tataraina ba zavatra marina sy azo hagalana anatra ; le tatara zao d Ndrina ts nety nibebaka mhts na d vonona ny haka pastora aza i Mialy sy jaona , nefa d volaza f sambatra hono ( olona ts mibebaka zany ts miditra ny fajakan Atr) majary ohatra ratsy no tafita any @ olona ; lasa otrany hoe na mpamonolona aza toy zao nataon Ndrina zao d vovojy, fa tokony natao fiafaran tatara d satri ts mibebaka d very @ zay matahotra ny olona k ts manao ratsy
Vao hiaino defa misaotra sahady anareo nizara o!! Sady vita pasoka no mieno tatara !😍😍
Misaotra indrindra mizara tantara ho anay foana, de mirary soa hatrany 😍😍😍😍❤️❤️
Misaotra betsak nareo o vo hineno efa sasa miandry zao vo misy tantara ndray 🎧🎧🎧💞💞💞💞
Taigna efa ela marigny enw niheno tantara ka 😁
Vao hienó fa tonga de mankasitraka.
Misaotra tompoko ô 😘😘👍👍
😱😱😱😱, mampatahotra be ilay titre, fa henona fona ko hiiiii, bon courage ô,
Misaotra nizara tompoko
Henoina rahalina indray ity 👌👍 Misaotra nampita tantara ho anay mpankafy eh
Mankasitraka ny mpanoratra, ny mpilalao, ny mpizara, manan talenta tokoa ianareo. ✌🙂👌
Tokony manangatra daholo zay maty novonoina rehetra 😃😃mifampitana tsara ka 😂😂😂
Msaotra njai . Aleo iheno finarita 🙋♀️🎧😍
Mankasitraka tompoko efa niandry foana zaheo mpankafy tantara 🌺🌺🌺🌺
Mankasitraka eee de mba aza atao ela tsony eee🌹🌹💐💐
Merci bcp, vao hiaino zao 😘❤️
Merci beaucoup fa tena tsara be no mampalahelo tia tena loatra lehilalahy ny tody mpitia tsy maintsy misy
Merci beaucoup..vo hiaino 😘😘 Aty Dubai
kay!!!!!!tiako le dubai
Mahampy tsara zay ainga anie ho toy izany daholy ny lehilahy mampirafy rehetra sy mamono vady!mankasitraka feno re fa tena misy lesona ho an ny rehetra eee
Tena faly njay fa hihaino tantara vaovao b 🥰🥰🥰
Misaotr nizar tompok
2em comment
tong de hiaino ❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘😘
Mankasitraka o! 😊
Tsara le tantara fa merci😘😘
Misaotra fa tsara b le tantara 😊😊, makasitra 👍
msotr topk oo😊😊👏👏
Merci bcp anareo fa tsar be l tantara no mampalahelo 😍😘
Ho antsika manontany hoe; misy angatra miteny ve? Valiny; ENY TOMPOKO... saingy any anaty fahitana izy no miteny sy miresaka aminao. Dikan'izay, ianao ilay manana fahitana(zany hoe mahita) ihany no maheno izay zavatra resahany, saingy tsy nofy akory. Ny hafa tsy mahita sady tsy maheno.
aiza Christophe Rabearimanana eee kkkk
Merci oo f tsara be
❤❤❤
Misaotra nizara fa vo ihaino🎧🎧
torana adin ny ray de mbola tsy niantso ambulance fona XD Manao crise fndroahany i Ndrina de zay Mialy vo niantso dokotera hahahaha Indro kelin ilay tantara
first v za zao.....m6 kolo.fm😍😍😍vo hiheno antegna e!!!
Merçi beaucoup. Zao vao hiheno.Mba mangataka au moins tantara iray isak herinandro re tompoko
Tonga indray mankasitraka indrindra tompoko ô🥰🥰🥰
mahafinaritra ny tatara gasy e!
Misaotra nizara e ,ande hihaino indray aloha🎧
Ndrii mampalaelo be le tantara
Mankasitraka tompoko oo
okay merci beauq
Falifaly fa hieno tantara😍
Mankasitraka Tompoko,, ela be sy vomisy tantara vaovao zaho!
Le olana 1- ny angatra tsy mahafaty zany, 2- rehefa Maty de anyyy eh
Misaotra nizara e 💕
Fanontaniana mila valiny azafady. Tena misy ve ny angatra, dia misy miteny tokoa ve raha misy tokoa izy ireny? Mankasitraka anareo afaka mamaly ahy....
Tena misy ny angatra ary dia toy ireny setroka ireny mihitsy ny pôziny .... ny hoe miteny aloha mbola tsy nahita angatra miteny ah fa izy mandalo fotsiny ihany no hitako
NB: Efa tena nahita azy nandalo tao antranonay aho
@@joachimramaroson4030 m Misaotra anao!!! Fa b loatra mantsy ny tantara misy angatra ka ireny mpanoratra ireny ve efa nahita ? imagination fotsiny angamba hoy aho. Zay no maha tantara azy.
Ny olona rehefa isehoany ny angatra dia manana fahitana... Toy manonofy, saingy tsy nofy akory. Hitany miresaka aminy ilay angatra, miteny zavatra aminy tokoa... Saingy izy irery no maheno sy mahita an'izay. Satria azy irery ilay fahitana.
@@r.andrianiaina7683 hay. Mankasitraka anao@ fanazavana.🙂
Merci fa nahafinaritra nihaino azy
Mankasitrak ohh.. vw iaino😊
Misaotr nizara 🙏♥️
👍👍👍
Mahafinaritra kosa le tantara an
Efa miaino 😍😍
Donen
Kkkkkk fanoko
Merci oh
Misaotra nizara oh
Bjr daholo misaotra nizara tantara tamin'ity tolakandro ity
Raharaha be n'y fitiavana ahavitana zavatra tsy tokony ho atao
Angatro hono.. atao ahoana fa dia izay izany . Aoka aloha ihaino raha mba angatra tsara fanahy ihany hahahahhaha
Zah mba hanangaro ??
Vao eto ampihenoina mihintsy
Mankasitraka indrindreeeee
Misahotra nizara fa vao hiano zao
Misaotra nizara🙏
Tiako mba ho hita tarehin'i zareo pilalao ilay tantara f maro tsara feo sady mahay milalao be😊
Don nen
Misaotra nizara
Tsy Dia tsara
rovina ary vao mba hivoaka ny filmany
Misaotra betsaka
Misaotra nizara!!
Misaotra betsaka fa mahafinaritra ny tantara
Mankasitraka e!
Faha 7 😂mercii I e
Mankasitraka oh
Ela izay ! Misaotra o
Misaotra betsaka tompoko
Misaotra fizarana ah
Misaotra nizara tompoko
Misaotra betsaka e
Mankasitraka tompoko
Misaotra indrindra nizara, tena mampalahelo be lay tantara
merci fa tsar be
Ary le feno herisetra marina iny tsisy tohiny tsony a
Za ko mba miandry aniny e ...
Misaotra betsaka nizara
Ary le angatr'i felana malaza be zany mba angataho re raha mba mety e
Zay mbola ts naheno
Jereo fa ao @ TH-cam ao zany efa ela be
Mampalahelo be l tantara,
😧😧😧😧😧
⁷ see
Tokony naka an'iry frères Winchester 'ry zareo de avotra Ndrina 👥
Rehefa ba manao tatara d ba hevero ko zay ba tataraina ba zavatra marina sy azo hagalana anatra ; le tatara zao d Ndrina ts nety nibebaka mhts na d vonona ny haka pastora aza i Mialy sy jaona , nefa d volaza f sambatra hono ( olona ts mibebaka zany ts miditra ny fajakan Atr) majary ohatra ratsy no tafita any @ olona ; lasa otrany hoe na mpamonolona aza toy zao nataon Ndrina zao d vovojy, fa tokony natao fiafaran tatara d satri ts mibebaka d very @ zay matahotra ny olona k ts manao ratsy
Mankasitraka tompko
Mankasitraka🙄
Misaotra e
Manaksitraka bdb tsar mampalael b
Xix
Zao vao iheno de ahita tory @ tony ve androany 🙄🙄🙄🙄
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka tompoko