Iza no handresy ? - Tantara an'onjampeo malagasy
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
- Voaheloka ho namono olona i Sendra ka nigadra telopolo taona an-tranomaizina, izay tsy iza moa fa rafozam-baviny ihany. Mandà mafy izany anefa izy na dia itan'ny vadiny teo ampototr'ilay vatana mangatsika ny reniny sady nitazona ilay antsy nihosin-drà namonoana aza az y. Meloka tokoa ve i Sendra? Ary raha tsy izy dia iza no nahavanin-doza? Ny amandrika azy ve no tanjon'ilay olon-dratsy? Anampy azy hamaly ireo fanontaniana mibosesika ao an-dohany ireo i Fanja, tovovavy tena raki-pitia taminy tokoa ka vonana ny andalo ireo sedra rehetra mba ahafahana mamaly ny fanontaniana hoe : IZA NO HANDRESY?
Tantara mitohy nandritr'iny herindro iny (12-18/08/19) tao @MBS Radio 95.4 FM indray no atolotra ho atsika androany ; IZA NO HANDRESY nosoratan'i Rabearinala Sedera Nantenaina .
Andrenesanao ny feon'i : Christophe RABEARIMANANA, Solofo José, Nofy miaraka amin'i Ange Nory sy Faniry Hantarinivo
Mandray feo : Liva Solohasina
Manatontosa : Mamy ANDRIAMARONIAINA
Mihainoa finaritra tompoko ô !
__________________________________
Crédit photo : Bob Ray Sanders
bobraysanders....
#tantarampiainana
#anjoria
#mbsradio
Mankasitrak tompoko merci nizara ❤😂
Tena mendrika omeko 20/20 l tantara😍😍😍
Misaotra fa afakandro zahay aty alavitra aty!!! 👍👍👍
Iraimbilanja
Otrn reny mjery film reny mht miaino le izy, tena mahay ny panoratra sy ny pilalao. Makasitraka anareo nizara 😊
Tena mankasitra mandrakariva nareo mpilalao tatara tompoko miandry ny manaraka zaheo Malagasy miasa aty Kuwait mpankafio tantara lalaovanareo mankasitraka ❣
Misaotra betsaka tompoko fa tena mahafinaritra lay tantara 😍😍
Waoo, otrany @film reny mitsy misatra nizara
Merci beaucoup. Tsra b 👍😘❤
Tantara mandreraka tsssss mpamono olona ndray oe no mivoka pandresy lol 😂😂😂
Misaotra nizara tompoko 🇲🇬🇲🇬💕
Misaotra e
Tiko be ra atao film fa tena mahay le pilalao azy
Coucou nareo, iala voly amzao apres midi zao ndray aloha, bon dimanche ♥️♥️♥️
Andao koa hoy Fanja
Fanja no namono an i Neny Ramialy🤪🤪🤪
Makasitraka indrindra tompoko nizara tantara ho.anay de mirary soa ho anareo tompoko!
Mankasitraka indrindra Tompoko radio MBS nizara tantara vaovao anay e!
mankasitraka sahady
Misaotra nizara
zay marina le fitiavana eeeh
Tiako ity tantara ity, sady efa somary old. (y)
Mankasitraka tompoko vao hiteno mihitsy ato
zay tiako be le sandra bz ho aleh aloh er kkkkkkkkkkkkkkk😆😆😆😆😆
Makasitrak e
Tiako be
tsara fa ...
Mankasitrak tompoko
Misaotra indrindra tompoko fa tena tsy vitan'ny mametraka an'ilay video ianao fa mbola nandany fotoana nanao ny synopsis sy ny olona milalao ao anatiny sy ny panoratra. mankasitraka indrindra.
Anthoni RAMANANTSOA faly izahay rehefa tian'ny mpanaraka ilay fomba fiasa 😉
Tena tsara an, mankasitraka e!
Misaotre'e tompoko
In-2 nihaino ity tantara ity za fa tena tsara
mankasitraka indrindra ô !!! vo hihaino
Tsarafeo mihintsy ianao ry mpilalao voalaza ho meloka
Aiko marhy izy no Christophe RABEARIMANANA aminy
Mankasitraka tompokoo
Makasitraka tompoko de miezaka mnaraka fona izahay o afaka alefa ve le tantara RDB Ie (ademone de aona a Angarahara) misaotra betsaka oo
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka tompolo
Bonjour e midaotra nizara fa tena tss ialana voly mihintsy ato
Mireille Madeleine bonjour, arabaina tonga voalohany
Mankasitra indrindra nizara o
Misaotra betsaka nizara tompoko
Misaotra f tena misy ialana voly e
Misaotra e
nlay be hotrany nijery film🤣
Jkkkkkkk
Slt ndray o ô faly miheno ny sanganasa nareo njay oô
Mankasitrak tompok
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka tompoko