TANTARA MAMPATAHOTRA RDB TRANOMAINTY NA ANDROVALOLO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 พ.ย. 2020
  • TANTARA MAPATAHOTRA RDB TRANOMAINTY NA ANDROVALOLO
    Nosoratan'i : HAMY Randriamihaja.
    Faharetany : 01ora 13min
    Karazany : Mampatahotra
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 44

  •  3 ปีที่แล้ว +13

    Raha sitrakao dia cliqueo ny bouton "s'abonner"
    Handao isika hanohana ny zavatra vita malagasy na tantara na fandaharana
    Misy playlist manokana : tantara ato amin'ny chaine, manasa anao hijery azy. Mihainoa finaritra
    Zarazarao amin'ny namana :)

    • @mariellaferinande7953
      @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว +2

      Ok tena sitrako tokoa zany

    • @jolijojo6697
      @jolijojo6697 3 ปีที่แล้ว +3

      Eny 0000!!! Mankasitrako 000!!!!!

    • @christopherrabevelo8150
      @christopherrabevelo8150 3 ปีที่แล้ว +1

      misy tantara nfinaritra ahy zay de notediaviko tsy hitako intsony sao mba afaka averina azafady " avelon'ambohimanadaza " makasitra hatrany o misaotra mialoha

    • @marcelafrancette8834
      @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว +1

      @@christopherrabevelo8150 Misy @ youtube ao zany ka favy nalefandro teto

  • @user-so6vd6mc9i
    @user-so6vd6mc9i 7 หลายเดือนก่อน +2

    Trano mainty na androvalolo. Tsara be le tantara❤❤❤😮😊😊🎉

  • @wardaandapa8538
    @wardaandapa8538 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka oo ♥️📷❤️🇲🇬🙋🇦🇪

  • @sitrakaralambotrimo8192
    @sitrakaralambotrimo8192 3 ปีที่แล้ว +1

    thanks man i love ya

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka indrindra tompoko, mirary soa ho anao koa 🙏🙏🙏

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra fa zao vao mbola hihaino eh😍🙏🙏🙏🙏

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      tsy misy fisaorana tompoko, misy playlist tantara ato amin'ny chaine. afaka mi-s'abonner ianao dia mahita ireo vidéo vao tonga avy hatrany :) mirary soa tompoko

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว +2

    Efa nandeha t@ RDB ity .misaotra nizara hatrany 👍

    •  3 ปีที่แล้ว +3

      Eny, efa nandeha fa zaraiko amintsika rehetra sao nisy tsy naheno na raikitory (izay tsy ferana fa mpahazo matetika) hihi mirary soa re tompoko 🙏🙏🙏

  • @lowmNyando-ro4el
    @lowmNyando-ro4el 10 หลายเดือนก่อน

    Bien be

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko💐🇲🇬🇦🇪

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko, efa misy tantara vaovao ao, tantara anio. Mihainoa finaritra tompoko 🙏🙏🙏

  • @aniza737
    @aniza737 3 ปีที่แล้ว

    Mazana koa l tantara😊😊😃🤣..Zah Tonga d nanome tsihiny l vadiny Sara 😊

    •  3 ปีที่แล้ว

      Na ny mpanoratra na ny mpilalao tena mahay !! 😁😁

  • @miranamirana621
    @miranamirana621 2 ปีที่แล้ว

    makasitraka indridroo

  • @apop3771
    @apop3771 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Tompoko😍🇲🇬!

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Ianao no isaorana manaraka ny chaine TH-cam anay 🙏🙏🙏

    • @jakartabolita6026
      @jakartabolita6026 9 หลายเดือนก่อน

      11:

  • @faniryloeticiah6071
    @faniryloeticiah6071 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka o

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko, raha mety aminao dia afaka manao abonné ihany koa ianao ka tonga dia mahita ireo video vao mivoka. Misy playlist tantara ihany koa ato. Mirary soa tompoko 🙏🙏🙏

  • @marielesage370
    @marielesage370 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tompoko miandry ny tantara vaovao indray

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 🙏
      Efa misy vaovao ao ka, manasa hanao hi s'abonner amin'ny chaine amin'izay mahita avy hatrany vao misy tonga 😊
      Misy playlist tantara ao tompoko dia misy tantara vaovao. Mirary soa indrindra 🙏

  • @aniza737
    @aniza737 3 ปีที่แล้ว

    Lela mba henohy n vadinao ..

    •  3 ปีที่แล้ว

      Nalahelo kely azy mintsy a sady miaino an le tantara 😅

  • @stephanerajaobelison
    @stephanerajaobelison 5 หลายเดือนก่อน

    tena tsara ilay tantar ,andefaso ilay tena mampataotr b ren

  • @dellkwmaddellkwmad5714
    @dellkwmaddellkwmad5714 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indridra miandry tantara vsovao dray tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Rapitso tompoko misy vaovao. Misaotra betsaka 🙏🙏🙏

    • @dellkwmaddellkwmad5714
      @dellkwmaddellkwmad5714 3 ปีที่แล้ว

      @, faly be sahady za zany

  • @chandolandosa1056
    @chandolandosa1056 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Ianao no hisaorana tompoko !

  • @anissaandies2027
    @anissaandies2027 3 ปีที่แล้ว +1

    Afa iany tantara ato @ RDB ee 😍😍😍😍

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Tena tsara, tena tsara 🙏🙏🙏

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 3 ปีที่แล้ว

      @ 👍😘

  • @volasoaratsaratany8190
    @volasoaratsaratany8190 ปีที่แล้ว

    Pffff

  • @jolijojo6697
    @jolijojo6697 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka tohizo fa tena tsara.

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka indrindra re tompoko 🙏🙏🙏
      Mandefa aho vao misy na vaovao taloha
      Efa misy playlist mitsy ao

    • @mayaaandreaa3594
      @mayaaandreaa3594 3 ปีที่แล้ว

      Misaotra fa tena tsara 😍 na de somary natahotra za nihaino azy 😉😂😱

    •  3 ปีที่แล้ว

      @@mayaaandreaa3594 mahay tena mahay na ny mpanoratra na ny mpilalao 😊
      Somary mampatahotra mitsy izy io 😊😊

  • @levoyeur-haikantosynytonto1676
    @levoyeur-haikantosynytonto1676 3 ปีที่แล้ว

    ESORY TSY MISY HATAK'ANDRO NY TANTARA NOZARAINAREO REHETRA ATO AZAFADY INDRINDRA RY ADMIN!!!!
    TSY NAHAZOANAREO ALALANA NY TAMIN'NY RADIO SY NY MPANATONTOSA ARY MPANORATRA NY MIZARA TANTARA ATO.
    FANANAN'NY ONJAM-PEO NY TANTARA KA RAHA TSY NANOME ALALANA ANAREO AZA AVOAKA TOY IZAO AZAFADY!!!!
    MISY LALANA ETO ARY HOSOKA NO ANARAN'IZAO ATAONAREO IZAO !!