Tsi dia azoko loatra ity tantara ity fa ialana tsiny amin'ny mpanoratra sy ny mpilalao.Nahoana no noboriboriana fotsiny ny faran'ny tantara ?!Maro ny fanontaniana tsy voavaly.
Clive-Cynthia Daniels coucou Cynthia, ny olana nefa dia misy banga kely eo amin'ny fiatombohany, kanefa tsy dia misy fiatraikany loatra amin'ny fizotry ny tantara
Mankasitra sady miasa no miheno zahay aty Koweït , Aona anareo any Mada kopatanana anareo 🇲🇬
Hafa mintsy ny tantara soroatany maminiaina❤😍😍😍😍
Mankasitraka tompoko mercy nizara
Ts mazava mintsy, tena oe afobe mintsy hihhihi,mrc nizara alo e!
Merci bcp 👏👏👏
Mankasitraka tompko!!! 👍💐
Mbola mila hezaka be le mpilalao fa tsy miampita amiko le tantara fa ohtrn mamaky teny be lotra
Mankasitraka fona e.. 🙋♀️🙋♀️🙋♀️🙋♀️
Mankasitra e. Saingy tsy mazava ny fiafarany, tokony ho fantatra tsara na tantara aza. Tsara feo ery i Daniella. Tena mahay izy!! 🙏✌
Misaotra nizara tompoko 👍
Mankasitraka!
Misaotra betsaka indrandra anao manokana ITOKI ANA fa tena tsy mitsahatra ny mizara ny soa sy ny tsara aminay Tompoko
Sidonie Juster tsisy fisaorana tompoko 😊
Iza ka tantara merci beaucoup tiako b , bonjour
Misaotra oooo
Mankasitraka
Misaotra nizara ô
Mankasitraka indrandra anareo sahady Tompoko nizara tantara vaovao anay e! Vohiheno zao e!
Mankasitraka ô!
Merci Bcp
Angano Angano Arira Arira indray andro hono ihihihi kkkkkkkkkkjk
Misaotra betsaka nizara
Misaotra sy makasitra indrindra tompoko de mirary soa hatrany
Tsy mampatahotra akory
Misaotra nizara Itoki Ana😘
mankasitraka Tompoko
Fa tsy hitako izay tsy hitatarain le Sipa
Makasitra ô💓❤
Misaotra nizara atrany o😊
Makasitrak indrindra ô,
za zany tezitra be amin'ny ilay police tsy mahay manao ny asany vendrana dia ny tsimanantsiny no hidy any
Misaotra nizara eee,vao zay mihaino ilay tantara
Mankasitraka 😍😍
Oeee faly njay mihaino ny sanganasa nareo ôô !!! Mankasitraka eeee
Mankasitraka tompoko
Ratsy b le tantara
Sema Sema aza aratsîna ny vitany fa manaova mbo ho hitany 😉 !!!
Normal be lery ra torana vo nanala akanjo Vola 😏 sipa be firy ve tolomin lery rery
Kkkkkkkkkkkkk
Kkkkkkk
Mankasitrak oh
Makasitraka nizara tena tiko le tatara za tena makafy tatara mapiorohoro otrizao mitsy
Misaotra nizara e
Tena tsara
Vaihihaino zw ,fa mankasitrak sahady e
Tsi dia azoko loatra ity tantara ity fa ialana tsiny amin'ny mpanoratra sy ny mpilalao.Nahoana no noboriboriana fotsiny ny faran'ny tantara ?!Maro ny fanontaniana tsy voavaly.
Tsara be e
Coucou Itoki Ana, efa miandriandry mitsy ato, haka toerana aloha hankafy. 😘😘😘
Sao dia misy anle Horohorony Villa Badosy? Malaza be ao @ fb le izy nande t@ VIVA
Clive-Cynthia Daniels coucou Cynthia, ny olana nefa dia misy banga kely eo amin'ny fiatombohany, kanefa tsy dia misy fiatraikany loatra amin'ny fizotry ny tantara
misaotra s mankasitraka o
Bonjour et bon dimanche misaotra nizara o
Mireille Madeleine merci, tena tsy tara mihitsy ianao fa laharana voalohany foana a
misaotra o
Misaotra MIALOHA fa vo hieno am pifaliana 😍
Misaotr betsak nizara Tompok
Marina aho raha hiaino an'io. 😠
Tsy mahay milalao ny acteurs Mbola mila ezaka be dia be
MILAY be feon ilay brigadier raha vao antsoin omena baiko kkkkkkkkkkjk
Manatsoa Manatsoa 😂😂
Mitady tantara tena mampitahotra tompoko fa dia tsy mety afa-po mihitsy.
Pppppppppppppppppp0
Angano Angano Arira Arira indray andro hono ihihihi kkkkkkkkkkjk