mangoritsina tanteraka ny vatana mihaino ilay feon'i Ny Avo( mankasitraka ny ao ambony nanome talenta , dia makasitraka ny mpihira) tena tiko lotra ilay feo
Mahafinaritra Rojo a !!! Tena tiko lotra ❤️❤️ le fitorina ny filazantsara ataonareo , mankasitraka indrindra ho tahin'Tompo hatrany d ho lasa lavitra sy hiakatra hatrany ny ara_panahy 🙏🙏🙏
Mankasitraka fa dia tena nahazo aim panahy nihaino sy nanaraka atr@farany,tohizo atrany ny asa fanompoana,fefa voasoratra oe ataoko samy hafa ny manompo ahy sy ny tsy manompo ahy🙏
Aleloiaaaaaa Deraina Jesosy
Misaotra fa tena resy lahatra amin ny hira mba hidirana lalina amin ny fanopoana an Andriamanitra
mangoritsina tanteraka ny vatana mihaino ilay feon'i Ny Avo( mankasitraka ny ao ambony nanome talenta , dia makasitraka ny mpihira) tena tiko lotra ilay feo
Babo, mampisy Fanahy, kanto loatra ao anatin'ny fahaizana sy maha matihanina tanteraka. Tohizo hatrany ny fiderana ry zareo.
Feon'i Mihanta no tiako indrindra refa mihira any ty Babo ity. Mankasitraka
Enjana le musicien..tena mahay ihany ko ianareo mpihira..mankasitraka betsaka
Mahafinaritra Rojo a !!! Tena tiko lotra ❤️❤️ le fitorina ny filazantsara ataonareo , mankasitraka indrindra ho tahin'Tompo hatrany d ho lasa lavitra sy hiakatra hatrany ny ara_panahy 🙏🙏🙏
Mankasitraka fa dia tena nahazo aim panahy nihaino sy nanaraka atr@farany,tohizo atrany ny asa fanompoana,fefa voasoratra oe ataoko samy hafa ny manompo ahy sy ny tsy manompo ahy🙏
Mpanankato vao misondrotra anisan'ny ankafiziko, mazotoa mandrakariva amin'ny asan'i Tompo
MANKASITRA NY AVO A!! ZAHAY MANOHANA ANAREO FOANA, MPANKAFY EVANGELIQUE
mankasitraka tompoko!
maha babo ny fo ny zavatra atolotr'iny tarika e😊
Hijoro aho manomboka anio :-* Amen!
Misaotra anao izaho JESOA fa mbola nomenao chance indray, hijoro aho manomboka anio....
Mikaiky anle clavieriste za e. Apina anle mifampijery kely amle ba gasy fa mety be ilay izy. tena matsiro be mihitsy e. mpietrapetraka be mihitsy
Mankasitraka Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hitondra anareo @ avo indrindra.
Satroka ambany any le claveriste
Hanaraka Anao foana aho ry Andriamanitra tokako ee ..
Mankasitraka oo
MIOMANA IANAO FA TSY FATATRA HIAKATRA VE 💕💖
misaotra manokana ilay mpively aponga maroanaka
Raha bangoina @ teny iray dia hoe MILAY E"
Mafinaritra fa tohizo foana e
Mankasitraka indrindra e Tsara be
Mahafinaritra e
Pl