NO LIMIT - Bodokely Ministries

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 ก.ย. 2024
  • Indro, Izaho no Andriamanitry ny nofo rehetra ; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? Jeremia 32:27
    Tsy miova Jesosy omaly sy anio ary mandrakizay. Izy no Alfa, Izy no Omega. Aoka izay rehetra manam-pofon'aina hidera sy hanantena Azy fa Izy irery no Andriamanitra mandrakizay.
    JESOSY KRISTY, NO LIMIT !!

ความคิดเห็น • 15

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 16 วันที่ผ่านมา +1

    Makasitraka tompoko ! Mahery sy masina ny tompo ee💒💒💌💌🙏🙋

  • @thonyraparison7332
    @thonyraparison7332 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara loatra , voninahitra ho an’ny Tompo

  • @TantelyRavao
    @TantelyRavao 2 หลายเดือนก่อน +1

    Jesosy non limit❤😅😅😅

  • @sissiekanto2089
    @sissiekanto2089 4 หลายเดือนก่อน +1

    Haléluiaaah ❤‍🔥

  • @fifalianarandrianarison4876
    @fifalianarandrianarison4876 5 หลายเดือนก่อน

    tu peux les rendres disponible sur apple music tes chansons stp? tena tsara loatra !!!

  • @nathyofficielJ1402
    @nathyofficielJ1402 6 หลายเดือนก่อน

  • @citoyenmalagasy6302
    @citoyenmalagasy6302 3 หลายเดือนก่อน

    Mahery Ianao Andriamanitra ô!

  • @danielmandimbison4241
    @danielmandimbison4241 3 หลายเดือนก่อน

    NO LIMIT IANAO JESOSY 🎁🎁🥰🥰

  • @dia-f5749
    @dia-f5749 5 หลายเดือนก่อน

    Haleloia 😍😍😍🥰

  • @catherinevictoria-f8k
    @catherinevictoria-f8k หลายเดือนก่อน

    AMEN 🙏❤️

  • @hanitrarabeson9871
    @hanitrarabeson9871 6 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra😊

  • @rasjulie2849
    @rasjulie2849 3 หลายเดือนก่อน

  • @HshshsShshshs-yk5xy
    @HshshsShshshs-yk5xy 6 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @MiranaAndriamihamina
    @MiranaAndriamihamina 4 หลายเดือนก่อน

    Amen