THT - Tsy tamàna (Nouveauté clip gasy 2024)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Streaming : Streaming : open.spotify.c...
    Abonne-toi à la chaîne de THT : bit.ly/370oAcX
    Production : Drellybeats
    Studio : Win Music Recordz (Farao)
    Réalisateur : Last'art project (Tsilavina R.)
    Ditribution : Nudacy R
    THT:
    ► Facebook : bit.ly/3ycxbFG
    ► Instagram : bit.ly/3zPMBA7
    ► WhatsApp : +261343946210
    #THT #TRAPGASY #MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 84

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +3

    Retrouvez les paroles ici
    Mangatsika za rehefa matory, satria ngoma tena milanao
    Enao hamihina ahy toa tsy eto tsony, vola ve no atao ampifandao?
    Fotoana hiverenako tsy aiko akory, fa raha mba ny tiko dia zao dia zao
    Ianao indraindray na manorisory, dia mbola hafa ihany ny anilanao
    Allô, mbola ao ve ndry? Antso an-taroby vetivetika akia
    Za koa ity kelikely credit, tsy afaka hivalapatra ka henoy ity
    Tsy hoela tsony za dia efa hoavy ny kandra efa telo herinandro sisa
    Hibaby vola am-gony mihitsy dia any isika miara manisa,
    1 tapitr’isa , 2 tapitr’isa, tsika sy ianao zao no complice
    Ikoaizan’ny pokona maro mintsy, satria tsika roa koa hoa zany mintsy
    Zany mintsy , zany mintsy , satria hoa za nanambady miss,
    ianao mba tiako hanamabady boss
    Tsy maintsy tonga any aho hoa fa tsy tamàna e, ka mba hizarao fitiavana hoa
    Hitondra soa hoanao dia hitondra mamy e, amin’izay tsika mba sambatra hoa
    Tsy maintsy tonga any aho hoa fa tsy tamàna e, ka mba hizarao fitiavana hoa
    Hitondra soa hoanao dia hitondra mamy e, amin’izay tsika mba sambatra hoa
    Yao yao ehhh....
    Tena andeha hody aho fa tsy tafiandry, lavitra anao mamoha fota-mandry
    Miverina daholo ireo fahazaran-dratsy, te hisotro toka foana ah isan’andro
    Aty tsisy atao rehefa vita kandra, dia lasa mirevy ah mandany vatsy
    Ilay matory irery aho tsy mety zatra, rehefa mamomamo ah vo mba mdasy
    Yao, sigara mandeha isan’andro 2 paquet feno ny cendrier
    Toa ela be, ny fotoana zara raha mandeha maso eny amin’ny calendrier
    Yeh, le asa aty anie hoa vitako ihany fa le lavitra anao no tena marary
    Misy hafatra kely nampitako any fa ianao toa antsoina tsy mamaly
    Ny saiko anie miroroha, efa atramin’ny voaloha hoe ilay misara toerana manimba ny kajy
    Ilay hoe lavitry ny maso lasa lavitry ny fona dia aveo tsy antsika roa ho lasa vita hoazy
    Hody za fa malaelo anao, tsy sitrapoko anie ny hamela anao, dia any tsika mitady sera atao
    Tsy maintsy tonga any aho hoa fa tsy tamàna e, ka mba hizarao fitiavana hoa
    Hitondra soa hoanao dia hitondra mamy e, amin’izay tsika mba sambatra hoa
    Tsy maintsy tonga any aho hoa fa tsy tamàna e, ka mba hizarao fitiavana hoa
    Hitondra soa hoanao dia hitondra mamy e, amin’izay tsika mba sambatra hoa

  • @harsofficiel4388
    @harsofficiel4388 หลายเดือนก่อน +3

    Tena niezaka be kosa Jizz nameno ny banga navelan'i Farao ❤‍🔥
    Bravo ry lery e 👏🏻👏🏻

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +1

      mankasitraka indrindra ohhh

  • @JoyNner-e6e
    @JoyNner-e6e หลายเดือนก่อน +2

    Jeez se débrouille bien kosa am le refrain, Sphynx toujours au top

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      merci bcp, miezaka atrany...faites tourner svp ;-)

  • @zonanouchah4481
    @zonanouchah4481 หลายเดือนก่อน +4

    Tout simplement wow😍

  • @Luk614-p6f
    @Luk614-p6f หลายเดือนก่อน +1

    Toujours aussi motivant milay nareo THT ♥️🔥💯

  • @andriannlisana4355
    @andriannlisana4355 12 วันที่ผ่านมา

    À 3 ou 2 . THT est ...THT
    T.OUJOURS
    H.AUT
    T.OP
    Je valide leur évolution depuis 2011. Excellent les gars vous arrivez encore à me surprendre à chaque nouveau titre. Cela dit le refrain est bien gérer. Je m'attendais à voir Jizz aussi au couplés. Sphinx est comme égal à lui-même.

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 วันที่ผ่านมา

      Merci bcp 🤩🤩
      Pour l'instant jizz va se perfectionner en refrain, ensuite biensur il tiendra un couplet..le.projet en cours on.essayera de mettre une fille au refrain comme.a l'ancienne donc reste connecter 🤩

  • @FanantenanaFaliarisoa-vw9sw
    @FanantenanaFaliarisoa-vw9sw หลายเดือนก่อน +1

    Masaka nama ty aaa rena Whaooo😍😍😍

  • @kiruahunter9798
    @kiruahunter9798 หลายเดือนก่อน

    Kay kosa le 🔥❤
    Nôrma kosa eh 👏🏽👏🏽👏🏽
    Tohizo ny ezaka zalah fa mety be 👏🏽❤

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      Merci bcp..ho tohizana atrant

  • @rakotoarivon0nahaingoniain46
    @rakotoarivon0nahaingoniain46 หลายเดือนก่อน +1

    😍😍 Matsiro foana

  • @officieljayka
    @officieljayka หลายเดือนก่อน +1

    Mafinaritra eee 👊👊

  • @AriDee-ps7zu
    @AriDee-ps7zu หลายเดือนก่อน +1

    Tiako loatra❤👏

  • @fadhelahmed5620
    @fadhelahmed5620 หลายเดือนก่อน +1

    🇸🇳 depuis 🎶🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      merci, ça fait trop plaisir

  • @HarifidyANDRIAMBOLA
    @HarifidyANDRIAMBOLA หลายเดือนก่อน

    Bravo be THT high level foana vokatra mivoka!🤛🤛

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      mankasitraka indrindra, partageo iodona

  • @maculgiavoahirana7930
    @maculgiavoahirana7930 หลายเดือนก่อน

    Tohizo fa tsara bé 🙏 Bravo l'équipe 😊

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +1

      merci bcp, aza adino n partage

  • @nwa974
    @nwa974 หลายเดือนก่อน

    Perfect comment dab.. on attendait celui ci

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      merci bcp...faites tourner le son

  • @moumoussimuriel6101
    @moumoussimuriel6101 หลายเดือนก่อน

    Bravo les gars ❤❤❤ 🔥🔥🔥

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      Merciiii...fait tourner le son 🤩🤩🤩

  • @Redminote-s4r
    @Redminote-s4r หลายเดือนก่อน

    Tsara zany vazo vaovao zany AAA... Niova kely @le Djizz no réf tss FaRao

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      ie farao moa zany efa tsy miaraka aminay intsony

  • @zofitiavanaandry7201
    @zofitiavanaandry7201 หลายเดือนก่อน +1

    Ao tsara aaan

  • @dodaromualdjuvanio2438
    @dodaromualdjuvanio2438 หลายเดือนก่อน

    cool 👌💯
    💝💝💝💝💝💝💝
    bravo 👏👏👏...

  • @MampiononaRan
    @MampiononaRan หลายเดือนก่อน

    Wow😮❤

  • @JjoeNoelRAMANDAHarimalala
    @JjoeNoelRAMANDAHarimalala 26 วันที่ผ่านมา

    Norma be fona

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  25 วันที่ผ่านมา

      Mankasitraka eeee...
      ary ity aona n fahitanao azy?
      th-cam.com/video/Hmir2pIxNoI/w-d-xo.html

  • @FrancoisRandriamihajason-xm6wd
    @FrancoisRandriamihajason-xm6wd หลายเดือนก่อน

    Tsara ❤️

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      merci bcp, aza msalasala mpartage en

  • @Mathieutiavina
    @Mathieutiavina หลายเดือนก่อน

    🔥🔥🔥🔥

  • @RazanajatovoTahinachrist-cy9ye
    @RazanajatovoTahinachrist-cy9ye หลายเดือนก่อน

    Milay ❤❤❤

  • @ElioAdama
    @ElioAdama หลายเดือนก่อน

    Tsara kosa eee

  • @tianatsihoaranarandriamiha11
    @tianatsihoaranarandriamiha11 หลายเดือนก่อน +1

    Milay be de tazomy hatram farany lay style fa aza miova intsony.

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      indraindray mba miova kely ihany i cassena ny monotonie fa aza manahy anefa fa tsy analavitra be ny essentiel intsony zahay...ny revy afropop moa iny hovoizin'i farao irery fa izahay ijanona am tokotaninay rap rnb ary au plus dance hall na reggeton izay gadona tena revenay koa

  • @fabriceandrian2068
    @fabriceandrian2068 หลายเดือนก่อน +1

    yes yes tonga masika ra sphynx zani

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      masika fona moa, msaotra éééé

  • @M_K-e-l-l-y
    @M_K-e-l-l-y หลายเดือนก่อน

    Milay e!!

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +1

      merci bcp...A partager sans modération

  • @user-qz1kb2eb7n
    @user-qz1kb2eb7n หลายเดือนก่อน +1

    milay be

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      merci, ;-) partageo atrany

  • @royysantatra
    @royysantatra หลายเดือนก่อน

    Respect be ry zalahy ah 🫡🎉 Mivoaka amizay ny vrai côté textuelle anlah ry Sphynx fa tsy restreint tsony fa afaka mivelatra amizay 🔥💥🇲🇬 Ra Gianni koa lasa manga feo be ho azy teo zany 😂😂

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +1

      Mazava koakoa amla angamba ilay tiko ahatongavana noresahitsika sy ela nandritra n fotoana lava be tao am palais an?
      Mankasitraka lesy a

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +1

      Efa manga feo fona ra gianni saingy manga feo koakoa farao dia nokoboniny ny azy

  • @hajaniaianaherifenitraraza817
    @hajaniaianaherifenitraraza817 หลายเดือนก่อน

    💕💕💕

  • @LENGILO
    @LENGILO หลายเดือนก่อน

    babo zaho , tsara loatra

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      Mankasitraka ee...partageo

  • @cedrickjacquelot964
    @cedrickjacquelot964 หลายเดือนก่อน

    Tsara be sady tiako ilay clip maromaroa ny ohatranio

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      Ezahina tazomina n niveau..merci bc0

  • @rapgasyarchives4965
    @rapgasyarchives4965 หลายเดือนก่อน +2

    Norma e

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      merci lesy ;-) reconnaissant fona zahay - na commentaire iray aza dia mikaonty am pouvoir de suggestion donc big up

  • @ainanico4002
    @ainanico4002 หลายเดือนก่อน

    Averiko fa ihira koa le bandy be volombava ty kay tsy nisy nilaivana azy

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน +1

      Izy no nampiaina ny clip ko.tsisy ilaivana azy aona?

  • @andriamanampisoarabe2858
    @andriamanampisoarabe2858 หลายเดือนก่อน

    Milay lesy e

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      Sur e..partageo iodona

  • @heritianafaliharimalala5685
    @heritianafaliharimalala5685 หลายเดือนก่อน

    ary aiza Farao?

  • @user-gw6gy3um1c
    @user-gw6gy3um1c หลายเดือนก่อน

    Tsy afaka intsony ireto vo tsisy farao e

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      zay no tena fahitànao azy?msaotra ary é

  • @lalainanambinintsoa8769
    @lalainanambinintsoa8769 หลายเดือนก่อน

    Norme be👍👊

  • @annicklayna
    @annicklayna หลายเดือนก่อน +1

    Tsara be lay clip, miova @ mahazatra

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  หลายเดือนก่อน

      miezaka manavao atrany, partageo hiparitaka