THT - Reveo milay foana (Nouveauté clip gasy 2024)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 79

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว +5

    Chill avec vous, voici les paroles :
    Reveo milay foannnnnnaaaaaa
    Reveo milay foannnnnnaaaaaa
    Na kely na be mandihy, na be na kely money
    aleo tsika manala hoa follow me now, follow me now
    na bobaka be ny tomobily, ny embotaka manome laginy,
    ho ampintsika hafanàna ka follow me now, follow me now
    tsy hitahita akory d’efa herintaona, sady tsy isan’andro koa tsika ny miona,
    mbola ampiana ihany ve hoa sa ahona? yah f’ianao otran’ny mona
    tsy hitahita akory d’efa herintaona, sady tsy isan’andro koa tsika ny ngoma,
    ka mbola ampiana ihany ve hoa sa ahona?yah ny tôka sy ny roma
    Reveo milay fooooooonnnnnnaaaaaa
    Na mazana reveo milay fooooooonnna
    Reveo milay fooooooooonnnnnna
    F’io miakamidina ohatran’izay foooooonnna
    Na mafy ny ady é, na jiro tapaka io na mandeha,
    revenay manja e, revena manja e,
    Sady zay koa angie hoa mahandry e, aleo fa iandry e,
    na miakatra aza ny vidim-bary, na ny atao loka mbola tsisy ary
    na efa miala rizariza ary, dia mbola kapain’i police ihany
    tsy hitahita akory d’efa herintaona, vao mba tafahona tsy maintsy alkola
    mbola ampiana ihany ve aloha sa ahona? F’ianao ohatran’ny nôna
    tsy hitahita akory d’efa herintaona, bandy tafahona tsy maintsy alkola
    mbola ampiana ihany ve aloha sa ahona? Ny tôka sy ny roma
    Reveo milay fooooooonnnnnnaaaaaa
    Na mazana reveo milay fooooooonnna
    Reveo milay fooooooooonnnnnna
    F’io miakamidina ohatran’izay foooooonnna
    Misy fotoana ianao mifoha, dia kivy, dia lavo, satria tsisy mandeha na life na love,
    izay rehetra atsangana dia rava, ny ampitso tsy hay mazava hoe anahona ny hoavy yah
    fa pozitiva ohatran’ny gasy any andafy,sary avoka otran’ny milda fa any ambadika any miasa mafy
    na ory aza ny gasy mahay manalazy,mentalité tsika ihany no manana azy
    tsy hitahita akory d’efa herintaona, Tsika rahateo koa voafetran’ny fotoana?
    Samy miasa mafy sy mtady vola Ka araraoty fona rehefa mba tafihona
    tsy hitahita akory d’efa herintaona, Tsika rahateo koa voafetran’ny fotoana?
    Samy miasa mafy sy mtady vola Ka araraoty fona rehefa mba tafihona
    Reveo milay fooooooonnnnnnaaaaaa
    Na mazana reveo milay fooooooonnna
    Reveo milay fooooooooonnnnnna
    F’io miakamidina ohatran’izay foooooonnna

    • @andriannlisana4355
      @andriannlisana4355 11 หลายเดือนก่อน

      Ngoma sa miogna ? Ou c'est moi qui entend mal

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 หลายเดือนก่อน

      miovaova isaky n phrase @@andriannlisana4355

  • @maculgiavoahirana7930
    @maculgiavoahirana7930 9 หลายเดือนก่อน +4

    Trop bien ❤ comme toujours. Mbola miandry anareo fona zahay eto La Réunion. Bé mpankafia aty ❤

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  9 หลายเดือนก่อน +1

      merci bcp ;-) ....amen e

  • @manourasoamahavory7353
    @manourasoamahavory7353 11 หลายเดือนก่อน +1

    THT nilay fona nandritra ny folo taona,🎼🎤misaotra nampireve anay aty,e,bonne continuation à chacun !!!🪇😘

  • @royysantatra
    @royysantatra ปีที่แล้ว +2

    Raha mba nanana fotoana ihany zah dia mba satriko mihitsy ara nanatrika an'io Bouquet Final io saingy indrisy 🌷🥹 Vraiment, un grand Merci à vous THT 🔥 Et encore Merci pour cette motivation grace à cette dernière Vibe 💯❤‍🔥 Andihizanay io amin'ny Réveillon ho mariky ny cloture an'i 2023 rehefa tafaray miaraka amin'ny Family 🫶🏻🌹🇲🇬✨🥹 Mirary soa anareo ny tenako ry zalahy (Eric ✨/Gianni ✨/Landza Cédric✨) 💥💫 Reveo Milay Foana #Rumik_fotsiny_eh 🫶🏻❤‍🔥

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว +1

      merci mon gars....il y en aura d'autres ;-) tinkièt..meme en solo ça reste l'équipe

  • @jenkarol840
    @jenkarol840 3 หลายเดือนก่อน

    Hay ve mbola mihira ny Tht ee milay eee

  • @elboymadagascar
    @elboymadagascar ปีที่แล้ว +1

    C'est à la fois doux et chill 🔥 Tafiditra tsara ilay vibe nefa tsy mankaleo

  • @KennyCharles-b5m
    @KennyCharles-b5m 6 วันที่ผ่านมา

    Merci be namoka le izy an

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 วันที่ผ่านมา

      Six eee

    • @KennyCharles-b5m
      @KennyCharles-b5m 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Asio resaka ao messenger refa malalaka lisany

  • @dodaromualdjuvanio2438
    @dodaromualdjuvanio2438 11 หลายเดือนก่อน

    ankafiziko ai 💗💗💗 💯
    🎀bravo 👏👏👏 ...

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 หลายเดือนก่อน

      Merci bcp 🙏🙏🙏
      Aza adino ny partage 😉

    • @dodaromualdjuvanio2438
      @dodaromualdjuvanio2438 11 หลายเดือนก่อน

      @@MalagasyMozika Ok2 😊 !! misaotr'eee....

  • @Njatovo7568
    @Njatovo7568 4 หลายเดือนก่อน

    Milay aloha ilay hira❤️🙏

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 11 หลายเดือนก่อน

    Eny fa na tsisy mamo aza mahay manala azy fôna ! 🤙🤜

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 หลายเดือนก่อน

      Biensur, et l'essentiel c'est d'être entouré des bonnes personnes 👍🙏

  • @mickaeljohndor
    @mickaeljohndor ปีที่แล้ว +1

    Ndrii, nahafinaritra ny fiarahana e , makasitraka e

  • @athswega5942
    @athswega5942 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be foana e. Indrisy moa fa izay no farany ho anareo 3 fa tohananay foana e. Samia mahita ny soa daholo

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว +2

      yes, merci...tsy hoe ity ny farany fa ity n farany iarahanay 3 complet fa nefa mbola iverina ihany indray andro any satria boribory ny tany

    • @athswega5942
      @athswega5942 ปีที่แล้ว

      Izay mihitsy ☺👌@@MalagasyMozika

  • @barisoneric3787
    @barisoneric3787 ปีที่แล้ว

    Miley foana e!👊👊

  • @mickaelrakotonirina4815
    @mickaelrakotonirina4815 ปีที่แล้ว

    Reveo milay foana 🥳🥳💯

  • @AnthonnyJosephalde-yj7gk
    @AnthonnyJosephalde-yj7gk 11 หลายเดือนก่อน

    Tsara be 🤝👂🤜

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 หลายเดือนก่อน

      merci bcp, aza adinoina n partage

  • @tolojanaharypatrick7893
    @tolojanaharypatrick7893 ปีที่แล้ว

    Top zalah❤

  • @jodaandrianarivony8080
    @jodaandrianarivony8080 8 หลายเดือนก่อน +1

    Milay style
    outer banks

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  8 หลายเดือนก่อน

      tsy mbola koboko zany fa aleo anao decouverte kely

  • @evafelantsoa7045
    @evafelantsoa7045 ปีที่แล้ว

    Premier coms a😍😍tsarabe .....😍😍😍

  • @powscrate
    @powscrate ปีที่แล้ว

    Respect less manafo ooh 😎

  • @TsiaroRAFALIMANANTSOA
    @TsiaroRAFALIMANANTSOA ปีที่แล้ว

    Good vibe🔥🔥

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 หลายเดือนก่อน

      Msaotra indrindra.. Aza adino n partage

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว +1

    Un truc de ouf se passe sur tik tok sur ce morceau ;-)
    Chill, paysage, plan etc....
    Le lien pour participer : www.tiktok.com/music/son-original-7309775722484091653

  • @deejezjerry9916
    @deejezjerry9916 ปีที่แล้ว

    Reveo milay foana ❤

  • @BienvennuRAFALIMANANA
    @BienvennuRAFALIMANANA 3 หลายเดือนก่อน

    vo mba tafahaona ts maints alcolaaaaa

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  3 หลายเดือนก่อน +1

      tsy maints eeee ;-) mirary herinandro mahafinaritra be

  • @fanelsOdzy
    @fanelsOdzy ปีที่แล้ว

    efa ho rava koa zany groupe THT ty satrisa ra Farao efa hiala @GROUPE

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      ezahitsika hijoro izy

    • @fanelsOdzy
      @fanelsOdzy ปีที่แล้ว

      Enganie ts hotrany martiora Freedom Sy jioulabp's renyy ...😁😁

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      fa maninona ireny? @@fanelsOdzy

  • @pepapergaud7455
    @pepapergaud7455 ปีที่แล้ว

    🔥🔥

  • @marieornellamaharavo452
    @marieornellamaharavo452 ปีที่แล้ว

    ❤❤

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  11 หลายเดือนก่อน

      🤩🤩🤩 Aza adino ny partage

  • @ambinintsoarandrianasolo6544
    @ambinintsoarandrianasolo6544 ปีที่แล้ว +1

    Le amle plan farany otran hoe samy mandeha any am lalany izy 3 lahy miala anle soratra THT. Otran hoe tena vita zany le THT fa samy andeha solo daholo 😅😅

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว +1

      tena zay mints no prévu ka....ilay THT nahafantaranao azy olona 3 vita eto ary samy andeha am lalany izahay...saingy

  • @MélodieSarobidyAiméeRaveloaris
    @MélodieSarobidyAiméeRaveloaris ปีที่แล้ว

    ✨✨

  • @SimsMgasy13
    @SimsMgasy13 ปีที่แล้ว

    🔥🔥🙏🙏

  • @bynanniaina8623
    @bynanniaina8623 ปีที่แล้ว

    Gg

  • @andriamanampisoarabe2858
    @andriamanampisoarabe2858 ปีที่แล้ว

    Milay lesy ry zala a

  • @fenosoaanjaramahery529
    @fenosoaanjaramahery529 11 หลายเดือนก่อน

    😂 mafy anareo voay

  • @Cdingue
    @Cdingue ปีที่แล้ว

    the last ve zany tyh?🥲so sad🥺

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      the last for decade..era vaovao manomboka eto

  • @ntsoaraz2381
    @ntsoaraz2381 ปีที่แล้ว

    alefa🦾

  • @BabakotoBe-ds7tv
    @BabakotoBe-ds7tv ปีที่แล้ว +1

    Message ao arinan’i propagande. Fantatra tsara ny lalana hoe honaiza ny dimy taona manaraka. fa tsy Maninona fa aletika aloa ny mpiarabelona dia anaovana hira après propagandy eh… stratégie marketing io kah.
    Madagascar tsy maintsy mandroso Ary Fidio eh!

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      d inn n mba efa nataonao hoan'ny firenena?sa mi masta clavier?

    • @henimbola
      @henimbola ปีที่แล้ว

      @@MalagasyMozika Aza hanaovana vava toa an'izany ny olom-pirenena maneho ny heviny tompoko. Samy efa manao izay mety sy miady mafy avoko ny malagasy mba ahitàna ho anina isan'andro. Efa anjara asa atao ho an'ny firenena izany. Fa kosa toa mampalahelo ihany ilay izy hoe tsapanareo ao anaty tononkira ilay manjo an'ny gasy kanefa ianareo toa manaiky vidiam-bola. Efa hainareo anefa fa ny ho avin'ny firenena no resaka eto fa tsy spectacle tsotra koa hoe vola io dia raisina.

    • @BabakotoBe-ds7tv
      @BabakotoBe-ds7tv 11 หลายเดือนก่อน +1

      Mino izaho fa Tsy takatrao ilay evitra. Vola ana propagande no oetina anaovana hira manome morale. Hypocrisy an’kira sy Kanto. Afaka sady mandihy no vonoina. Fa cacher iany angamba ny ho azonao. Madagascar tsy maintsy mandroso.
      Inona ny ataoko aminy ity firenena ity? Ny Tsy mandetika anazy alouh. Dia manampy aminy alalan’i diaspora izay manao veloma mandrakizay anao.

  • @andriannlisana4355
    @andriannlisana4355 ปีที่แล้ว

    Tsara zalah . Za mirevy faona tht
    THT since Just Akama.
    PS: mba asivo live guitara sy impro 🎸🎙️

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      mankasitraka indrindra, voaray ny fanamarihana am hira manaraka oh, aza adino n partage