Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager th-cam.com/video/rwh7eK9YZvQ/w-d-xo.html
Hey, au cas où vous l'auriez zappé, le clip de notre premier single de 2022 "Fitia voasedra" est déjà dispo ici ==> th-cam.com/video/jAPveS2f5co/w-d-xo.html Appréciez, partagez et surtout abonnez-vous la famille, Merci
RETROUVEZ LES PAROLES ICI =================xxxxxxx===================== Matokisa agnao fa ny anjara hoy aho tsy mivilana e a. Izay hinoanao, dia ho hitanao izy fa ho avy e a. Ny adintsaigninao koa izany hoy aho tsy misy idirany e a. Aza manahy ianao o, ianao tsy voatery hitady e. Ny aminao efa milamigne, vady anjara fa tsy indramigne, vady tsara tsy ampoizinao, efa any e a Ho avy ny andro hiaonanao aminy e Zay vao tsapanao ny mariny e Haka ty anaranao, o ya e a Vady anjara tsy tadiavine e a e Koa fa anjara tsy azo lavinao, zany e a Vady anjara tsy tadiavine e a e Koa fa anjara izy tsy maintsy azonao, ihany e Ny tianao koa mba tian ´ olo, Tsy anao araiky mahay manambitamby e a Anao nge tsy tompon-tsafidy ingahy Fa zay anjara ihany hoy aho no vady e. Ka dia izay tia mahandry e, Izay maimaika eo ihany no tratra antitra o an, Maikamaiky ny hanambady e a, Na tsy anjara aza dia miharitra o. Ny aminao efa milamigne, vady anjara fa tsy indramigne, vady tsara tsy ampoizinao, efa any e a Ho avy ny andro hiaonanao aminy e Zay vao tsapanao ny mariny e Haka ty anaranao, o ya e a Vady anjara tsy tadiavine e a e Koa fa anjara tsy azo lavinao, zany e a Vady anjara tsy tadiavine e a e Koa fa anjara izy tsy maintsy azonao, ihany e
Holla, efa azonareo ankafizina ato ko ny hira farany navokan'ny tarika an ==> Taloha sy ankehitriny 2002-2022 th-cam.com/video/bOBf75n3jBo/w-d-xo.html ankafizo dia zarao
Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager
th-cam.com/video/rwh7eK9YZvQ/w-d-xo.html
I Farao zany na mbola niaraka tam THT na nandeha rery dia au top foana🤩🤩🤩❤🔥
merci bcp
Hey, au cas où vous l'auriez zappé, le clip de notre premier single de 2022 "Fitia voasedra" est déjà dispo ici
==> th-cam.com/video/jAPveS2f5co/w-d-xo.html
Appréciez, partagez et surtout abonnez-vous la famille, Merci
tiko lesy ty vazo ty, tena manome motivation be ana le hira, mankasitraka lesy d tohizo a! siora
mankasitraké
Atsaragna zalahy 😍😍 merci pour ces messages précieux plein de douceur que tu mets dans tes paroles 🥰
Merci pour ces beaux mots. Ca me touche 😘
@@MalagasyMozika continu comme ça 🥰 on te soutient tous avec amour et prière 🌹
tena marina mihitsy, nahatsapa anzay ko ah
J'écoute toujours, nous sommes en 2025
merci bcp ;-)
effectivement 2021 parait déjà assez loin
Mlay e, merci. Farao, cool be.
Jten prie
je kiff trop cette chanson !merci
merci bcp
Tena tsara, sady miampita hafatra sy manome fanantenana 🙏🙏
Mankasitraka
J'aime beaucoup 🥺❤️
merci bcp
Norma le hafatra farao ah👊
Mankasitraka e
Happy birthday Farao🎊🍾
thanks a lot
Wow ay izy Lion
Milay lesy a!! Tohizo fa tsara, HBD
Mankasitraka e
J'adore
merci bcp
Tsarakely 🙏🙏🎩
merci o
Tiko😍
mankasitra e
Ao tsara mitsy
sur sur é
Ao tsara ny parole. Mahatsiaro nahazo ny anjara sahaza mihitsy rehefa maheno ilay tononkira.
Any e ? Mankasitraka
Tsara lotra sady marina 👍❤️❤️
Misaotra, aza adino ny mizara 😉
Tiko lotra
merci
zay maimaika no tratr antitra, Milay lesy eh reveko le hira ka
Msaotra indrindra... Aza adino ny mzara
Mankasitraka e👍👍👍👊🖐️👊👊
sur sur é
Top 💪💪👊👊👍👍👍
Merci bcp ;-)
Kiffeko🔥
merci bcp ;-) aza adino ny partage
Zany hoe tsy ampy rano kely zany ny tsy nahavelona ilay fiara? 🤔😅
zay ny version simplifié fa mety ni chauffe ilay fiara an ;-)
mahafinaritra!!!!
sur sur, aza adino n partage
@@MalagasyMozika okay bro!
Any ilay vady anjarako izay!
ilazao ihany rehefa tong izy é ;-)
Top
merci
😘😘❤
merci bcp
Tsara leisy teako
Sur e
Marina loatra
mankasitraka ary o
RETROUVEZ LES PAROLES ICI
=================xxxxxxx=====================
Matokisa agnao fa ny anjara hoy aho tsy mivilana e a.
Izay hinoanao, dia ho hitanao izy fa ho avy e a.
Ny adintsaigninao koa izany hoy aho tsy misy idirany e a.
Aza manahy ianao o, ianao tsy voatery hitady e.
Ny aminao efa milamigne,
vady anjara fa tsy indramigne,
vady tsara tsy ampoizinao,
efa any e a
Ho avy ny andro hiaonanao aminy e
Zay vao tsapanao ny mariny e
Haka ty anaranao, o ya e a
Vady anjara tsy tadiavine e a e
Koa fa anjara tsy azo lavinao, zany e a
Vady anjara tsy tadiavine e a e
Koa fa anjara izy tsy maintsy azonao, ihany e
Ny tianao koa mba tian ´ olo,
Tsy anao araiky mahay manambitamby e a
Anao nge tsy tompon-tsafidy ingahy
Fa zay anjara ihany hoy aho no vady e.
Ka dia izay tia mahandry e,
Izay maimaika eo ihany no tratra antitra o an,
Maikamaiky ny hanambady e a,
Na tsy anjara aza dia miharitra o.
Ny aminao efa milamigne,
vady anjara fa tsy indramigne,
vady tsara tsy ampoizinao,
efa any e a
Ho avy ny andro hiaonanao aminy e
Zay vao tsapanao ny mariny e
Haka ty anaranao, o ya e a
Vady anjara tsy tadiavine e a e
Koa fa anjara tsy azo lavinao, zany e a
Vady anjara tsy tadiavine e a e
Koa fa anjara izy tsy maintsy azonao, ihany e
Merci pour les paroles
❤️❤️❤️
Merci bcp
milay lesy a
Misaotra é
Farao THT - Vady Anjara (Lyrics gasy 2021)
th-cam.com/video/aA22Fh9iTDE/w-d-xo.html
merci
good Song bro
Thanks a lot
Efa miandry
EFA IO AN
@@MalagasyMozika Norm zoky a
atsipy ny ten ho any manampanah
enga anie ka iantefa tsara any ;-)
Marina be
merci
Tsara e
merci bcp
miandry o
ao izy ao dia ankafizo ary ooooo
cv
sur sur é
mafnartra les e
sur sur é
Holla, efa azonareo ankafizina ato ko ny hira farany navokan'ny tarika an ==> Taloha sy ankehitriny 2002-2022
th-cam.com/video/bOBf75n3jBo/w-d-xo.html
ankafizo dia zarao
,
??
norm b kos ah
mlay e
sur sur é
J'aime beaucoup 🥺❤️
merci bcp