THT - Ataoko ampy ahy (clip officiel)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ย. 2024
- THT - Ataoko ampy ahy (Clip Officiel)
Lien streaming : bit.ly/3j4J9uH
Abonne-toi à la chaîne de THT : bit.ly/370oAcX
Production ATON'ICH
Studio : WIN MUSIC RECORDZ
Réalisateur : MALAGASY GRAPHIC ( Ngiahy be)
THT:
► Facebook : bit.ly/3ycxbFG
► Instagram : bit.ly/3zPMBA7
#THT #RAPGASY #TRAP
Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager
th-cam.com/video/rwh7eK9YZvQ/w-d-xo.html
THT le seul rap gasy que je valide
merci bcp, c'est gentil de votre part
Tsara be le son 🇲🇬💪🏼
Msaotra lesy e
Ewa
ataoko ampi ahi reo zai nomenao za tsy itady ari ankafa ari aa -bravo tht !!!
merci bcp
ndriii mampatsiahy ahy n lasako tsara lotra
mino zahay fa efa mety mety koakoa zany zao é? ;-) mirary soa
Tsara lesy zalah! lisany oa kifeko mihitsy eh! Sonia THT mipetraka foana! Tohizo ambony tanjona...
Sur sur é, entinay ambony atrany
Le meilleur texte de Jizz angamba !!
tena nivoatra be lery
tena top zala,,,zavatra ianan-tsika sahirana nef reef eo le vady de sambatra fona☺siora
sur sur , courage isika fa fiainan'izany, atao mahampy aloa atreto
Tiko❤️
merci bcp ;-)
aza misalasala mi partage
Kay....tsara zany hira zany...ao tsara lay clip....simple et vrai....retour à la réalité de la vraie vie de bcp de malgaches....tsara e....merci
merci bcp ;-) , miezaka manasongadina ny zava misy mihintsy satria dia otrzao ny fiainan'ny akamaroan'ny Malagasy.
+++++++++> RETROUVEZ LES PAROLES ICI
g bv
Big up aty Paris zalah a, mlay e❤️
sur sur é ;-) fanirinay ny ihaona amnareo tsy hoela
Zao vo tena hitako ity vazo ity, milay be le hafatra Merci Zalah fa mapietsipo tokoa le tononiny a
misaotra indrindra o ;-) rehefa afapo nareo d faly zay !Aza adino ny mizara
Tena Milay farakze !!! elaela kely nareo tsy heno kay namoaka vazo Bomba be !!! Merciiii e !!
merci bcp ;-)
tsara B zala!!!! le fiainatsika eto mada miitsy zany... merci zala
merci bcp - aza adino ms'abonne am chaîne
@@MalagasyMozika ok!
Mlay ry zoky isany ❤️👊💪
sur be
Tena wow zalah a! Mandona be farak'ze zokiny😭😭👊👊
mankasitraka é
Milay be le vazo merci ranga
ianareo no isaorana mankafy atrany
ça va be😍
merci bcp
Je vous adore les gars
merci bcp jenny, On lachera notre premier clip de 2022 la semaine prochaine donc reste connecté ;-)
j'ecoute THT depuis 2015
2021 ça bouge pas force à vous les reufs :)
merci bcp pour la force ;-)
Milay loatra🔥❤️
msaotra é, efa azonao jerena ato koa ny tohiny an
th-cam.com/video/jAPveS2f5co/w-d-xo.html
Toujours tratra Fogna kony raha Ty ai💪💪💪💪💪💪 Misoatra Betsaka eeh
msaotr betsaka
Ola amigo....amei o clipe, muito bom...aqui assistindo e dançando até o final.
ola, no comprende, translate english please
th-cam.com/video/rwh7eK9YZvQ/w-d-xo.html
Tsara be fona lesy ny vazo nareo❤️👍👍
isaorana ianarao manohana atrany
MERCI zala fa tsara B le vazo...
sur sur é
Les paroles sont incroyable 😻 bien écrit bien fait je vous kiffe mlay lisany
merci bcp ;-)
JiZZ upgrade! Sura sura mlay e
Zavatra iainan'ny Malagasy @ ankapobeny. Merci zalahy.
Mankasitraka indrindra...🤩
Top !!! 👍👍👍👍👍👊👊👊👊 Mlay lisan fa toizo fona e 💪💪💪💪💪💪
sur sur e
Tsara ery parole 😍😍
misaotra indrina
Mlay letsy ry zala le hafatra "le fiananatsika mafy ady iny mihintsy no tena tsy foiko" Big up letsy ry zala!
mankasitraka e
Mlay lesy tht a
sur é
Tena mampatsiahy ahy ny zavatra nandalovako taminy fiainana mtsy ltsy izany hira lisany zany. Merci zala
zay koa anie no tena herin'ny hira é, mampatsiaro dingana, sedra, hafaliana sns tamin'ny fiainana..tsisy hisaorana fa mlay é
Tsara kousa aloha e. Tena tsara!
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
♥️😍 trop bien 😍 comme d hab 👏👏
merci ;-)
@@MalagasyMozika ♥️♥️😍
Sur² rangah ah♥☺
Okay b e
norma le music anhh !! mlai e B)
Merci ;trop cool
Le son, les paroles au top!!👌 en boucle ❤
MERCI BCP
J'ADORE!!! 👏👏👏
merci bcp
Vous avez raison .
thanks ;-)
Mankasitraka ry zalahy ah,,❤️
ianareo no ankasitrahana mbola manohana atrany o
Jai jms aimé le rap ms celui si m`est un coup de foudre! Les paroles, les rhymes, c top (y)
merci bcp ;-)
J’aime bien le son 🔥
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
it's good,tohizo ry ral isan
misaotra oh, tohizana atrany
je kiff top
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
En passant, découvrez notre dernier single ici !!!! 2022
th-cam.com/video/jAPveS2f5co/w-d-xo.html
norm be le text, motivation be ho anay sahirana
sur sur é
Milay👌
sur sur é
Hey!Si tu as kiffer n'oublie pas de t'abonner à la chaîne ;-)
Vo ecoute voalohany de efa tara ah😁
Niverina kely tamle style tany aloha ve izy zany zalah? En tout cas en boucle le zova ato atanana e! Sura
misaotra ndrindra é ;-) oui miezaka miverina mints sad apina touchena moderinité
Mafinaritra
misaotra indrindra
Mankafy ny tononkira. Misaotra
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
Je l'écoute en boucle je kiffe trop😍
merci bcp, n'oublie pas de partager
Siora
Mamay le instru
isaorana Aton'ich nanolotra azy
mlay ranga le vazo ah!! tafita ny hafatra
okay é, apitapitao any am akama any
tsara le afatra lesy r zala tohizo fa ze makafy THT
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
Milay be ilay vazo!! Mafinaritra ee
merci bcp
zah maka lisany
Sur mints é, d zarazarao mlay be any n hirantsika
super les gars
merci amle hafatra e!
suir sur é, aparitaho any
tsara e! na le instru surtout le parole
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
Still a banger
2024🎉
thanks a lot, make it turn
Tsara tiako be le Hira otranay 3 ato hihihi
merci bcp ;-)
❤❤❤❤❤
tiko b le paroles,tsara b
merci bcp
mandona be
Merci o, aza adino ny mizara an
mankasitraka r zalah ah ! mafonja ilay hafatra
sur be, ezahina ho otrzay fona
Rien à dire les gars // IL Y A DU FLOW // Teny malagasy mandangolanlo an'tsofina (hain'lisany ny milalao azy) // Clip tsotra fa tonga dia "crédible" tsara mintsy // Mankasitraka nanome an'ilay kanto fa mamelombolon'aina indrindra ny mihaino azy anaty fiara!! haha
Misaotra mankasitraka indrindra 🙏
Tena efa miezaka mafy amin'ilay tenintsika io.. Ny mozika ihany koa miezaka manakaiky ny fiainan'ny olona atrany
Tsara be le hira fa tena mitantara fiainana mihintsy. sur !
sur sur
🎧🔊
mlay ah
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
mankasitraka fa tena tsara be le hira ,,,
Nareo no ankasitrahana manaraka atrany
Madona be lay parol a!
misaotra ;-)
💥💥♥️
Sur lesy brada a
milay b e, tohina b ny fo. Nilamina ihany v izy telo mianaka am farany? :) tafiditra b amle tantara :D
Zareo milamina ka, fa miaina tsotsotra eny ihany izy...arak'ilay hira hoe ataony ampy izay eo...na izany aza mjery azy matetika izahay ra misy azo anampiana
@@MalagasyMozika sura mitsy, zay maka anareo foana
ampy anah wa tsika3
mirary soa é
Soprano (ZOUM)
Zoum, zoum, zoum
Comme Diego dans La Bombonera (Bobobobo, bobobobo)
Comme Savastano dans la Scampia (méchant-méchant, méchant-méchant)
On vient rentrer dans la Leyenda (ouais, ouais, ouais, ouais)
Tsy azko ?
@@MalagasyMozika Vo naheno an'le son zah de io hiran'i Soprano io no tao an-tsaiko voalohany fa somary misy hitovizany kely
sinon milay le vazo na le hafatra na arrangement tena Châpeau
tena tsara kosa e
Merci bcp
Mifono hafatra tsara be
Salut la famille, le dernier single en date de 2022 "talohy sy ankehitriny" est à découvrir ici
th-cam.com/video/bOBf75n3jBo/w-d-xo.html
Ok guys ny vola hono tsy mahasambatra nefa koa ny fahantrana tsy mitondra n'inona2 ka aleo manambola ihany
aleo ifaliko aminio mandrapa fa tsny ny vola IHANY no mahasambatra no izy ;-) ....Tena marina tokoa..ilay ny vola fa tsy mi garantir ahasambarana
💪💪❤
Milay b
merci bcp...aza adino n partage
Tsara b fa tohizo
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
Mankasitraka..efa misy morceau vaovao ato hoe tsy tamana au cas ou voazappz
Indrisy mankony fa ny ankamaron'ny vehivavy @ zao dia efa tsy @ zao tsony fa mitady ny ambony foana!milay
ie d lasa mvadika ikala jejo tssssss
@@MalagasyMozika Marina mihitsy sur e
Mapahendry n ol manambady ty.mafiady fa tsy hory fitiavana
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
♥️♥️♥️♥️♥️♥️
vo noenoko tam le iz nivoka iny dia efa tiko mitondra hafatra milay le izy
merci bcp - aza adino ms'abonne am chaîne
Tohizo zalahy le hira manome message mafonja be toy izao ... milay e
misaotra indrindra o
tsara eee *_* mankafy ny vazonareo fona za,
misaotra indrindra
100 like 0 dislike bien
efa napin rà tsikn dislike 1 an
hahaha iny dray ny tsy hitako
@@manitrarandrianirina4688 hahaha lisany lesy lé krkrkrkrk
@@MalagasyMozika ra Money Row kay io le hahahahaha
@@tefyandriamirado7351 hahahaha au contraire ary lery iny no efa cool amnay amzao.mety ra jill
Tou
Sur e
ao tsara
MANKASITRAKA FA TENA TSARA ITY HIRA ITY. ARY TENA MANDONA FO? RAHA OLONA EFA MANAMBADY D TIA AZY FA RAHA JEUNE HIRAM-PITIAVANA IHANY NY AZY. FA MANKASITRAKA FA TSY HIRAM-PITIAVANA IHANY NY ATAO HOE HIRA E§ ETO HATRANY IZAHAY E
misaotra indrindra o, hita iany anefa hoe maro jeune mamkafy ra ny partage sy commentaire facebook ka ;-) efa manomboka tia mihaino sy mandalina hira misy ventiny sy tonony zao n jeune....
231 j'aime/1 je n'aime pas enjana be ry zalah ataovy milay euh
lasa 3 le tsy tia, fa isaorana nareo manohana atrany é
disliken rà tsikn io 1 io
😅😂Tonga aty v izy, tsis manjamaso aty ka
Je tombe à pic. News direct tht en vue . 2021
hey hey n sur é