THT - FITIA VOASEDRA (clip officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 63

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +1

    Yo Yo, Clip vaovao be vo nivoka tamin'ny 15 jona 2021 hitanao ato :
    th-cam.com/video/bOBf75n3jBo/w-d-xo.html

  • @royysantatra
    @royysantatra 2 ปีที่แล้ว +4

    Les couplets de Gianni et Landza sont tous géniales meme la voix de Eric est très superbe ❤‍🔥🧡💛💚💙💜🤎🖤🤍 Mais c'était pour la première fois qu'un clip de THT ne possède pas un couplet de Farao mais juste le refrain 💟💫 Mais franchement parlant, cette chanson est vraiment très émouvante 💝❤💖 Respect THT

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Merci bcp, Farao est aller tellement fort sur le refrain qu'il n'a pas pu trouver un couplet a la hauteur de son refrain. Après ça a rendu les choses plus écoutable car avec un couplet de Farao le morceau aurait duré 5 min41. Il a vraiment insisté pour ne pas faire un couplet et mettre en valeur le refrain....en tous cas merci bcp..ça nous vas droit au cœur

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +9

    Retrouver les paroles ici ---- et surtout n'oubliez pas de partager ;-)
    🎙Jizz
    Efa maro ireo sedra efa betsaka ny olana
    Efa be ireo mpamingana na dia teo ny mpanohana
    Za aloha tsy takatro ny kintana tsy takatro ny volana
    fa ny afaka omeko dia ilay fitia feno fahamatorana
    Ny hoe ianao irery no tiako zany kosa aloa dia tsisy
    fa ilay ambiny avy amiko dia mbola omeko reo zanatsika,
    tsy fitia kisendrasendra akory io na hoe miampy vintana
    râ misy ratrampo ianao dia za eto anasitrana,
    Toky fitaka fa aleo ny tantara no hitsara
    dia ny antsika hivavahana mba ho tsara fiafara,
    betsaka ny nandalo fa ianao no metimety ka,
    za tsy mila ronono satria ianao no retraite-ko a
    🎙Refrain (Farao)
    Fa fitia voasedra anatiko ato o.
    Efa nanolatra ela koa ny ratra o.
    Tsy ho may io na alefa anaty afo o.
    Fa vao maika io hamelana tsy mihato o.
    Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
    Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy eh a ( hoavy eo izay hoavy e)
    Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
    Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy e ( hoavy eo izay hoavy e)
    🎙Sphynx
    Tokantrano misy fotoana ory, tsy hoe paradisa foana akory
    Indraindray ny kibo noana nefa tsy maintsy hoentina matory
    Tsy lohantaona foana koa fa indraindray mba ririnina,
    Teo ianao nanampy anahy tamintsika tsisy ininona,
    Ka misaotra, tonio ny faina fa aza miahiahy
    Ra sedra ty hisy ahalavo ahy, indrindra ny fakam-panahy
    Ianao koa anie hoahy valeur sûre, sady mampandeha ny sera
    Miakatra level tsika isaky ny anniversaire
    Aza mihaino vavan’olona fa aleo iteny izy
    Ilay toky nifanaovana ao am-po tehirizo
    Fa tsisy asoloko anao zany ho ahy na iza io na iza
    Dia ilay bandy tsy maintsy miodana hoa zany aloa diso
    🎙Refrain (Farao)
    Fa fitia voasedra anatiko ato o.
    Efa nanolatra ela koa ny ratra o.
    Tsy ho may io na alefa anaty afo o.
    Fa vao maika io hamelana tsy mihato o.
    Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
    Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy eh a ( hoavy eo izay hoavy e)
    Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
    Na maro koa tsy tia tsy mampganahy e ( hoavy eo izay hoavy e)
    -----x ------
    Fa fitia voasedra anatiko ato o.
    Efa nanolatra ela koa ny ratra o.
    Tsy ho may io na alefa anaty afo o.
    Fa vao maika io hamelana tsy mihato o.
    Fa fitia voasedra anatiko ato o.
    Efa nanolatra ela koa ny ratra o.
    Tsy ho may io na alefa anaty afo o.
    Fa vao maika io hamelana tsy mihato o
    Outro
    Ohohoh - ( ny hay tsy ho rava é )
    Ohohoh- (hoavy eo izay hoavy e)
    Ohohoh - ( ny hay tsy ho rava é )
    Ohohoh - (hoavy eo izay hoavy e)

  • @mboulaandrianah7889
    @mboulaandrianah7889 3 ปีที่แล้ว +3

    Farao oa tsara feo 😊🥰 milay zalah a!! 👌

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka e, aza adino n partage

  • @music4life809
    @music4life809 2 ปีที่แล้ว +2

    tsy miala amlisany lesy rzalah a ❤‍🔥❤‍🔥
    nanomboka tam lisan tao amin'ny Label ACP
    mirary soa ho anlisany

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +1

      sur sur ranga a - misaotra é!Amin'ity taona ity izahay dia miezaka mamerina ireo style tena nahafantarana anay atramzay

  • @ismaelralambontsalama5045
    @ismaelralambontsalama5045 10 หลายเดือนก่อน

    Mine de rien, ça fait déjà 2 ans, mais toujours aussi agréable d'écouter cette musique et le clip est juste magnifique.

  • @rojomamitianaaimeandrianin665
    @rojomamitianaaimeandrianin665 2 ปีที่แล้ว +3

    j'aime beaucoup votre chanson

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Merci bcp, n'oublie pas de partager

  • @manourasoamahavory7353
    @manourasoamahavory7353 ปีที่แล้ว

    Za kosa aloha de faly @ la mozikanareo e ❤❤

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      merci bcp..izahay koa faly manana mpankafy ohatranareo

  • @mbolanirinarasolofoson3697
    @mbolanirinarasolofoson3697 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ilay clip 😍

  • @safidyartina6521
    @safidyartina6521 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara fona🔥

  • @ismaelralambontsalama5045
    @ismaelralambontsalama5045 2 ปีที่แล้ว

    Gg les gars! Parole,instru, le clip... High level👊

  • @tinafortunat6818
    @tinafortunat6818 2 ปีที่แล้ว +1

    Zay mivoaka vavany avokoa....tsara e....milamindamina ao tsara.

  • @miarotianoah9817
    @miarotianoah9817 3 ปีที่แล้ว

    1er coms

  • @letsdoudeitfamily
    @letsdoudeitfamily 3 ปีที่แล้ว +1

    eto fona e... je vous love be💝

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  3 ปีที่แล้ว +1

      Meeci bcp.. Effectivement anisan voaloha manohana.. Sur

  • @randrianandrasanacarol3505
    @randrianandrasanacarol3505 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara 🙏🙏💪

  • @stevennarlys439
    @stevennarlys439 2 ปีที่แล้ว +1

    sur ❤❤❤💖

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      ankafizo dia aza adino ny partage

  • @alfarandrianirina9019
    @alfarandrianirina9019 2 ปีที่แล้ว +1

    Mlay bé 🙏👊😊

  • @davidnomenjanahary7618
    @davidnomenjanahary7618 2 ปีที่แล้ว +1

    tsara b ilay! tohizo fn e

  • @christopherrive2178
    @christopherrive2178 2 ปีที่แล้ว

    I watched all your new 2022 videos. I had known you since your title ''Just Akam''. When I had the lyrics translated: it's so great! I have a question for THT: is it possible for you to create an Album in English? And USA tour with it? Thanks a lot

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      hello, thanks a lot for your feedback. I think i will be difficult to create an album because we are not able to write lyrics in english. And not logic because there is too much rapper in USA

  • @tinaandriamihaja6547
    @tinaandriamihaja6547 2 ปีที่แล้ว +1

    nitrosa ve izany nividianana v8 de apres namidy indray nandoavana ilay trosa hihi ,,fa mlay ka

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +2

      Ra ny tena niertreretina dia hoe olona tafa taloha fa tapaka tampoka d nipetraka n safidy oe le vaika no tazomina na le trano...4min ihany moa ny hira iray dis tsy voatantara daolo daolo , mankasitraka é

    • @hajanirinarasamison6338
      @hajanirinarasamison6338 2 ปีที่แล้ว

      Tena misy io teninao io, tena mety hiova tampoka ny fiainana ary eo mihitsy ilay sedra. Izay tokantrano efa nandalo an'io ihany no mahatsapa an'io

  • @fandresenarandriamihaja8490
    @fandresenarandriamihaja8490 3 ปีที่แล้ว +2

    😍😍😍

  • @jessireineblondirambeloson9405
    @jessireineblondirambeloson9405 2 ปีที่แล้ว

    Tiko kosa

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +1

      misaotra betsaka ;-) aza adino ny mpartage

  • @marieravalisondraibe7201
    @marieravalisondraibe7201 2 ปีที่แล้ว

    💞

  • @kaelmcrypto
    @kaelmcrypto 2 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra

  • @idealiniavoelimandarandria7103
    @idealiniavoelimandarandria7103 3 ปีที่แล้ว

    2ème coms 😂😂

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  3 ปีที่แล้ว

      sur sur

    • @andriannlisana4355
      @andriannlisana4355 3 ปีที่แล้ว

      21 ème coms 😭😭

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  3 ปีที่แล้ว +1

      Ankasitrahana foana na réaction fotsiny aza e

    • @andriannlisana4355
      @andriannlisana4355 3 ปีที่แล้ว

      @@MalagasyMozika ra Mbola Tht menalamba rain dago , zah blo eo faona 💥💥💥💯

  • @stephanoramanitra57
    @stephanoramanitra57 3 ปีที่แล้ว

    mlay lesy e

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka, aza adino ny partage é

  • @ninosan120
    @ninosan120 3 ปีที่แล้ว

    norma

  • @andyhoward6974
    @andyhoward6974 3 ปีที่แล้ว

    Tsarab

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +2

    Morceau déjà disponible sur toutes les plateformes de streaming
    open.spotify.com/album/15NYU7Dosq3JOSyz3klC4M

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

    Raha toa ka mila ny mp3 HD ianareo dia ato :
    www.mediafire.com/file/twa5h33hfc4zizk/THT_-_FITIA_VOASEDRA_2022.mp3/file