ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
voninahitra ho an'Ilay nahary sy Nanome ny talenta. ankasitrahana ihany koa nareo fa tena tsara🙏🙏🙏 hafa mihitsy ity Ny Avo ity
Mahatsiaro mihintsy hoe Tia ahy Jesosy,Izy ihany no tsy mandao @ ady atrehina,mampahery be ahy ty hira ity,Merci Rojo ny Avo,samy hotahiana hatrany
Tsara ny tompo mahereza hatrany ❤️❤️🙏
Bsr tena marina zani eee misaotra ee AMEN
Marina loatra zany tononkira zany , misaotra JESOSY
Mankasitraka Rojo amin 'ny hira, mampahery 🙏
Tsara loatra ❤
kanto loatra sady mampahery, misaotra tompoko 😇
Tsara loatra .mankasitraka Rojo aa.misaotra ny Tompo mandrakariva
❤❤❤
Sambatra ny manana any tompo
Tsara loatra ity hira ty! Efa nisy fotoana aho tena latsa-dranomaso niaino azy!