Na ranomaso aza indraindray Toa tsy ampy hamafa izay nahazo ahy Toa resin’ny fiainana ka leo Satria lavitra Anao Izay mba nandrandraiko ho ahy Nofy mielina tsy ho azoko Na dia nanao izay azo atao Tsinontsinona aho fa tsy eo Ianao Teo aho vao tonga saina hoe Hay tsy miankina Aminao Fa nalahelo aho tsy araka izay Nantenaiko no nitranga ho ahy ’Zay aho vao tonga saina Fa ianao mahalala izay mety ho ahy Dia nitalaho aho tamin’izay Izay mba fifaliako sy izay rehetra tiako Aza simbaina intsony Ireo no sisa ananako Ny olona nataoko ho tia ahy Nanadino ahy mora foana Na dia nanao izay ho afako aho Toa vao maika mankarary ahy ’Zay vao nahatakatra aho fa Hay izaho lavitra Anao Fa nalahelo aho tamin’izay Hoe nahoana izao no mahazo ahy ’Zay aho vao tonga saina Hay aho tsy miankina Aminao Izao aho fa manana Anao Ho reharehako sy andriko Raha sendra lavo aho dia tohananao Efa manana Anao aho Tsy ho kivy,tsy hitomany intsony aho F’ianao efa nilaza fa tsy ho avelanao ho very aho Satria aho tianao Manana Anao ho ahy rahatrizay IZAO AAAAAAAAAAAAAHO!!!!!! ............ FA MANANA ANAAAAAAAAAAAAO!!!!!!!! ............ FA MANANA ANAAAAAAAAAAAAO!!!!!!!! ............ FA MANANA ANAAAAAAAAAAAAO!!!!!!!! ............ tononkira.serasera.org/hira/gmmc/manana-anao-1
Natolotro ho anao ity hira ity Panda talohan'ny nandraisana anao ho diakona. ..ampiverina anao ao @ Tompo...indrisy nefa fa 2taona ihany ianao dia niverin-dalana indray ary very tanteraka. . tsarovy fa ny Tompo tsy hanary anao mihitsy anefa...on te porte toujours en prière jusqu'à ce que tu reviennes définitivement à ton Dieu, ton Père.
Na ranomaso aza indraindray
Toa tsy ampy hamafa izay nahazo ahy
Toa resin’ny fiainana ka leo
Satria lavitra Anao
Izay mba nandrandraiko ho ahy
Nofy mielina tsy ho azoko
Na dia nanao izay azo atao
Tsinontsinona aho fa tsy eo Ianao
Teo aho vao tonga saina hoe
Hay tsy miankina Aminao
Fa nalahelo aho tsy araka izay
Nantenaiko no nitranga ho ahy
’Zay aho vao tonga saina
Fa ianao mahalala izay mety ho ahy
Dia nitalaho aho tamin’izay
Izay mba fifaliako sy izay rehetra tiako
Aza simbaina intsony
Ireo no sisa ananako
Ny olona nataoko ho tia ahy
Nanadino ahy mora foana
Na dia nanao izay ho afako aho
Toa vao maika mankarary ahy
’Zay vao nahatakatra aho fa
Hay izaho lavitra Anao
Fa nalahelo aho tamin’izay
Hoe nahoana izao no mahazo ahy
’Zay aho vao tonga saina
Hay aho tsy miankina Aminao
Izao aho fa manana Anao
Ho reharehako sy andriko
Raha sendra lavo aho dia tohananao
Efa manana Anao aho
Tsy ho kivy,tsy hitomany intsony aho
F’ianao efa nilaza fa tsy ho avelanao ho very aho
Satria aho tianao
Manana Anao ho ahy rahatrizay
IZAO AAAAAAAAAAAAAHO!!!!!!
............
FA MANANA ANAAAAAAAAAAAAO!!!!!!!!
............
FA MANANA ANAAAAAAAAAAAAO!!!!!!!!
............
FA MANANA ANAAAAAAAAAAAAO!!!!!!!!
............
tononkira.serasera.org/hira/gmmc/manana-anao-1
Tsara be le harmonie sy le mélodie 🎼 🎶 anle hira an 🤍🤍 🤍
Mbola mihaino an'ito hira ito foana aho katramzao! tena tiako loatra 😍🥰
za ko ar ko
29/10/2024 🙏🥺
indray mipi-maso tokoa de mety handao ny tany isika, soa aho fa manana Anao. tena mankahery ahy tokoa ity hira ity
Natolotro ho anao ity hira ity Panda talohan'ny nandraisana anao ho diakona. ..ampiverina anao ao @ Tompo...indrisy nefa fa 2taona ihany ianao dia niverin-dalana indray ary very tanteraka. . tsarovy fa ny Tompo tsy hanary anao mihitsy anefa...on te porte toujours en prière jusqu'à ce que tu reviennes définitivement à ton Dieu, ton Père.
woowww. Voninahitra Jesosy ho Anao ❤
Janvier 2019, mbola misy mijery ve ty video ty? Tiko fona..
zah tena tsara
Mai 2019
isakerinandro d zao zao efa Juin 2019
Septembre 2019
efa desambra zao an
Mahafinaritra sady haga mkhitsy Manana Azy Tompo👍👍👍
Still here december 2019
30 aout 2024 🙏❤️❤️
Fevrier 2020 💖
hira mampahery ahy isan'andro isan'andro ❤
fevrier 2020 👌
27 mars 2023🥰
Janvier 2022 ... To God be the Glory
Février 2021
❤️ tiako loatra, tena tiako ity hira ity❤️
*Tsy ho Kivy,
tsy hitomany intsony aho
F'Ianao efa nilaza fa
Tsy ho avelanao ho irery aho
Satria aho tinao
manana Anao ho ahy rahatrizay*
Solo guitare tonga dia fantatra .. RIP lesy Mika aa
10/11/2024
Sept 2021
tiko
Mars 2024 ❤
Mars 2023
Tiko lotra ity hita ity. ❤❤
21 février 2022
2024❤
Merci anle Pianiste an
Mai 2021❤️👌
😍
Juillet 2021
Tsara loatra ❤️
2020❤
30 juillet 2021
raha sendra lavo aho dia tohananao❤
ANDRIAMANANORO Taniah Holisoa i
manana anao aho :*
tiko loatra ,mampahery ny manana Anao
soa fa teo ianao Jesoa
3:15
Tsara e
😢😍
🥺🥺❤️