ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Misy hiran'ilay bandy jamba oe NIRINA SY LIVA oe Fitia sahala iny mitovy aminito a..Fa tsara le hira ka 💪
TSARA LOATRA...TAFIDITRA ANATY LISITRY NY FIHENOKO TSY HANKALEO MIHINTSY..MANKASITRAKA
Anatina aditsaina be za zaoNo nitady hita entina hitonianaMino zah fa tsy tongatonga hoazy ny nahitako ity iry ityFa tena mampiseho ahy fa SAMBATRA AHO MANANA AZY
Tena tsara loatra lay hira fa merci beaucoup
tsara beuh mahefa be am asa fanompoana
tiako rangaha ity hira ity , mitomboa amin'ny asa fanompoana , dia ho lasa lavitra amin'ny anjara fanompoana nomen'ny Tompo ianareo
Misaotra anareo tiko be 💖💖
malaelo hanin'ny lanih sy fanah tsara
Tsara be. Maika rhf am farany manao akanjo tsara, de tena zanak'Andriamanitra tsara tarehy. Tohizo fa mankahery anay mahantra.
Mahafinaritra zandry a! Tsara loatra e! Mahafa be tongava am tanjona ambony indrindra! ThT
Merci ralah! ho @tsik rehetra n fihadanan ny Tompo eee
Tsara be le hira, Sambatra ny miaraka @ Tompo, mankasitrake
merci! Zany miitsy
Tiako be ity hira ity , misaotra betsak
Mankasitraka e tsara be
Tsara loatra 😍
Tsara be original tahiny tompo nareo mianadahy bravo Dieu vous bénisse
tsara be ,
Bjr tsara be ni hiranareo tena mafinaritra
AMEN AMEN
milay les zandry a,misaotra
Marina zan Manu ah
tena tsara mankasitraka e!
tsara be mankasitraka Deraina ny Tompo
Amen
Mahafinaritra loatra
ankafiziko ,tsara ny Tompo
Tsy oe tsara fotsiny mampahery mitomboa hatrany fahasoavana
Kanto
Tsara tokoa mankasitraka e
Misy hiran'ilay bandy jamba oe NIRINA SY LIVA oe Fitia sahala iny mitovy aminito a..
Fa tsara le hira ka 💪
TSARA LOATRA...TAFIDITRA ANATY LISITRY NY FIHENOKO TSY HANKALEO MIHINTSY..MANKASITRAKA
Anatina aditsaina be za zao
No nitady hita entina hitoniana
Mino zah fa tsy tongatonga hoazy ny nahitako ity iry ity
Fa tena mampiseho ahy fa SAMBATRA AHO MANANA AZY
Tena tsara loatra lay hira fa merci beaucoup
tsara beuh
mahefa be am asa fanompoana