TDL (True direction life) LIVE complet Antsahamanitra 04 JUIN 2017

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 44

  • @nirinasam7936
    @nirinasam7936 7 ปีที่แล้ว +4

    Ho lasa lavitra anie ny TDL eo amin'ny fitoriana ny filazantsara an'i Jesosy, mankasitraka ny amin'ny fitiavana fa zay ihany no ahafahana mizara ny famonjena, hitombo foana koa anie ny fanetren-tena mba isandratan'i Jesosy, amen!!!
    Mirary soa

  • @fleuristeamada5059
    @fleuristeamada5059 2 ปีที่แล้ว

    Amen,wow Mankasitraka TDL ,tiako jiaby hiranareo

  • @fanjanirinamariejo3441
    @fanjanirinamariejo3441 3 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ary tena mahakasika avokoa ny hiranareo ...Tena aao anatinareo ilay hosotra avy amin'Andriamanitra... Alléluiaaa ho Azy irery ny voninahitra 🌿🌹💚👏

  • @haritsimbarakotohaga9536
    @haritsimbarakotohaga9536 6 ปีที่แล้ว

    Fampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra ny zvt ataonareo...Hotahian' Andriamanitra hatrany anie ny True Direction Life fa tena "Tsy diso lalana marina isika miaraka @ Jesosy ary hiavaka mandrakizay" tsara loatra!!!! Alleloia!!!!!!

  • @fronsoaalfronsoa7719
    @fronsoaalfronsoa7719 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa mafinaritra be voninahitra anie ho any jesosy irery Iany fa jesosy anie hitahy areo hatra fa tsar NY midera NY tompo Amen

  • @fenotsarayvesmichelet7454
    @fenotsarayvesmichelet7454 4 ปีที่แล้ว

    TENA MANKASITRAKA Tompoko!!d MISAOTRA AN'I JESOSY KRISTY AM FANOMEZANY TALENTA HOANAREO

  • @rakotonirainylalamampionon6874
    @rakotonirainylalamampionon6874 6 ปีที่แล้ว +1

    Woaouuu! ar kay trop be ty groupe ty a! ten tsis mirate n mpitendry! tiko ilay tong de reel @ lay sodina s n saxe. Tsara rangah!

    • @mjdance2855
      @mjdance2855 3 ปีที่แล้ว

      Nanadalo fenarana daholo izy rehetraireo raha maharaka tantara tsara ianao!!

    • @rakotonirainylalamampionon6874
      @rakotonirainylalamampionon6874 3 ปีที่แล้ว

      @@mjdance2855 Ts naharaka aho fa tong de hitako hoe pro daholo

  • @mayapereze144
    @mayapereze144 6 ปีที่แล้ว

    tiako be io fampisehona io eny fa na dia tapatapaka foana aza ny jiro,merci nizara Eric

  • @rivolalaoadelineranivomboa7034
    @rivolalaoadelineranivomboa7034 7 ปีที่แล้ว +1

    Izaho aloha tena tia ny hira fiderana tena manandratra an'Andriamanitra marina e.

  • @andrialova705
    @andrialova705 7 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka indrindra tompoko ! tahin'Jesosy lehibe indrindra ianareo :)

  • @Sarobidyable
    @Sarobidyable 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka anareo. Deraina Jesosy

  • @josephrafalimanana6766
    @josephrafalimanana6766 2 ปีที่แล้ว

    tsara e deraina ny Tompo

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 7 ปีที่แล้ว

    Tena hira ankafiziko mitsy izy ity. Mahafinaritra e. Tahian i JESOSY HATRANY NY TARIKA

  • @zinarasamoelison6904
    @zinarasamoelison6904 7 ปีที่แล้ว +2

    Bonjour! Tena tsara be ilay tao Antsahamanitra; Fa mangataka izahay mpankafy mba atao ao @ Palais de sports Mahamasina ny fihaonana manaraka. Merci dia tahin'i Jesosy daholo o!

    • @mayapereze144
      @mayapereze144 6 ปีที่แล้ว

      hita oa,tokony mba hisy mints aminity taona ity

  • @maherifinoanan.trafatronir4435
    @maherifinoanan.trafatronir4435 7 ปีที่แล้ว +1

    Omban'ny fitantanan'Andriamanitra anie ny tarika TDL

  • @randriamitsiryjessgabriel723
    @randriamitsiryjessgabriel723 4 ปีที่แล้ว

    Rahoviana mba tonga aty aminay Ambalavao tsienimparihy e

  • @ramah634
    @ramah634 6 ปีที่แล้ว

    Jesosy ilay Làlana sy Fahamarinana ary Fiainana! Tsara ny Tompo TDL

  • @louiseulrichjustoline4114
    @louiseulrichjustoline4114 5 ปีที่แล้ว

    Mankasîtrak tompoko o 😍😍😍😍

  • @radorambolamalala3739
    @radorambolamalala3739 7 ปีที่แล้ว +2

    hehe...Tsara ty live ti...na de hoe tapatapaka foana aza ilay jiro t@iny...Tohizo fa tsara e...fa de hoe tena zani tokoa ve le "son" tao??? fanontanina fotsini...

  • @dinafranciaramanantsoa8615
    @dinafranciaramanantsoa8615 7 ปีที่แล้ว +1

    dera ho an' i JESOSY!!! mankasitraka anareo tarika, tsara !!!

  • @ratsaxraha6111
    @ratsaxraha6111 7 ปีที่แล้ว +1

    ten tiko ty groupe ty... na arrengement na tononkira ten tsar avoko.... Ny Tompo anie no hiaraka am nareo hatrany hatrany

  • @andriamihajasoafaranirina5385
    @andriamihajasoafaranirina5385 7 ปีที่แล้ว +1

    Ho an 'Andriamanitra irery anie ny voninahitra Misaotra ny TDL nampitra ny hafatra ;

  • @olavrazafimanantsoa8587
    @olavrazafimanantsoa8587 7 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka fa tena tsarabe ny fitoriana ataonareo

  • @josephrafalimanana6766
    @josephrafalimanana6766 2 ปีที่แล้ว

    ATRETO ALO DIA NY TDL SY NY ANTSAN'I KRISTY NO TENA MAHAY MAMBABO NY FOKO E

  • @njakafanomezantsoa701
    @njakafanomezantsoa701 7 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra an'Andriamanitra dia misaotra an'ny TDL ihany koa mitory teny an-kira eny ankalamanjana

  • @tsiryrazafindralambo5540
    @tsiryrazafindralambo5540 7 ปีที่แล้ว +1

    tsara sy mahafinaritra e!!!

  • @randrianantenainahajanirin9169
    @randrianantenainahajanirin9169 6 ปีที่แล้ว

    tiko loatra ;ho an'Atra irery iany ny dera sy laza ary voninahitra
    Mahereza @ fitoriana TDL

  • @bebymorel9401
    @bebymorel9401 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra an' i Tompo fa tena mahafinaritra be tongava @ avo indrindra

  • @jacquisrazafindrakoto3383
    @jacquisrazafindrakoto3383 6 ปีที่แล้ว

    Tean misy hosotra nareo marina eeee, tena tiako
    ahoana kay ny fomba iarahana miasa aminareo azafady

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy 5 ปีที่แล้ว

    Tahiny Tompo de isandratra aminy avo indrindra

  • @halrashed4619
    @halrashed4619 5 ปีที่แล้ว

    Makasitrak Tompok Amen

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 7 ปีที่แล้ว +1

    Tiko ity antoko pihira filaza tsara ity ka mavita b asa Tompo maniry aho mba ahahita fampisehoana Tarika

  • @tahirymanampisoa2802
    @tahirymanampisoa2802 6 ปีที่แล้ว

    manaiky a Lanto Randrianatoandro a! mahay enao a!

  • @julienneornellasoanandrasana
    @julienneornellasoanandrasana 4 ปีที่แล้ว

    Tena mitomany izy

  • @joharyranarimanana4682
    @joharyranarimanana4682 6 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @moiseramiandrisoa2581
    @moiseramiandrisoa2581 6 ปีที่แล้ว

    Tsara

  • @jacquisrazafindrakoto3383
    @jacquisrazafindrakoto3383 6 ปีที่แล้ว

    misy onction

  • @exploitationmarovintsy3783
    @exploitationmarovintsy3783 6 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra be an