FFPM : 470 - Ny foko ry mpamonjy - J'ai soif de ta présence - I need Thee every hour

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • - Ny foko ry mpamonjy
    - J'ai soif de ta présence
    - I need Thee every hour

ความคิดเห็น • 64

  • @faniekely
    @faniekely 2 ปีที่แล้ว +2

    Oneno re ny foko ho lapanao Mpamonjy😊

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena maniry Anao tokoa ré ry Tompo ny foko,oneno mba o Lapanao !

  • @samanfelicite5102
    @samanfelicite5102 3 ปีที่แล้ว +8

    Chaque jour à chaque heure j’ai besoin de toi , viens jésus et demeure auprès de moi 🙏

  • @anitateehong3208
    @anitateehong3208 ปีที่แล้ว +1

    Ny foko ry Mpamonjy mangetaheta anao 😥😘

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 ปีที่แล้ว +1

    Oneno n'y foko ho lapanao, ry Mpamonjy. Reny n'y vavaka. Isaorana Azy. Amen

  • @zafendrazadamy9182
    @zafendrazadamy9182 5 ปีที่แล้ว +3

    Ny fandrenesako ny hira FFPM dia isany manosika ahy miaina @ toriteny velona ary ilay fanantenana ny fiainanam-baovao ao amin'ny Jesosy Kristy.

  • @user-yy6cb3jz2j
    @user-yy6cb3jz2j 9 หลายเดือนก่อน +1

    Mitsaotra any jososy fa mbola nomeny andro iainana❤

  • @38hari
    @38hari 12 ปีที่แล้ว +2

    izany tokoa Tompo Andriamanitra Tsitoha o.Maniry tokoa izahay ny hikambana aminao .Koa mamindra fo aminay fa mpanota izahay .Ifonanay ny fahotanay .Ry havana izay mandre izao hira fiderana izao miverena faingana @ Andriamanitra fa atomotra ny faran'ny zavatra rehetra Raiso Jesosy iaino ny teniny fa ny teniny dia fiainana mandrak'izay Amen

  • @francinerafarasoa9923
    @francinerafarasoa9923 10 ปีที่แล้ว +5

    Oh que oui ; tu es mon Puits et j'essaye de me remplir de toi a chaque seconde de mon souffle ! Que ta volonté soit faite !

  • @charafata
    @charafata 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsy afaka ao am poko ny fanirina Anao ...
    J ai soif de ta Présence ...
    Viens Jesus et demeure aupres de moi ...

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia17 5 ปีที่แล้ว +2

    Ry foko ry mpamonjy oneno re ,ny foko, ho lapanao.

  • @parsonandriantsotra4429
    @parsonandriantsotra4429 5 ปีที่แล้ว +7

    When I hear this song I''m always crying but I know Jesus washes my tears and gives me a Hope...

  • @anjarasoa100
    @anjarasoa100 12 ปีที่แล้ว +5

    Ny foko ry mpamonjy mangetaheta anao!!!!
    Tsy afaka ato ampoko ny faniriana anao!
    Oneno re ny foko!

  • @guyplassat1299
    @guyplassat1299 9 ปีที่แล้ว +5

    jolie chant de Madascar chant chrétien qui donne de bon souvenir ,que DIEU bénisse nos pauvre ami et San Diego ,ou jais des amis et même en France.Guy-Jean. Plassat-Studer

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 10 ปีที่แล้ว +14

    tena tiako io hira io, tsarovy fa ianao io no aty lavitra aty,da Jesoa no nitantana ,ka aoka ho feno AZY foana ny foano,irio mandrakariva izany hikambana Aminy izany, jereo azafady Sl 73:25-28

    • @yournikahm7741
      @yournikahm7741 10 ปีที่แล้ว

      Misaotr tompok, marn ny teninw

  • @iriantsoaeddy483
    @iriantsoaeddy483 12 ปีที่แล้ว +4

    mampahery lalandava ny tenin'Izy Tompo, zahao fa tsara Izy

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 10 ปีที่แล้ว +10

    Ny foko ry mpamonjy, mangetaheta anao. AMEN

    • @amalsaad8550
      @amalsaad8550 5 ปีที่แล้ว +1

      Ny foko.ry mpamonjy mangetaheta anao amen

  • @herilalaojoseandriarimalal7583
    @herilalaojoseandriarimalal7583 5 ปีที่แล้ว +2

    Hira avy amin'ny Fanahy Masina tokoa! Kanto loatra

  • @peaceontheearth4359
    @peaceontheearth4359 6 ปีที่แล้ว +2

    J'ai soif de ta présence

    1. J'ai soif de ta présence,
    Divin chef de ma foi.
    Dans ma faiblesse immense,
    Que ferais-je sans toi ?
    Ref. Chaque jour, à chaque heure,
    Oh ! j'ai besoin de toi !
    Viens, Jésus et demeure
    Auprès de moi !
    2. Quand l'ennemi dans l'ombre
    S'assemble autour de moi
    Accablé par le nombre,
    Que pourrais-je sans toi ?
    Ref. Chaque jour, à chaque heure…
    3. Pendant les jours d'orage,
    D'obscurité, d'effroi,
    Quand faiblit mon courage,
    Que ferais-je sans toi ?
    Ref. Chaque jour, à chaque heure…
    4. O Jésus, ta présence,
    C'est la vie et la paix
    La paix dans la souffrance,
    Et la vie à jamais.
    Ref. Chaque jour, à chaque heure,
    Oh ! j'ai besoin de toi !
    Viens, Jésus et demeure
    Auprès de moi !

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy5280 8 หลายเดือนก่อน

    Viens auprès de moi Seigneur Jésus❤

  • @razafinarivonoavisoa9095
    @razafinarivonoavisoa9095 11 ปีที่แล้ว +5

    oneno ny foko ho lapanao jesosy.

  • @zamberlaitsa
    @zamberlaitsa 12 ปีที่แล้ว +2

    oneno Jesosy ny foko fa maniry anao mafy aho!

  • @heavenlydad
    @heavenlydad 9 ปีที่แล้ว +2

    Tompo ô, ny foko mangetaheta Anao mandrakariva, oneno ny foko ho lapanao, ho lao ny fahotana raha akaikezinao, tsy ho afaka ao am-poko mandrakizay ny fanirina Anao, finaritra ny saiko raha hitoeranao, fa reraka ny aiko raha lavita Anao. Tiako Ianao Jesosy Tompo Malala ô !!! satria Ianao no tia ahy taloha.

    • @ramarolahyary2647
      @ramarolahyary2647 6 ปีที่แล้ว

      Manjaka ao ampoko Tompo o fa Anao aho, aoka Ianao no handidy sy hanapaka ao mba andehanako sy ivelomako araka ny sitraponao.Amen!

  • @ravalomanjatorandriamanga2625
    @ravalomanjatorandriamanga2625 6 ปีที่แล้ว +3

    I m what I am thanks to HIS WONDERFUL GRACE

  • @fanomezanaarthurandriatsio6918
    @fanomezanaarthurandriatsio6918 ปีที่แล้ว

    Oneno re ny foko ho lapanao.

  • @holimalalaraharivololontsa7278
    @holimalalaraharivololontsa7278 6 ปีที่แล้ว +3

    ny foko ry mpamonjy,mangetaheta anao

  • @leekimsiong3382
    @leekimsiong3382 3 ปีที่แล้ว +1

    Mafinaritra ery fa mapalaelo ana oe ra tsis internet de tsy afak mihaino tsy afak makafy akory atria tsy afak téléchargena .☺😢😞

  • @Ralandison1
    @Ralandison1 7 ปีที่แล้ว +3

    Honeno re ny foko ho lapanao , 'Ry Tompo ô !!

  • @ravalomanjatorandriamanga2625
    @ravalomanjatorandriamanga2625 6 ปีที่แล้ว +3

    Izaho no toy izao dia noho ny FITAHIANY MAHAGAGA

  • @yvesmanjakatsara4661
    @yvesmanjakatsara4661 11 ปีที่แล้ว +6

    Mahery ny tompo, atolory azy ny olanao de ho maivana ny entanao.

  • @ayunisutani9203
    @ayunisutani9203 9 ปีที่แล้ว +3

    Tsy afaka a to am-poko n fanirina anao.,....onena re n foko mangetaheta anao....!(Gina's

  • @FITIARANORAY
    @FITIARANORAY 11 ปีที่แล้ว +5

    ...Raha mba samy mihira ity @fony avokoa isika rehetra!!!!

  • @rasoaexcell8991
    @rasoaexcell8991 7 ปีที่แล้ว +5

    Amen!!

  • @SomaSoma-ti9do
    @SomaSoma-ti9do 8 ปีที่แล้ว +4

    finaritra ny saiko raha ipetrahanao fa reraka ny aiko raha alavirinao jesosy o onenonao ny fonay mianaka

  • @soaharry9325
    @soaharry9325 11 ปีที่แล้ว +3

    Mahafinaritra ny miaraka amin'i Jesosy e :)

  • @nariannebessonnet212
    @nariannebessonnet212 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotre ❤❤ Amen

  • @heryhmanantena1087
    @heryhmanantena1087 8 ปีที่แล้ว +1

    manantena aho Jesosy fa ho afahanao ny hetahetako anao ,tsy ho ela Amen

  • @voahangyramanandraibe1112
    @voahangyramanandraibe1112 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Jesoa Tompo !

  • @heriniainaelie3984
    @heriniainaelie3984 9 ปีที่แล้ว +4

    Merci dieu!

  • @anicetterasoaniaina2575
    @anicetterasoaniaina2575 7 ปีที่แล้ว +2

    Oneno re ny foko tompo ho lapanao!

  • @Ralandison1
    @Ralandison1 9 ปีที่แล้ว +4

    Tsy afaka ao ampoko tokoa Re 'Ry TOMPO ny fanirina anao !!

  • @mimiekuwait6610
    @mimiekuwait6610 6 ปีที่แล้ว +1

    Oneno re ny foko ho lampanao

  • @josianeraveloarison6376
    @josianeraveloarison6376 4 ปีที่แล้ว +1

    Ffpm 510

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 8 ปีที่แล้ว +1

    misaotra fa hiran idadabehako i tamn i 1964 mbola tena kely aho fa bola tadidiko

  • @hariniainarakoto4917
    @hariniainarakoto4917 7 ปีที่แล้ว +2

    marina zany,hafa ihany ny miaradalana @Tompo

  • @Xarastafarihy
    @Xarastafarihy 8 ปีที่แล้ว +3

    Tsara be !

  • @dieudonnesautron4114
    @dieudonnesautron4114 8 ปีที่แล้ว +4

    J'adore

    • @nambinintsoavonjy7658
      @nambinintsoavonjy7658 3 ปีที่แล้ว +2

      Maniry anao ny foko ry Tompo mba hitoeranao sy hanjakanao!!amen!!!

  • @selvireva8721
    @selvireva8721 6 ปีที่แล้ว +1

    Hafa ihany hira fiderana mitoera ato ampoko mandrkariva jeso ny herinao

  • @tahrabe6090
    @tahrabe6090 8 ปีที่แล้ว +1

    honeno re ny foko ho lapanao

  • @dieudonnesautron4114
    @dieudonnesautron4114 8 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra tompo

  • @lilieschmitz4414
    @lilieschmitz4414 7 ปีที่แล้ว +1

    Hantatiana

  • @vaovaomahafaly
    @vaovaomahafaly  12 ปีที่แล้ว +1

    Faly raha nampahery hein!
    Tahin'i Jesosy hein!

  • @ratsaraandremichelhenri778
    @ratsaraandremichelhenri778 5 ปีที่แล้ว +2

    tsy hafako ato ampoko ny fitiavanao ahy TOMPO

  • @francinerafarasoa9923
    @francinerafarasoa9923 10 ปีที่แล้ว +4

    Oh que oui ; tu es mon Puits et j'essaye de me remplir de toi a chaque seconde de mon souffle ! Que ta volonté soit faite !