Tsy irery ianao fa eo ny Fanahy Masina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ม.ค. 2017
  • Tsy irery ianao fa eo ny Fanahy Masina

ความคิดเห็น • 22

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 ปีที่แล้ว +2

    jesosy ô misaotra anao aho nohony fampahiratanao ny masom-panahiko ; deraina jesosy o Amen

  • @mioralalaina24
    @mioralalaina24 7 ปีที่แล้ว +1

    Fiadanana ho aminareo rehetra reo topokoô !
    makasitra @Fampianarana
    Deraina JesosyKristy. Amen

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen deraina jesosy e

  • @rabetafikasaholy5757
    @rabetafikasaholy5757 7 ปีที่แล้ว +2

    Ilay ao anatinao dia mahery non'ny izay ao @ iza tontolo izao! Amen! Mankasitraka tompoko!

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra zoky Tantely amin'ny fampaherezana sy fananarana 😍, manaradia Jesosy Tompon'ny maro. AMEN 😍

  • @user-ez5pc6ch2o
    @user-ez5pc6ch2o 5 ปีที่แล้ว

    Th Tompo!!mankasitraka @'fampianarana fa tena tsara sad mampifoha ny ara-panahy!indridra moa anay aty Saudi Arabia ;;tena ilaina bee mihts!Amen

  • @sharalolo2121
    @sharalolo2121 4 ปีที่แล้ว

    Amen misaotra ranadah

  • @enseignantaragotsergeenjes6779
    @enseignantaragotsergeenjes6779 4 ปีที่แล้ว

    Sois bénis et encouragé en Jesus-Christ

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle502 6 ปีที่แล้ว +2

    Tahin Jesosy
    Mankasitraka indrindra @fizarana fa tena mampahery
    Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra Haleloia

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa9257 7 ปีที่แล้ว +3

    Tena fampianarana TSARA ! misaotra tompoko.

    • @tinaa6921
      @tinaa6921 7 ปีที่แล้ว +1

      misaotra tompoko fa tena niova mihitsy zaho tsara jesosy

  • @castelarasoanantenaina1784
    @castelarasoanantenaina1784 6 ปีที่แล้ว +1

    misaotra lehibe anare nampita ity ary nizara tenin,Andriamanitra manerana ny tany rehetra

  • @volatiana7834
    @volatiana7834 5 ปีที่แล้ว +1

    Jesosy Kristy tanteraho ny faniriko anao Batisa amin Anaranao zaho aty liban

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 ปีที่แล้ว +3

    Shalom, Misaotra betsaka amin ny fizarana . Tena mampiorina mihintsy !Marina loatra ny ambaranao , fa mbola hiverina isika afaka fito taona miaraka amin 'Tompo: mitaingin-tsoavaly !!! Alléluia! Apocalypsy 19:11-16 .Misaotra betsaka ihany koa ny amin ny fizarana ny millenium Esaie 11 Olona Masina tokoa isika dia hiaraha-hanjaka amin ny Tompo ao anaty Fanjakany ( Royaume). Dieny izao isika dia miomana amin izany fa ho sacrificateurs isika : Apok 1:6, Apokalypsy 3:21 Apok 5:10, Daniel 7:27. Isika dia masina 'an Andriamanitra, marina tokoa izany . Nous sommes les saints du Très -Haut. Marina izany 7j/7, 24H /24 connecté foana , izany mihintsy ! Ilaina tokoa ny vérification anaty Baiboly manao tahaka ny Béreens . Encore merci pour le partage! Ho tonga anie ny Fanjakanao .Amen! Maranatha. Misaotra amin ny fizarana Tantely an! tena mamelombelona tokoa ( esprit, âme, corps) Alléluia!

  • @mhrsss5324
    @mhrsss5324 5 ปีที่แล้ว +2

    Tena niteny tamiko ity msg ity makasitraka ny aminy fizarana

  • @emeraldaella5538
    @emeraldaella5538 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka e isaoragn be d be n Tompo

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa9257 7 ปีที่แล้ว +2

    Extrait ana-fijoroana vavolombelona kely io arahiny tenin Andriamanitra - mahakasika ny endriky ny fanjavonan'ny olona amin'ny fotoana hisehoan'i Jesosy Kristy, nalaina tamin ny internet mba zaraina amintsika mpihaino.

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  7 ปีที่แล้ว +3

      Misaotra ny amin'ny fizaràna! Ilaina tokoa, mampieritreritra, mahatonga
      saina ny rehetra....Mba ho maro no hifoha mandra piverin'i Jesosy.
      Mirary soa anareo

  • @jhennieandreah9054
    @jhennieandreah9054 5 ปีที่แล้ว +1

    Isaorana an'Andriamanitra @ anaran'i Jesosy ny zavatra rehetra.
    Afaka mahazo contact anao mampianatra tenin'Andriamanitra ve tompoko?Dia aiza ny toerana misy izao fivoriam-bavaka izao?

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  5 ปีที่แล้ว

      Fiadanana! Afaka manoratra ao amin'ny miomana@aol.com afahantsika miresaka be be koakoa. Mirary ny fahasoavan'ny Tompo ho aminao

    • @jhennieandreah9054
      @jhennieandreah9054 5 ปีที่แล้ว

      @@kristianave5380 Mankasitraka tompoko.

  • @antonioliliana2155
    @antonioliliana2155 5 ปีที่แล้ว

    Isaorana nie TOMPO
    d MAKASITRAKA anao f mahafinaritra