#gasyrakoto

แชร์
ฝัง

ความคิดเห็น • 28

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @jocelyneletruong8212
    @jocelyneletruong8212 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo mpanoratra sy ireo nampiaina ny tantara, eto tokoa dia hita fa voninahitra ny mankafia ny tenintsika ampitiavana sy manazava antsorana ny dikan'izay tenenina sns, sady mampihomehy no mampalahelo indraindray !

  • @manukweul
    @manukweul 3 ปีที่แล้ว +2

    Mandreraka be i Manda, mi papa papa fahatany😂😂 Mahatsiravina tsss.
    Sinon mankasitraka indrindra an‘i Gasy Rakoto fa mahafinaritra ny fizarana 💐💐.

    • @Sandra-qn3vz
      @Sandra-qn3vz 3 ปีที่แล้ว +1

      Ita oa mankaleo be ny mihaino azy 😂

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara b ny tantara tena marina zan voalazanw zan Andry ! Bravo Andry ! Samy manana ny harenany tokoa mankasitraka an mpizara sy n'y mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ndrindra ny Record FM

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra anareo ndray e . Present 🙋‍♀️🎧❤

  • @mayaaandreaa3594
    @mayaaandreaa3594 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko tena tsara be 🙏

  • @sehenomalalatiana3398
    @sehenomalalatiana3398 3 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ahy ny feon'i Andry... Tsara ilay tantara. Mankasitraka eh 😊

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤

  • @hanjara7194
    @hanjara7194 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be ilay tantara fa misaotra betsaka nizara. Fa mandreraka be mihaino an'i Manda. Sahala amin'ny vehivavy tsy de misaina zany fa somary dondrodondrona fa tsy hoe zaza saina araky ny nolazain'i Andry. Lay ministra koa karazan'olona notampohan-karena fa tsy fantany hoe kodiaran-tsarety ny fiainana

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬❣💞💘💕🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇰🇼❣💞💛💚💜💗💝💯👍💯❣💞💛💚💜💗💝

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Zany mihitsy tsy misy mitambatambatra zany fa Sao mampiady an.😂😂😂😂

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 3 ปีที่แล้ว +2

    Bjr merci t@ tantara feno anatra fa Tena marina eo @ fiainana daholo zany

  • @sarahconor4195
    @sarahconor4195 3 ปีที่แล้ว

    Christophe😂😂😂

  • @stenerakoto2870
    @stenerakoto2870 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara o

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 ปีที่แล้ว

    Marina loatra Andry(Christophe) samy manana ny hareny marina, mahafinaritra fa tena tsara ny tantara.

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra be tsaka eh

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara ilay tantara. Mapte hisy tohiny

  • @nantenainarijianah8823
    @nantenainarijianah8823 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka sady ary efa mandry

  • @angelcamarie8648
    @angelcamarie8648 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka indrindra Tompoko

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko ô

  • @ratovonasolochristian9772
    @ratovonasolochristian9772 3 ปีที่แล้ว

    nihaino 10min za de leo be a leo be

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 ปีที่แล้ว

    Merci 😊

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว +1

    Zay zan le oe samy mandeha Samy mitady d samy manana ny harenany koh ! Mankasitraka anao lalandv@ fizarana ampitiavn hatrany Gasy Rakoto d miandry ampilaminn d hiaino ampifalina rampitso d soavamandry daolo sika rhtr oo

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara tompok

  • @evarazah3129
    @evarazah3129 3 ปีที่แล้ว

    Vraiment! elle est idiote cette Manda.
    Mankasitraka ny Nizara sy ny mpilalao eh