Tantara Malagasy - Fanantenana (Tantaran'i Radio MBS) Tantara indray mihaino

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Fanantanana
    Tantaran'i Radio MBS
    Tantara nosoratan'i
    Tantara Malagasy
    Tantara indray mihaino

ความคิดเห็น • 5

  • @zazavavyrakotondravao7801
    @zazavavyrakotondravao7801 8 หลายเดือนก่อน

    Leo a... leo anareo lelah misaotra ny mpanoratra😂😂😂

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 ปีที่แล้ว +1

    Hakana torimaso ndray aloha ity

  • @andriaraharijaona6801
    @andriaraharijaona6801 ปีที่แล้ว +1

    Salama o ! Misy lozam- piarakodia foana ny tantara 🙄

    • @lipo1125
      @lipo1125 ปีที่แล้ว +1

      Ra tsy bevoka maty 😅 zany fona no efa ianana iisanandro.tkn mba atao zavatra mafinaritr.

    • @andriaraharijaona6801
      @andriaraharijaona6801 ปีที่แล้ว

      @@lipo1125 ieuuu, Zao foana: angolangolaina, dia bevoka dia eo misy resaka kely aza manala zaza fa mamono olona, dia voatery manambady satria menatr'olona fa tsy lay hoe fitiavana loatra, avy eo maheno ranomaso ao an tokantrano fa Ramose niova misotro toaka, mampirafy, mamono, avy eo maty tampoka voaitsaky ny fiara, dia eo mifona tsy hanao intsony ramose 😁😁😁 Dia zay foana ny tantara kkkkk
      Na rehefa mety ny fiainana, olona mifankatia beu, dia misy lozam- piarakodia 🤪
      Eny eee, refa te hihaino tantara @ tenin drazana, dia mihaino, mandra- pa... miandry ny fivoarana, teneniko am panajana lay izy tompoko 🙏