Film Spirits (na Shutter) sortie tam 2008 nadika tamin’ny teny gasy ito. Tsy souviens toi l’été dernier izany ito ho an’ireo manoratra an’zany ! Souviens toi l’été dernier olona no mamono, fa ito film ito le angatr’ilay vehivavy no eo am lamosin’ilay bandy foana
Merci nizara ❤️🇲🇬🙋🏻♀️
Mankasitrak tompoko merci nizara ❤
Mlay, tohizo❤🎉😅😢
Film Spirits (na Shutter) sortie tam 2008 nadika tamin’ny teny gasy ito.
Tsy souviens toi l’été dernier izany ito ho an’ireo manoratra an’zany ! Souviens toi l’été dernier olona no mamono, fa ito film ito le angatr’ilay vehivavy no eo am lamosin’ilay bandy foana
Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤🎉🎉🎉
Merci beaucoup 🎉mba tantara tsara ndray alefa e!
Merci beaucoup nizara, meilleurs vœux pour cette nouvelle année 🎉
Misaotra nizara ô❤❤😊
Misaotra betsaka nizara oo🥰🙋♀️🇲🇬
Film nadika ndray I REMEMBER WHAT YOU DID LAST SUMMER
Tsy Remember what you did last summer ito ka, fa Film Spirits (2008)
olona anakiroa no manoratra ilay tantara dia mbola film ihany no adika . Maninona raha mamorona ? Souviens toi ... l'été dernier.
Bonne année 🎉
Film nadika teny malagasy 😁😁😁
Ovina ny tohiny 😊
Miandry ny tohiny ô. Mankasitraka hatrany mizara
Misaotra nizara tompoko
Efa hitako ilay film fa nohagasiana fotsiny ...fa na zany aza mankasitraka ny mpanoratra sy ny mpizara hatrany
Inona titre ilay film zany azafady ?
@@RAMANANTENASOAFRANCIAELIZAspirits (2008)
🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Mankasitrak indrindra tompoko