TANTARA GASY VAHAOLANA FARANY RDB

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ม.ค. 2021
  • TANTARA GASY VAHAOLANA FARANY RDB
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 20

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ô 💖🇲🇬👌

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa indrindra ❤️

  • @marielesage370
    @marielesage370 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko mahafinaritra lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko 🥰🌺

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka oo

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa indrindra ❤️

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 3 ปีที่แล้ว

    Manolotra fisaorana hatrany 🙏🙏🙏

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa indrindra ❤️

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko nizara

  • @sabrinamalalawartina2924
    @sabrinamalalawartina2924 3 ปีที่แล้ว

    𝐌𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐨𝐩𝐨𝐤𝐨

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Raha tsy nanao izay ho hatrany v ilay vadiny zany tsy niova mihitsy ilay ramatoa

    •  3 ปีที่แล้ว

      hihi ngambany :)

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa indrindra ❤️

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko ô

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa indrindra ❤️