TANTARA GASY NY FISIANY
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
- TANTARA GASY NY FISIANY
Genre : Olana fianakaviana, zaza maditra
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS. - บันเทิง
Tena mahay ty mpanoratra ty vao hoe tantara nosoratany dia maha te hiaino avy hatrany🎉❤
Merci mpizara tantara ooo 👍
Mirary soa indrindra tompoko :)
Azafady mba omeo tantara vaovao tompoko 🙏 fa efa nandalo teto io. Misaotra betsaka tompoko 🙏🙏
Ka mbola misy tsy naheno hono dia izay no handefasany tantara efa nivoaka tato eh 😀😀
@@hantarajoelisolo3148 misaotra betsaka nizara e
Misaotra tompo o 🙏
Mirary soa indrindra tompoko :)
Mirary soa indrindra tompoko :)
Ny tena nampihome ah le oe „tsy mila sisa ah ry sitraka fa farilac iray boite no ilako“ 🤣🤣🤣
:DDDDD
Manksitrakaaaa❤🙋♀️🎧
Mirary soa indrindra tompoko :)
Rehefa maro anaka, tsy maintsy misy ny fiangaran-janaka........
Ray amandreny ratsy ireto......omeo olona tezainy refa tsy tina....
Merci bcp fa efa henok tam taona lasa.tiko b ilay izy ....
Mirary soa indrindra tompoko :)
🤣🤣 tena mba tiako ho hita ny sary sy ny anaran'ny mpilalao tsirairay.
I Vanintsoa no tena fantatro sady efa tiako foana.
Iza no tena anaran'i Tahiana?
Misaotra eeeh
Mankasitraka tompoko !
Mankasitraka Tompoko ô💖🇲🇬!
Mirary soa indrindra tompoko :)
Misaotra indrindra nizara
Mirary soa indrindra tompoko :)
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ❤
Mirary soa indrindra tompoko :)
Fa aona ty sary manompa ty e. Nefa le tantara tsara be
sary fanehona fotsiny ihany tompoko, hialana tsiny raha manohitohina anao fa tsy ho atao intsony ny sary otranzao amin'ny manaraka, mirary soa indrindra tompoko ary mamerina ny fialan-tsiny hatrany :)
Mankasitrakoooooo
Mirary soa indrindra tompoko :)
Mankasitraka tompoko
Misoratra nizara tompoko
Mirary soa indrindra tompoko :)