Jeso Mpanafaka

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 19

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 6 ปีที่แล้ว +6

    Tao anaty lalina no niantsoako anao
    Meteza re ianao hihaino ny fifonako
    Ka aza ilaozanao mihodina aho
    Na dia tsy mendrika anao
    Vonjeo, vonjeo, vonjeo fa mitalaho
    Aza dia ny fahatezeranao No hananaranao ahy
    Aoka mba ho amin’ny famindram-ponao
    Tao anaty aizina no nampandady ahy
    Kanefa tsy mba nisy nety nanazava ahy
    Nefa tiako ho tsapanao tompo ô fa N’inona inona hanjo ahy
    Ny aiko dia natokako ho anao
    Saingy amin’izao fahoriako izao
    Iza intsony no mila ahy
    Ho ahy jeso, ho aiza moa aho???
    Refrain : Tsia jesosy ô! Tsy harena no omeko anao
    Tsy vola, volamena fa ny tenako ho anao ô! ô!
    Tsy manaiky aho Jeso raha tsy tahianao
    Ka ny feoko no asandratro ho anao
    Maneke fa ao i Jesosy fitiavana
    Manohana izay rehetra efa lavo izy
    Eo akaikin’izay miantso azy
    Miantra sy mamindra fo
    Mampitraka izay rehetra mitanondrika
    Manasitrana ny aretina izy
    Tsy manisa heloka izy
    Mendrika homem-boninahitra
    Hitako ny kintana mamirampiratra
    Ny volamena, vatosoa, ny harena eto an-tany
    Saingy tena tsy ampy, tsy ampy ahy
    Raha tsy eo ilay tomponay
    Jesosy no harena miavaka
    Raha asainao misafidy aho
    Dia tsy mihambahamba hatrany
    Itafiako JESOSY MPANAFAKA ahy
    Ref.

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 ปีที่แล้ว +1

    Mendrika omem- boninahitra Jeso Mpanafaka. :-)

  • @vilimitajimmytatiana5298
    @vilimitajimmytatiana5298 5 ปีที่แล้ว

    Aza dia ny fahatezeranao no ananaranao ahy, Aoka mba ho amin'ny famindramponao!
    Misandrata amin'ny avo indrindra ianao Tompo ô! Ary tomoera amin'ny fitoeranao masina, Amen!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    Tsia Jesosy o! Tsy manaiky aho raha tsy tahinao. Amen!!!

  • @RoFANIPPAA
    @RoFANIPPAA 4 ปีที่แล้ว

    Mendrika ho omena Voninahitra izy AMEN

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 ปีที่แล้ว +1

    Bé famindram-po n'y Tompontsika. Isaorana n'y Anarany Masina.

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    Deraina ianao Tompo o! Amen!!!

  • @randriamanandrianinaholy1395
    @randriamanandrianinaholy1395 8 ปีที่แล้ว

    ;ny zava dehibe dia ny amonjena ny fanahin tsika , misy asa takian izany dia ny fanatanterahana ny baikon Andriamanitra rehetra ny fandraisana an i Jesosy Kristi ho mpamonjy

  • @saholivololo
    @saholivololo 15 ปีที่แล้ว

    ianao tokoa Jeso no mpanafaka
    matoky anao aho Tompo o! ny fiainako dia ankiniko aminao
    misaotra ray noho ny fanomezampasovana omenao sy ny tombo andro mbola omenao!
    midera anao ry Ray!

  • @faramahaleombyck3521
    @faramahaleombyck3521 4 ปีที่แล้ว

    tsy manaiky aho raha tsy tahianao Jesoa

  • @meryraveloarisoa8152
    @meryraveloarisoa8152 4 ปีที่แล้ว

    tao anaty lalina tokoa Jeso no niantsoanao ahy na dia tsy mendrika aza aho dia novonjenao koa misaotra betsaka Jesosy a,itafiako Ianao satria Ianao no nanafaka ahy ,

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 11 ปีที่แล้ว

    Ianao de Ianao JESO o no nanafaka ahy mino zany aho

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 ปีที่แล้ว

    Tompo o! mamindra fo amiko. Amen!

    • @remingtonzechariah6687
      @remingtonzechariah6687 3 ปีที่แล้ว

      you prolly dont give a shit but if you're bored like me during the covid times then you can watch pretty much all of the new series on Instaflixxer. I've been binge watching with my brother for the last weeks :)

    • @jacktoby1907
      @jacktoby1907 3 ปีที่แล้ว

      @Remington Zechariah Yup, have been using Instaflixxer for since december myself :)

  • @constancerambolamanana8757
    @constancerambolamanana8757 10 ปีที่แล้ว

    Tsy manaiky aho Jeso raha tsy tahianao

  • @randriamanandrianinaholy1395
    @randriamanandrianinaholy1395 8 ปีที่แล้ว

    sambatra ny olona rehetra mandray an i JESOSY ho mpamonjy azy

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 6 ปีที่แล้ว

    Jesosy o mamindrafo fo @ ireo tanora nivily lalana .Ataovy mifanena @ Fahazavan'ny Famonjenao izy ireo!

  • @arisonrakoto2487
    @arisonrakoto2487 5 ปีที่แล้ว

    TS manaiky aho rah TS tahianao