1. He, Jehovah no Mpiandry ahy, Tsy mba misy atahorako; Raha izy no mitondra ahy Ahi-maitso no handriako. Eny, fa ny tany karankaina, Dia hody saha lonaka, Ary ao amoron-dranon’aina Hialan’ny foko sasatra, Ary ao amoron-dranon’aina Hialan’ny foko sasatra. 2. He, Jehovah no Mpitarika ahy Amin-dalam-pahamarinana, Koa tsy ho kivy ny fanahy Amin’ny alo-pahafatesana. Hianao, ry Tokiko irery, No hiara-dia amiko. Ka ny tsorakazonao mahery, No hanafaka ny tahotro Ka ny tsorakazonao mahery, No hanafaka ny tahotro. 3. Amelaranao latabatra aho Eo imasom-pahavaloko; Notoloranao kapoaka aho, Ka mahery sady afa-po. Eny, indrafo tsy hita lany No hiaraka amiko izao Mandra-pahatongako ho any Hanatrehako ny tavanao. Mandra-pahatongako ho any Hanatrehako ny tavanao. ❤
Tena ho sahirana sy ho sarotra ny ahita feomanga sy avo be tahaka ny anao ry FAFA,tena kamboty ny zava-kanto malagasy nilaozanao,miara-ory amin'ny fianakaviana ny mpitia kanto rehetra
Tsy misy hira natao hiderana an'Andriamanitra ka ho ratsy, Izy Andriamanitra mihitsy no miasa ao anatin'ireny, fitaovana fotsiny ny olona, isaorana anie ny anarany
harsiarovako any dadabehako io hira io alohan ny hatory izy dia mihira anio hira io ary tanako ato ampoko isanandro raha jehova no miandry ahy tsimba misy hatahorako
Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java mahory aho satria Izy no mpitahy ahy. J'adore! Dieu me conduira sur le chemin et sera mon guide et mon protecteur.
lavorary fa nahoana no dia manana saina mampalahelo tahak'izany ry Lavorary, "tsy raharahako" hoy ianao, cela semble si peu, si insignifiant peut-être mais c'est tellement malheureux de lire comment qlq malagasy raisonnent encore. Il est grand temps de changer de mentalité si nous désirons que Notre Cher Pays avance. Feno mivavaka ny Tani-tsika fa vitsy dia vitsy ny tena Mpanaradia ny Tompo Jesosy Ilay nilaza hoe : "aimez-vous les uns les autres"; "aime ton prochain comme toi même"; teny farany entiko hisotonana ny fonao hanakaiky ny MPIANDRY TSARA zay FOTOTRA, IVON'ity HIRA ity (ny VONINAHITRA dia AZY irery) ny TENY VOASORATRA ao @ Ephésiens 4:1-3 "je vous exhorte donc, le prisonnier dans le Seigneur (l'apôtre Paul), à marcher d'une manière digne de la vocation qui vous a été adressée, en toute humilité et douceur, avec patience, vous SUPPORTANT les uns les autres avec AMOUR, vous EFFORÇANT de CONSERVER L'UNITÉ de L'ESPRIT par le LIEN de la PAIX. Dia mirary ny FAHALALANA FENO sy ny FITIAVANA avy @ ANDRIAMANITRA MPAHARY hameno ny fo sy ny fanahinao !
Jean Tino RH je suis d'accord avec toi, non seulement naturel et bien mais il chante Son BON BERGER et LUI tout comme les Bons Parents, IL ne s'inquiète pas des "chanter faux ou jouer faux" ; ce qui L'intéresse c'est la CONFIANCE et L'AMOUR que lui témoigne Son Enfant.
TheSuperpilote ton nom est super pilote, tu pilotes ton avion pour aller où ? Il chante en parlant à Son Bon Berger, car il a BESOIN de son BERGER, tu penses qu'il chant faux au lieu d'ouvrir ton coeur à ce qu'il dit, tu crois que SON BON BERGER s'intéresse à "chanter faux" ou à ce qu'il LUI dit dans le chant ? Il n'est pas à l'école de chant ou de solfège, L'ESSENTIEL c'est ce que SON BON BERGER dit, tout comme pour Marie dans Luc 10:41-42" "le Seigneur lui répondit : Marthe, Marthe, tu t'inquiètes et tu te agités pour beaucoup de choses. Une SEULE CHOSE EST NÉCESSAIRE. Marie à CHOISI LA BONNE PART qui ne lui SERA POINT ÔTÉE. " c-a-d RESTER AUX PIEDS du SEIGNEUR. Et Comme à son Habitude, je te dis la même chose que le Seigneur dit souvent : "va, et toi, fais de même !" Je te souhaite de prendre la Bonne décision pour le restant de ta vie, chercher à avoir à jamais L'INDISPENSABLE, UNE BONNE RELATION AVEC JÉSUS Qui est LE CHEMIN, LA VIE, LA VÉRITÉ. Qui est LE BON BERGER, Qui est la PORTE de la BERGERIE , Qui est Le SAUVEUR, L'UNIQUE, Le VÉRITABLE, Qui est L'AGNEAU de DIEU "Qui ôte tous les péchés du monde et Qui guérit toutes les maladies du monde" . De tout mon coeur.
Quel solfège ? Il suit son propre solfège selon sa propre version et sa propre interprétation en accord avec sa propre voix. C'est fait pour toucher les coeurs et c'est émouvant. Merci à lui en tout cas. Il nous a laissé quelque chose de beau. RIP 💖
1.
He, Jehovah no Mpiandry ahy,
Tsy mba misy atahorako;
Raha izy no mitondra ahy
Ahi-maitso no handriako.
Eny, fa ny tany karankaina,
Dia hody saha lonaka,
Ary ao amoron-dranon’aina
Hialan’ny foko sasatra,
Ary ao amoron-dranon’aina
Hialan’ny foko sasatra.
2.
He, Jehovah no Mpitarika ahy
Amin-dalam-pahamarinana,
Koa tsy ho kivy ny fanahy
Amin’ny alo-pahafatesana.
Hianao, ry Tokiko irery,
No hiara-dia amiko.
Ka ny tsorakazonao mahery,
No hanafaka ny tahotro
Ka ny tsorakazonao mahery,
No hanafaka ny tahotro.
3.
Amelaranao latabatra aho
Eo imasom-pahavaloko;
Notoloranao kapoaka aho,
Ka mahery sady afa-po.
Eny, indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandra-pahatongako ho any
Hanatrehako ny tavanao.
Mandra-pahatongako ho any
Hanatrehako ny tavanao.
❤
Jehovah no mpiandry ...anareo sy Dadah ary ireo nialoha làlana.Mandria am-piadanana ary misaotra anareo nandrotsirotsy sy nanome hetsipo samihafa.
Sambatra ny maty, dia izay maty ao am Tompo,..efa sambatra tokoa ianao Fafah, nahavita ny ady tsara tety antany
Tena ho sahirana sy ho sarotra ny ahita feomanga sy avo be tahaka ny anao ry FAFA,tena kamboty ny zava-kanto malagasy nilaozanao,miara-ory amin'ny fianakaviana ny mpitia kanto rehetra
Tsy maty enao fa matory 😢😢😢'jehovah no mpiadry anao 🙏
Ndriii zany feonao manga Fafah !!
Mandria am-piadanana mandrakizay !!
Misaotra nizara kanto sy fotoana mamy maro!! ❤️
Izy tokoa no mpiandry anao. Matokia fa Izy no mitondra anao. Misaotra betsaka t@ ireo kanto navelanao. Mandria am- piadanana.
Tsy misy hira natao hiderana an'Andriamanitra ka ho ratsy, Izy Andriamanitra mihitsy no miasa ao anatin'ireny, fitaovana fotsiny ny olona, isaorana anie ny anarany
Mandria ampiadanana vita ny anjaranao tery an-antany !!!! Sambatra zay mino ANY JESOSY fa ahita fiadanana mandrakizay
harsiarovako any dadabehako io hira io
alohan ny hatory izy dia mihira anio hira io
ary tanako ato ampoko isanandro
raha jehova no miandry ahy tsimba misy hatahorako
06/ 01/ 2025
😢Mandria am- piadanana mandrakizay i Fafah.
😭mandria ampiadanana Fafah ary hialasasatra eo anilany Jehovah tokoa enao!!!!!🙏
Mandriampiadanana ianao Fafah, ny soa sy Kanto navelanao tsy ho adinonay mihitsy
Eny , Jehovah no Mpiandry anao. Mandria am piadanana Fafah !
Tompo efa nanoma tsara ho oanao mandria piadanana fafah
Un Grand Maître s'en est allé. Mandria am-piadanana zokibe.
Repose en paix zoky Fafah,samia miomana sika hihaona@Lay Nahary fa aty tsy manana tanana maharitra isika
Jehovah no mpitarika , ts ho kivy ny fanahy amn androm pahafatesana . ❤ Amen. Fafah 😥
Tohina tokoa ny fo miheno ity hira ity💘ary tsapa tokoa fa fandalovana ny ety an.tany.Mandriampiadanana Fafa a
Lasa enao Fafah madriam-piadanana zahay makafy anao fona na any az enao 😭😭😭
Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java mahory aho satria Izy no mpitahy ahy. J'adore! Dieu me conduira sur le chemin et sera mon guide et mon protecteur.
Mandriampiadanana fafah
Voninahitra irery ihany anie ho an Ray sy ny Zanaka ary Fanahy Masina Amen!
He, Jehovah no Mpiandry ahy
Ary ao amoron-dranon’aina
Hialan’ny foko sasatra.
Dieu, tu es Grand et tu es beau! Gloire à Toi Seigneur!
Mandriampiadanan zoky be fafah
Ts mananjava maha ory aho miaraka aminy Jehova
Jéhovah no mpiandry ahy tsy hananjava mahory zaho 😭😭😭😭😭
Jehovah no Mpiandry ahy ka tsy hanan-java mahory aho
Mandria ampiadanana Fafah fa ny feonao dia ho henonay eny foana 😢😢😢
Madriampiadanana fafah a,ts ho,adino ny mamy navelanao
Mandria am-piadanana ianao Fafah💔😭
Jehovaha ihany no azo antoka indrindra amin'ny fiaianana
Ny ahy alou tsy raharahako ze fafah fa ny mampiaiky volana dia ilay fitendrin'i Nini Kolibera e!Lui c'est un vrai monument!
lavorary fa nahoana no dia manana saina mampalahelo tahak'izany ry Lavorary, "tsy raharahako" hoy ianao, cela semble si peu, si insignifiant peut-être mais c'est tellement malheureux de lire comment qlq malagasy raisonnent encore. Il est grand temps de changer de mentalité si nous désirons que Notre Cher Pays avance. Feno mivavaka ny Tani-tsika fa vitsy dia vitsy ny tena Mpanaradia ny Tompo Jesosy Ilay nilaza hoe : "aimez-vous les uns les autres"; "aime ton prochain comme toi même"; teny farany entiko hisotonana ny fonao hanakaiky ny MPIANDRY TSARA zay FOTOTRA, IVON'ity HIRA ity (ny VONINAHITRA dia AZY irery) ny TENY VOASORATRA ao @ Ephésiens 4:1-3 "je vous exhorte donc, le prisonnier dans le Seigneur (l'apôtre Paul), à marcher d'une manière digne de la vocation qui vous a été adressée, en toute humilité et douceur, avec patience, vous SUPPORTANT les uns les autres avec AMOUR, vous EFFORÇANT de CONSERVER L'UNITÉ de L'ESPRIT par le LIEN de la PAIX. Dia mirary ny FAHALALANA FENO sy ny FITIAVANA avy @ ANDRIAMANITRA MPAHARY hameno ny fo sy ny fanahinao !
"Tsy lavorary " no tokony anaranao. Pauvre d'esprit!!!
Mandria am-piadanana 💔😭ny vatana no lasa fa ny kanto mitoetra
Misaotra betsaka amin'ny feo manga izay nampiavaka anao tokoa ary hahatsiarovana anao mandrakariva. Mandria ampiadanana
jehovah no mpiandry ondry tsara
Madria piadanana fafah😢matena bola hiaona am farany
ndriii tiako ery
handry am-piadanana anie ny fanahiny
tena tsara be mitsy zah ny midera any tompo misaotra betsaka FAFA
Merci Fafah! Jehovah no mpiandry ahy
Mandri ampiadanana fafah
Mandria am-piadanana Fafah.
Jimi Hendrix mon pote, jouait de temps en temps des accords "faux" mais que c'est bô ! Respectez l'artiste interprète qui évoque une émotion....
Ra Xa bonjour Ra Xa, tu veux bien lire la réponse que j'ai mis pour TheSuperpilote. De tout mon coeur.
Ohabolana 23❤️ AMEN🙏🙏🙏🙏
Mandria ampiadanana FAFA😢😢😢😢
Tiako loatra ! Tiako foana ! Tiako ny Tompoko !
Mandria am-piadanana Fafah 😭
Love it even I don't understand..
Kala R. He sings the Psalms 23. Enjoy, God bless you
Veloma fafah 💖
😭😭😭Mandria ampiadanana Fafah
Ndreee, satriko foana mihaino ilay feo manga, indrisy!
R.I.P fafah
Fafh. . .Thank you for your wonderful voice! We won't forget you! Rest in peace!!!
eeeeee jehovah n mpiandry anao
mandria ampiadanana fafa
tsara ny midera an i TOMPO.
tsara be!
Tena tsara, mampahery na dia tsy any mada aza e
Hanitra Joeline JOHANSSON marin monts zan !sdy mampitoman le hira amen
Repose en paix Fafah
Repos en Paix Fafa
Repose en paix Fafah 😢😢😢
mampentana n fo mahafinaritra eeh
🙌🙏🥰
Repose en paix fafah😢😢😭
Tontosany ny nilan'ny Tompo azy
Il chante naturel et c'est bien, c"est tout!!! on s'en fou des solfèges ,
Jean Tino RH je suis d'accord avec toi, non seulement naturel et bien mais il chante Son BON BERGER et LUI tout comme les Bons Parents, IL ne s'inquiète pas des "chanter faux ou jouer faux" ; ce qui L'intéresse c'est la CONFIANCE et L'AMOUR que lui témoigne Son Enfant.
Tsy handao ahy n'y Tompo
misaotrnarw e amin le hir fampaherezan ee mafinaritr ka
me too
mandehana aminizao herinao izao fifohazana spama ambohimahazo
😭😭😭😭😭😭😭😭😭🙏🏻💔🙏🏻
Merci
mandriam-piadanana fafah
🕊
toriteny a'k. aramalaza
😢😢😢
Amen a
hiramasina malagasy
mandria am-piadanana
mandriampiadanana fafah ???enao no lasa fa ny zava kanto navelanao ts adinonay
Mandria am-piadanana
veloma Fafah
c'est pas grave!!! dites vous que c'est sa version et c'est tout!
Ny Aina Raharimanantoanina je kiffe grave comme on dit.
Exactement, c'est sa version, selon son inspiration et c'est beau et émouvant 💖
tsara ny Tompo
Amennnn
Amen
AMEN
Repose en paix
Rip
😭😭😭😭😭😭😭😭
😢
Salamo 23
Mandria piadanana ô
malheureusement il chante faux!!!
il devrai reviser le solfège avant de sortir ses albums!!
TheSuperpilote ton nom est super pilote, tu pilotes ton avion pour aller où ? Il chante en parlant à Son Bon Berger, car il a BESOIN de son BERGER, tu penses qu'il chant faux au lieu d'ouvrir ton coeur à ce qu'il dit, tu crois que SON BON BERGER s'intéresse à "chanter faux" ou à ce qu'il LUI dit dans le chant ? Il n'est pas à l'école de chant ou de solfège, L'ESSENTIEL c'est ce que SON BON BERGER dit, tout comme pour Marie dans Luc 10:41-42" "le Seigneur lui répondit : Marthe, Marthe, tu t'inquiètes et tu te agités pour beaucoup de choses. Une SEULE CHOSE EST NÉCESSAIRE. Marie à CHOISI LA BONNE PART qui ne lui SERA POINT ÔTÉE. " c-a-d RESTER AUX PIEDS du SEIGNEUR. Et Comme à son Habitude, je te dis la même chose que le Seigneur dit souvent : "va, et toi, fais de même !" Je te souhaite de prendre la Bonne décision pour le restant de ta vie, chercher à avoir à jamais L'INDISPENSABLE, UNE BONNE RELATION AVEC JÉSUS Qui est LE CHEMIN, LA VIE, LA VÉRITÉ. Qui est LE BON BERGER, Qui est la PORTE de la BERGERIE , Qui est Le SAUVEUR, L'UNIQUE, Le VÉRITABLE, Qui est L'AGNEAU de DIEU "Qui ôte tous les péchés du monde et Qui guérit toutes les maladies du monde" . De tout mon coeur.
TheSuperpilote désolée pour les qlq fautes d'orthographe
Fantatro fa 6 taona lasa 'ty fa afaka ataonao ve na azavaina lay maha diso anlay fihirany azy!!! NY tonony ve sa inona??
Ton Esprit est Bouchée comme ton oreille
Quel solfège ? Il suit son propre solfège selon sa propre version et sa propre interprétation en accord avec sa propre voix. C'est fait pour toucher les coeurs et c'est émouvant. Merci à lui en tout cas. Il nous a laissé quelque chose de beau. RIP 💖
Mandria ampiadanana fafah
tena tsara be mitsy zah ny midera any tompo misaotra betsaka FAFA
Mandria am-piadanana Fafah 😭
Repose en paix Fafah