Ny Finoako Anao Tompo ô! no mampijoro ahy Tsy ho voahozongozona amin’iro fakam-panahy Finoako Anao Tompo ô; finoako Anao Finoako Anao no mampijoro ahy Raha mifoha maraina aho mivavaka Aminao Mametraka ny fiainako am-pelatananao Ka havaoziko indray ny fiainako am-panahy Mba hahaizanao miantra foana ahy Fanantenana indray ny hiaraka Aminao Fanantenako ny honenanao Tsy izaho intsony no velona FA Kristy velona ô ô ato anatiko Fa fitiavana tokoa no ambony idrindra ao IO fitiavana io Tompo ô no mampandefitra ahy Ka mampitony ny hambom-poko Fitiavana Tompo ô no ambony indrindra ao Fanatenana indray ny hiaraka aminao Fanantenako ny honenanao Tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ô ô ato anatiko Faniriko re ry Ray Ny hialoka aminao sy ho fanaka fitondranao Ho fitondrana ny Anaranao ô ô fanantenako izany! Fanatenana indray ny hiaraka aminao Fanantenako ny honenanao Tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ô ô Fanantenako izany!
Il n'y a plus belle chose que de sentir la révélation de Jésus dans nos vies. ❤️
Na nasim-panavaozana aza ny hira dia mbola mambabo fo hatrany satria ny Tompo mintsy no mahate hidera sy tsara❤😊
Andriamanitra o,sambatra ny olona manana finoana, ampiakaro n'y finoako indrindra n'y fitazana n'y ara panahiko, "tsy izaho intsony no velona kristy no velona.amen🙏🙏🙏🙏🌈
Tsara be fa lay original ntena mambanembona manome fanantenana🥺❤️manisy sentiments kokoa
Merveilleuse chanson. Amen, plein d'amour et de foi
hira hatsiaravako any mamanay any an danitra izy zay !!! tena be io hira io na izy t@ niahal aina azany dia io ny hira naseny nalefa . Tiako loatra
Fanantenana indray ny hiaratka aminao fanantenako ny ho nenanao tsy zah itsony no velona fa kristy no velona ooo ato anatiko amen
♥️tsy za intsony no velona fa kristy no velona ato anatiko🙏♥️♥️
Ampihainona ity hira ity mila anao mafy ny malagsy mpiray tanindrazana mila fitaivanao finoana anao ary fanantenana handresy lay lalao CAN 2019 ampio izy ireo tompo ataovy mivoka mpandresy am nanaranao masina 🙏🙏🙏🙏
Ny fitiavana ihany no mahavaky ny fo eh! Tena fitiavana marina Ianao Jesoa oh! Tia ahy Ianao Jesoa Tompo oh! Tsy avelanao hanota, satria tianao aho hiaraka hipetraka eo anilanao rehefa ho avy enao. Izaho koa tia Anao, tehirizo mandrakariva ao Aminao aho. Mahitsy ny lalako miaraka Aminao Tompo malala oh! Velona ato anatiko Ianao. Raha misy hadisoako tsy mifanaraka ny sitraponao dia mamela ny heloko Tompo oh! tsy ny sitrapoko no atao fa ny Anao. Ianao no fanantenako, satria mino aho fa Misy Ianao, ary mbola hiverina indray handray izay mino anao. Tsy Irery aho manana Anao, ary mbola tsy Irery aho hatrizay satria teo foana Ianao nanohana ahy, nitantana ahy, nanarina ahy raha sendra potraka aho. Tiako Ianao Jesoa Tompo oh!
December 2022 . Always on loop From Morocco
Jesoa o. Tsy izaho intsony ny velona fa Ianao🙏
❤️ Deraina ny Tompo. Tsara be talenta nomeny anareo ☺️
Ny Finoako Anao Tompo ô! no mampijoro ahy
Tsy ho voahozongozona amin’iro fakam-panahy
Finoako Anao Tompo ô; finoako Anao
Finoako Anao no mampijoro ahy
Raha mifoha maraina aho mivavaka Aminao
Mametraka ny fiainako am-pelatananao
Ka havaoziko indray ny fiainako am-panahy
Mba hahaizanao miantra foana ahy
Fanantenana indray ny hiaraka Aminao
Fanantenako ny honenanao
Tsy izaho intsony no velona
FA Kristy velona ô ô ato anatiko
Fa fitiavana tokoa no ambony idrindra ao
IO fitiavana io Tompo ô no mampandefitra ahy
Ka mampitony ny hambom-poko
Fitiavana Tompo ô no ambony indrindra ao
Fanatenana indray ny hiaraka aminao
Fanantenako ny honenanao
Tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ô ô ato anatiko
Faniriko re ry Ray
Ny hialoka aminao sy ho fanaka fitondranao
Ho fitondrana ny Anaranao ô ô fanantenako izany!
Fanatenana indray ny hiaraka aminao
Fanantenako ny honenanao
Tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ô ô
Fanantenako izany!
Amen 🙏🔥
Finoako Anao Tompo ô no nampijoro ahy toy izao.Mamiki sy sitrako n'y fisin'Jesoa Kristy ato anatiko.
Tena mahafinaritra Ary tena feno Fanantenana tanteraka
17 October 2022
Hira fiderana anisan'ny tiako.mankasitraka
2022 mbola ato mihaino
Ny finoako anao Tompo no mampijoro ahy
Tena tiako ity hira ity indrindra tena isany mampahery hy rehefa misedra olana ireny
mankasitraka hatrany ny 3F
Mapi te y tomany
tiko lotra 2021 zao
❤❤❤
Ilay version Misy an I voahirana no tsara e
Ouii iny no mampisy sentiments mafy
Tsy izaho intsony no velona fa Kristy velona ato amiko
Tsara lotra ah. Derao ny Tompo. sao mba misy version en français ity hira ity Azafady.
anisan'ireo hira tiako rehefa sendra ny ankaso. misaotrsa ny Tompo
2021?
finoako anao Tompo no mampijoro ahy
tsa
ra
jifry Indu
''
finoana fanantenana fitiavana
Tsara ny Tompo
Eric Ralambo
Tsara n'y Tompo, matoky anao aho
Mankasitraka
❤2024❤
misaotra jesosy o
lasa MRE, c'est triste que tu es respecté chez FJKM andoharanofotsy
Je ne vois pas ce qui est triste dans le fait qu'elle a changé d'église.
Le tout c'est de louer un seul nom "JESUS"