Je suis très content car maintenant les car nous en province ça fait de decenie que Les infrastructures sont abîmés. Maitenant Les officiels vont la vivre dieu merci...
Izany no atao hoe pansement. Rehefa akaiky ny fifidianana dia manisy pansement ingahy rapresy. Vita ny fifidianana, havelany hihanjahanja eo ny fery. Maty, marary, tsy rarahiny. Ohatrin'ny fanahiniana atao ilay izy.
Tsy manino ndre nampihehy ilay vocabulaire vaovao "dam" iny. Fa ny dikan'io dia hoe tokony hangonina ny rano @ fotoana maha be azy, verivery fahatany any an-dranomasina any. GOUVERNER, C'EST PRÉVOIR !
Ny Raha hitako are tana aka tegna fototro famonoagna Madagascar io satria manaiky veriveriny mpitodra @ vary mora zao rasana rano mora sy mahazo zavatra rasarasaina de tohananareo fo fitondrana
Bado bado zay fu eky amarita ity mpitondra ity tena srx marnamafy oooooffff 😢😢😢😢😢 Kivy tena 2025 efa 2mois sisa hivalona 2024 zn Ts mampitokiky anahy izao mahazo gasy zao tena triste 😭 bcp
Zavatr fahita izany rehefa maina ny tany fa itony anie ny fankahalana olona iray no tanjony fa tsis hirarahiny anizany vahoaka izany Zarany aza mijaly tsis rano eo mba etiny hitsikerana sy hiomehezana imbécile
Maha menatra,😢menatra ny tanindrazako aho 😢😢,du jamais vu 😢😢
hihihihi nao leroa sanabavy
Aza hadino ny " Bacc. BOUGIES
Loooozaaaaaaaa 😂😂😂😂😂
Grave e😂😂😂😂😂😂
Une triste réalité 😭
Maty Zaho ee
Je suis très content car maintenant les car nous en province ça fait de decenie que Les infrastructures sont abîmés. Maitenant Les officiels vont la vivre dieu merci...
Tsy hitako izay mampihomehy an'izany e!
Hooooo😂Andriamanitro 🇲🇬🇲🇬
Hi Hi Hi
firenena tsy misy guerre na tratran catastrophe henjana be fa dia zaraina @ citerne ny rano
Izany no atao hoe pansement. Rehefa akaiky ny fifidianana dia manisy pansement ingahy rapresy. Vita ny fifidianana, havelany hihanjahanja eo ny fery. Maty, marary, tsy rarahiny. Ohatrin'ny fanahiniana atao ilay izy.
HIZARA RANO EKY 😭😭😭😭😭
inn no vaha-olana fa ts manakiana fotsiny, maivana be le hevitra fa mba manome solution
Tsy manino ndre nampihehy ilay vocabulaire vaovao "dam" iny. Fa ny dikan'io dia hoe tokony hangonina ny rano @ fotoana maha be azy, verivery fahatany any an-dranomasina any.
GOUVERNER, C'EST PRÉVOIR !
Zaho d’accord aminao zalahy . Tokony hanaovana fatoa io sy ny namany
AIZA VE KA TATANDRAZA NO CONSEILLERS MANOKANA HO AN'NY FILOHA !
MBOLA TSY NAHITA ANAREO FA IO HITANAO !
tsy Ary nisy eh any am ville ont 😂 😂
Donto! Tsy nandalo vendrana fa tode donto pro max mitsy!
Tiatiako koa hehiny laolo ty kkkkkkkk
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
😂😂😂😂😂😂
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣 aro eee loza
Ny Raha hitako are tana aka tegna fototro famonoagna Madagascar io satria manaiky veriveriny mpitodra @ vary mora zao rasana rano mora sy mahazo zavatra rasarasaina de tohananareo fo fitondrana
😂😂😂loza magnabado olo mare rajoelina sy ny forongony
😊😅😅😅😅😅....
Kkkkkkkkkkkkkkllkkkkkkk😂😭
gravy tsy matahotse an ‘dRanahary lehilahy io ,,, tsy ahoany gasy zao
Afahana mitatitra rano telepherique
avelao angi zareo itanao problème âne le ts nifidy koa mb voa miarak aminy zareo ao
Bado bado zay fu eky amarita ity mpitondra ity tena srx marnamafy oooooffff 😢😢😢😢😢
Kivy tena 2025 efa 2mois sisa hivalona 2024 zn
Ts mampitokiky anahy izao mahazo gasy zao tena triste 😭 bcp
😂😂😂😂😂😂😂
Aiza Rijade ; Izy nenahy 😂😂😂
Lery dia tsy menatra ,fa vao maika lery mampanatena zavatra afa , resaka rano aza tsy voavaha
Loza 😂😂😂😂😂😂😂🫣🫣🫣🫣🫣
Tsy maintsy mandroso Madagascar
louza e!
😂😂😂
Loza,tena marina ,n'y lazaignao ,Ramose,,Tena fanambaniagna,n'y vahoaka malagasy.fanambadoagna Gasy.tena very tanteraka n'y vahoaka malagasy.Mahereza,ry vahoaka malagasy,Mbola hisy n'y farany n'y Zavatta rehetra.
🤣🤣🤣😂😂😂😂😂
mamo maoly enao eh Bobaka ny mizara rano manerana izao ntontolo zao @ citerne Vonjimaika io aloha fa raha hanampy enao de afaka manampy Inona ny vahaolna avy aminao ? Mpanamaoly enao Ny masonao mason olona mpnamaoly
ala may tanety may ny olona mampiasa charbon sy kitay 95% gasy mampiasa charbon daholo Mikorontana ny tontolo hiainana @ zao VAhaoka mitombo
Aiza le promesse e. Aiza le vandy 400MW?
Madagascar tsy maintsy mandroso😂😂😂
Azompanafody Malagasy tsy mahalala ratsy atao azy; tohizo f tsar ef 2024 zao mitatitr rano@ citerne sad mivarotr tanindrazan d jerevan fotsin maro Zay tany lafo zay
Fa tamy 2012 nivola Heolieny za ka fa firy mitsanga eo😂😂😂
Itako mintsy akany anio rano io fa le rano maintso be am canal ety 67 ety
ary ny jiro zaraina @ inona?
… dia manakory
1- ny làlana andehanany:
# tery?
# hitsakitro (embouteillage)?, (rehefa tsy tonga maraina @9 dia @9 alina, hoy ilay mahay tsy nandrato fianarana mitaridalana ny Gasy manampahaizana)
# simba?
2-ny tranon‘ny fiara (garage)?
3- rano avy aiza, aiza ny rano madio alainy, firy km?
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Io rano avy aiza io ange no tokony alefa mialoha E! => fanadiovandrano, famokarana rano, ozinina mapandefa azy, ny lakandrano (tuyaux)
Manarak‘izay ny fanajariana ny lalana
Farany fampianarana ny vahoaka: fahadiovana sy ny fitandremana ny fahasalamana…. Mbola betsaka ny zavatra hafa tohiny…./…
Ireny rehetra ireny no tokony mialoha ny TELEFORINALIKA (tsy haiko ny manoratra ilay teny vahiny😜😜😜😜)
SAMBAKO NAHITA
Himehezana sisa mapalahelo ny fiafarany tanindeazako. Mba inona re ozy papako zay ra maheno anio e.kkkk
😅😅😅😅 tena mampimé tokoa mo ko .
Tsy hay hoe citerne avy nitanterana inona avy any Ivelany any io ? 🙊👁👁💩💩💩
Aty south Africa rehefa tapaka ny rano dia citerne no mizara rano isaky ny quartier .
Iainanay aty izany rehefa tapaka ny rano.
Dia mbola misy miaro ihany na dia marina 1 million % aza ny resakky ny olona.
TADIDIO FA olona presque illettré no filoha e. 😂😂😂😂😂😂
dé itanao Normal zany,anao manoratra Io??tokony mangina rehafa ita fa MBA misy marina n'y resaka,..
Zavatr fahita izany rehefa maina ny tany fa itony anie ny fankahalana olona iray no tanjony fa tsis hirarahiny anizany vahoaka izany Zarany aza mijaly tsis rano eo mba etiny hitsikerana sy hiomehezana imbécile
N importequoi. Afrique du Sud tany mandroso olo jiaby agny misy rano antragno. Madagascar milatra rano antany ndreky bidon. Mijaly ny vahoaka.
Mivanivany foana Kara olona adala koa itony pfff
Ny fahitana ny citerne no problème etina hitsikerana eo fa tsy ny famonjena reo vahoaka mijaly tsy mahazo rano moramora angah izany bête
@@josephinerasoarimalal2979enao mamaly io no adala 😂😂😂😂😂, efa ihomehezana anie sisa no azo atao e. Tsy misasa Maimbo vody 🤣🤣😂😂 izo ry zareo.
@@francoisrabemanantsoa50670:37 n"importe quoi
😂😂😂😂
avelao angi zareo itanao problème âne le ts nifidy koa mb voa miarak aminy zareo ao