Zay mihintsy nahoda tsy mila tendren'ian'ia ty olo hitondra ty tanany fa ty vahoaky avao ro mifily azy ndre ty president okotany,sy misy ty tena Firaisankina fa ravao tanteraky io fa atao fitaova hagnakorotagna sainolo avao io
Zany mihintsy. Marina loatra ny voalazanao. Vokatr'izany kajikajy tsisy fahitsiana sy fanadrabadrabana ny malagasy tsy vakivolo ataon'ireto panao politika no tena maha toy zao antsika malagasy ankehitriny. Tena Mampalahelo e
Tena misy "mauvaise foi manifeste" kosa raha minia tsy manatrika ny fivorian'ireo co-présidents kosa ny 🍋 e! Efa fantany tsara mantsy fa 🍊 ilay olona tiany atolotra ao Mahajanga. Entités 5 anie Mr Namahora no mandrafitra ny Firaisankina e! Vovonana io fa tsy antoko pôlitika, nefa na dia irony olona tsy lasa lavitra t@ fianarana irony aza no sendra mila fanapahan-kevitra anaty fitoriana (na dia informelle aza) dia mandeha ho azy ny demôkrasia, mandefitra ny vitsy an'isa àry raha tena tsy resy lahatra dia miala. Tsy ny fandrotsahana kandidà 🍊 kosa no tena olana e : "tsy misy mangidy toy ny sakay, fa rehefa teny ierana, telina ihany". Fa fantatry ny 🍋 fa hampitady "proposition" olona hafa tsy TGV ny mpiaradia dia naleony nandrotsaka io TGV io t@ anarany dia nitory ny candidature Firaisankina an'i Rivo Rakotovao. Àry raha nambaran'i honorable Siteny ampahibemaso fa mitory ny Firaisankina any @ CENI izy dia mba ho nisalasala t@ Firaisankina ihany aho. Anatin'ny fiarahan'olona 5 kosa ve ka misy iray mandoto rano dia ampy ataon'ny 4 antony handravàna ny fiarahana ? Firifiry moa, ohatra, ireny tarika mpihira ireny no misy mpikambana 1 na 2 misintaka noho ny antony samihafa no mbola mijoro ihany. Maika loatra kosa ilay "conclusion" hoe RAVAO NY FIRAISANKINA e! Ilay "jeu" an'i honorable Siteny mihitsy kosa no tena mampieritreritra ka nampiteny ireo mpamakafaka toa an-dry Fanirisoa Ernaivo, Fleury Rakotomalala, Koto ...na dia tsy mpomba loatra ny Firaisankina aza ny sasany. Misy "principe" tokony hajaina mantsy nifanarahana, dia ny hoe tohanana izay kandidà hita fa matanjaka atolotry ny antoko iray mpikambana isaky ny Commune ka mandefitra ny entités hafa na dia nanana olona saika hatolotra aza. Ny tanjona dia ny hampatanjaka ny fanoherana isaky ny Commune ka mety ho tohanana hatr@ indépendant aza raha tsapa fa tena mpanohitra izy. Ohatra izao ao Toamasina dia tsy handrotsaka olona ny mpikambana Firaisankina fa hanohana ny kandidà Rolland Ratsiraka izay tsy mpikambana Firaisankina akory fa izy efa fantatra fa matanjaka ao Toamasina.
Rozy antananarivo ao tia manapatra fahefana. Tsy Ravalomanana tsy milatsy mampiasa loha androzy. Tokony Fitondrana ialiandrozy. Fa tsy Afakandro sy Siteny. Ri Fidely Tokony Ambatondrazaka iasany loha sy imaloany. Fa tsy @ faritra fa misy responsable. Bevava avao.... ataony ho rozy Tim avao ty mibaiko.... tokony hiliany vavany fa tsy rozy tim hibaiko olo à Majunga. Tokony manaja olo.... Tsy manjary i Fidèle sy olo tsy mahay olo a manjunga ao nefa te hi commande. RAVAO ANY FIRAISANKINA FA TSY MISY ILANA AZY.....
Miombokevitra aminao, misaotra kajikajy ny mpanao politika sy firaisana tsikombakomba ny mpanao politika andaniny sy ankilany, mody miady. Misy mahatsapa izany fa tsy T2 saingy aleo miharitra fa ho simba tanteraka ny carrière politikany.
Atok fa tsy hoisy koa ny deba apres any zao.marn loatra.bravo👏👏👏
Tena Marina le analyse nao rahalahy bravo 👏
Bravo, marina zany frère , politikan'ny pôsy io ravao any
Makasitsaka ralahy
Marina zany
Marina 100%
Zay mihintsy nahoda tsy mila tendren'ian'ia ty olo hitondra ty tanany fa ty vahoaky avao ro mifily azy ndre ty president okotany,sy misy ty tena Firaisankina fa ravao tanteraky io fa atao fitaova hagnakorotagna sainolo avao io
Sitrany aravagna marigny satria sasany manao titezagna fo madeha mitsikilo politics ny sasany io siteny sy Afakandro io
Zany mihintsy. Marina loatra ny voalazanao. Vokatr'izany kajikajy tsisy fahitsiana sy fanadrabadrabana ny malagasy tsy vakivolo ataon'ireto panao politika no tena maha toy zao antsika malagasy ankehitriny. Tena Mampalahelo e
😂😂😂 ravao tokoa
Misy raha la terre ity marina kkkkkkk
Marina mitsy
Izaho dia manome fahamarinana anao Namahora resaky nao marina tokony ho ravana ity firaisnkina ity, ny ahy koa rehefa miova fo dia miova fo izay fa rehefa miverina dia maty zay amiko zaho olony Faneva tsy miandry raitaona rehefa hiova fa ataovy mazava ihany
mankasitsaka zokibe ts misy diso resaka nao io
SITENY aloa tsy izy éh , un traîtres , avy @ nazy tout les Bordel misy @izeo , nohony fivadihany t@ présidentiel farany teo , ( FIRAISAKINA - PRO-SITENY ect... )
Tsiakamakama no manjaka ka na ny marina aza lasa ANGANO , Aravao any , samy-mandeha samy mitady.
Tena misy "mauvaise foi manifeste" kosa raha minia tsy manatrika ny fivorian'ireo co-présidents kosa ny 🍋 e! Efa fantany tsara mantsy fa 🍊 ilay olona tiany atolotra ao Mahajanga.
Entités 5 anie Mr Namahora no mandrafitra ny Firaisankina e! Vovonana io fa tsy antoko pôlitika, nefa na dia irony olona tsy lasa lavitra t@ fianarana irony aza no sendra mila fanapahan-kevitra anaty fitoriana (na dia informelle aza) dia mandeha ho azy ny demôkrasia, mandefitra ny vitsy an'isa àry raha tena tsy resy lahatra dia miala.
Tsy ny fandrotsahana kandidà 🍊 kosa no tena olana e : "tsy misy mangidy toy ny sakay, fa rehefa teny ierana, telina ihany". Fa fantatry ny 🍋 fa hampitady "proposition" olona hafa tsy TGV ny mpiaradia dia naleony nandrotsaka io TGV io t@ anarany dia nitory ny candidature Firaisankina an'i Rivo Rakotovao. Àry raha nambaran'i honorable Siteny ampahibemaso fa mitory ny Firaisankina any @ CENI izy dia mba ho nisalasala t@ Firaisankina ihany aho.
Anatin'ny fiarahan'olona 5 kosa ve ka misy iray mandoto rano dia ampy ataon'ny 4 antony handravàna ny fiarahana ? Firifiry moa, ohatra, ireny tarika mpihira ireny no misy mpikambana 1 na 2 misintaka noho ny antony samihafa no mbola mijoro ihany. Maika loatra kosa ilay "conclusion" hoe RAVAO NY FIRAISANKINA e! Ilay "jeu" an'i honorable Siteny mihitsy kosa no tena mampieritreritra ka nampiteny ireo mpamakafaka toa an-dry Fanirisoa Ernaivo, Fleury Rakotomalala, Koto ...na dia tsy mpomba loatra ny Firaisankina aza ny sasany. Misy "principe" tokony hajaina mantsy nifanarahana, dia ny hoe tohanana izay kandidà hita fa matanjaka atolotry ny antoko iray mpikambana isaky ny Commune ka mandefitra ny entités hafa na dia nanana olona saika hatolotra aza. Ny tanjona dia ny hampatanjaka ny fanoherana isaky ny Commune ka mety ho tohanana hatr@ indépendant aza raha tsapa fa tena mpanohitra izy. Ohatra izao ao Toamasina dia tsy handrotsaka olona ny mpikambana Firaisankina fa hanohana ny kandidà Rolland Ratsiraka izay tsy mpikambana Firaisankina akory fa izy efa fantatra fa matanjaka ao Toamasina.
Rozy antananarivo ao tia manapatra fahefana. Tsy Ravalomanana tsy milatsy mampiasa loha androzy. Tokony Fitondrana ialiandrozy. Fa tsy Afakandro sy Siteny. Ri Fidely Tokony Ambatondrazaka iasany loha sy imaloany. Fa tsy @ faritra fa misy responsable. Bevava avao.... ataony ho rozy Tim avao ty mibaiko.... tokony hiliany vavany fa tsy rozy tim hibaiko olo à Majunga. Tokony manaja olo.... Tsy manjary i Fidèle sy olo tsy mahay olo a manjunga ao nefa te hi commande. RAVAO ANY FIRAISANKINA FA TSY MISY ILANA AZY.....
Miombokevitra aminao, misaotra kajikajy ny mpanao politika sy firaisana tsikombakomba ny mpanao politika andaniny sy ankilany, mody miady.
Misy mahatsapa izany fa tsy T2 saingy aleo miharitra fa ho simba tanteraka ny carrière politikany.