En fin il est temps d'ouvrir et des dénoncer tous les maux actuels. Le peuple est traîné dans la boue hors qu'il y a tant des richesses dans notre pays.
Il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas d'avis. Nanantena ireo t@ 2009 saingy ny zavamisy dia manambara fa tsy tanteraka ny nofinofy. Misaotra anareo mi dénoncer ny fampahantrana ny vahoaka.
izany foana no entin'ny olondratsy entina hamonoana afo! fa ny fiangonana mila mijoro @ fahamarinana amin'ny fandrisihana ny mpino hanao politika. Rehefa tsy ny mpino no manao politika de ny dahalo sy ny jiolahy no hibizna politika ary izany izao mitranga izao! mila olona toa ani Mosesy, Elia, Natana, ry Ezekiela ny gasy hanarina ny firenena fa raha ireo ol tsy vanona ireo no antenaina de ho eto foana isika
ny mampalahelo anahy dia ny fiatsarambelatsihin'reto Eveka ireto. Nitsangana ny FFKM teo fa ny catho no niandany tamin'ny mpitondra ka nandemy ny hetsiky ny FFKM. zao vao mody bevava rehefa navelany Ra8cm haka fahefana. ka raha tsy mbola tsy manana courage ianareo hanongotra ny ratsy any amin'ny fotony ka hamerina ny hasin'ny fanarahandalàna nodikainle mpitondra dia aleo miverina MANGINA
MBA tadidinareo ve ny mouvement nataony catholique tam nanakianany Malagasy fa rajoelina citoyen francais candidat president. Ngamba Kely am ZAO ny benefice satria mahantra ny olona ka Kely nrakitra vo mahatsiaro vahoaka
@melybridge-ps1vg auza volan ny h vendran ny madascar nomena sinoa teto eeeeeeeee..ambarao ry tsy vendrana aaaaaa...na hopital n'a sekoly 1 akory tsy voahotiny ry tsy vendrana. Tsy aleo akoho natzo filoha yoy izay i rajao????
@melybridge-ps1vg ny sisi dranomasinao zay tsy vrndrzna nomendrajao sinoa hoaniny tay hanjonoana pendant 30ans...azonzo ry tsy vrndrana?????? 30. Ans. Mbola vao 4 taona teo lelene baby iny nitrohin ny sinoa tam arato electrique ny sisi dranomasinzo ry tsy vendrana voafaoka hatram coreil. Satria filoha nianatra tzo znatu tranon akoho !!mampiasa jiron akoho? Tsy mahataka davitra ny saina. Anjehitriny vahoka mahantra kely tsy manana fitaovana !!efa mendeha en km au large vao mahita trondro..tena mbola akoho marina no mis fisainana toy zay anao...aza mba tia teeeeerna. Mba jereo gasy karah anao...mikapokapoka tsy mijery zavatra tsy nanjary nateon ny sasany teto..efz nitsaraim bahozka moa iz iny ka ..8% 1er tour...5% tam 2023. Tsy aleo manao foloham pokonteny mitarimy akoho!!!!÷

Nareo ihany complice tao tamin 2009 mahita lazain eo tsssssss
Il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas d'avis. Nanantena ireo t@ 2009 saingy ny zavamisy dia manambara fa tsy tanteraka ny nofinofy. Misaotra anareo mi dénoncer ny fampahantrana ny vahoaka.
Indrindra indrindra f'ity fitondrana ity.
Sarin'ady io rangahy. Zao ve vao nihiratsa ny fanentinareo? Aza ampiesoninareo ny vahoaka. Minia miteny eo ianareo mba ho tolorana saosy be.
Zao anie eh sod diso fiatefe eh ts mihaino reo pitondra be marenina.anie be lozaka
Manao politika koa zany fiangonana
izany foana no entin'ny olondratsy entina hamonoana afo! fa ny fiangonana mila mijoro @ fahamarinana amin'ny fandrisihana ny mpino hanao politika. Rehefa tsy ny mpino no manao politika de ny dahalo sy ny jiolahy no hibizna politika ary izany izao mitranga izao! mila olona toa ani Mosesy, Elia, Natana, ry Ezekiela ny gasy hanarina ny firenena fa raha ireo ol tsy vanona ireo no antenaina de ho eto foana isika
ny mampalahelo anahy dia ny fiatsarambelatsihin'reto Eveka ireto. Nitsangana ny FFKM teo fa ny catho no niandany tamin'ny mpitondra ka nandemy ny hetsiky ny FFKM. zao vao mody bevava rehefa navelany Ra8cm haka fahefana. ka raha tsy mbola tsy manana courage ianareo hanongotra ny ratsy any amin'ny fotony ka hamerina ny hasin'ny fanarahandalàna nodikainle mpitondra dia aleo miverina MANGINA
Ary iery eveka fw nifity sa gasy njamby😂
Mba asoo resaka bizina rehetra nataon izay nitondra teo aloh ee
MBA tadidinareo ve ny mouvement nataony catholique tam nanakianany Malagasy fa rajoelina citoyen francais candidat president. Ngamba Kely am ZAO ny benefice satria mahantra ny olona ka Kely nrakitra vo mahatsiaro vahoaka
Tsitako zay lazaina ry Dampre fa taiza nareo atramizay n zao anaty aizina sy tsis rano vo mody miwatawata
Ary lay bois de rosnahondtan ny hvm tam tajao teo aiza??? Volamena nomen ndtajao sinoa teto aiza daholo volan iren????
Mba sokafy ny saina fa tsy mpanihana hvm ny évêque ry vendrana a. Itony ve no mpanohana koa aiza no tsy pitikany firenena.
Ity tena vendrana ,Akoho. mbola misy saina lavitra.
@melybridge-ps1vg aaaai bois de rose nahondran ny h vendran ny madascar 30 conteneur eeeeeeeeeeeee