Hita fa olo misaina ny kolonely, mitsinjo ny hoavin'ny taranaka fa tsy tia tena sy matim-bola toy ny hafa. Mahereza @ tolona fa izany no tena fitiava-tanin-drazana
😢 3:24 Misaotra anao mon colonel ,marina i raha tenenao io ary fa mihantra eto Madagasikara ny voka-tsanin'ny QMM ,ohatra maina ny tany ,feno fasika ny antsasan'ny Madagasikara ,maty ny fia, ary na ny any afrika toy i Tanzania sns maina noho ny fasika aty any Taolanaro satsia inyrivotra mitondra orana miala avy ing nifangaro amin'ny bontanin'ny QMM la tsy tonga ora ,hanamboatra seranantsambo , ho toly aty antanety iaby ny akio ,tsy hisy hoavy hitsangantsa any Ifaty, Mangily eny ho tonga hatsany Mahajanga ty akio ho potika ny tourisme izay mampidi-bola amin'nn firenena noho ireo voalaza etsy ambony art horipake iny morotdika hongotan'ny riake la hokobondrano i Faty , Mahavatse sans art jereo firy NY drama azon'ny fanjakana z amin'ny vilin'ny karbona azo avy amin'ireo à la fa anjato taonaireo ho vonoinao hopotehinao noho io base io ?,Raty io ,tsy enkena io ,misaotsa antsika iaby rolahy ,Faritra Atsimo Andrefana faly base ,tsy asia base ,ka miviombio
Zany ka olona mijoro. Mila olona maro toy io invité io Madagascar. Olona mahitsy sy manana ethique. Tsy matimbola sy tia kely fa mitsinjo ny lavitra sy ny taranaka amam-para. Ho ela velona ianao mom Colonel ary Zanahary homba sy hiaro ary hampandresy anao, am zao adidy masina am firenena ataonao zao. Jesosy Kristy lay Mpanjaka hanome saina ka hitondra anao am rariny, ary hiady ho anao. Tsinjoko eto ny fandresena izay tsy maintsy ho azonao fa olona tia tanindrazana ianao🎉🎉🎉
Mavandy ireo fanjakana . Sorabola lazainy fotsiny fa tombontsoa ny vahiny miaraka @ rozy avao izao bazytoliara Zao. Betsaka izay halatra vitan'io mpitondra fanjakana @ zao Io ny harempirenena.. Zay azony avadika ho vola ataony DAHOLO eny hatramin' vono olona isankarazany. TSY METY HO VOKY VOLA IREO. MAFIAS TATERAKA NO MITONDRA NY MALAGASY. MILA NDRAY MIHETSIK NY MALAGASY ERAN' nosy raha mbola te ho velona eto Madagasikara
Eeeeeee.. mialaa am plateau eo fa mankaleo mahaheno jijo Inareo manao mahay raha am.tany ity..efa im piiiiry nis olo nanao filazana teto..ho his korontana mahery vaika eto am z023..tapitra ihany 2023..tsy hita zay loza...fandriampahalemana izaaaany tompko!!!tsy ny malaso malaso no tsy mampisy fandriapahalemana eto fa!!!mis miaramiiiila gendaaaarme manome basy ireo joolahy ...zay ..zany hoe mpitandto filaminana tokony atokisana ihany no mivadika am vahoaka..fa raha dahalo mpangalatr omby tompoko? Mihena dia mihena..noho asan n'y mpitandto filaminana...ka samy problème ny ao atsimo ao ihany io mifamadika io fa tsy misy resaka mpimasy mpimasy izaaaaany resaka fandriampajalemana eto.zay
Drala ho androzy amy fitondra ao ro manery androzyhilirany kizo amy base mahafaty olo maro toy ,drala zao mahafaty gnainao journalista io ka ampolinao injato eto
Misaotra anao tompoko Meur. Kolonely Manampera ! Marina 100% ny voalazanao jiaby teo , fa ny olana dia ny marina tsy eken'ny mpitondra fahavalo mihintsy , koa na oviana na oviana dia mila resena ny mpitondra fahavalo ireo , raha tsy izany dia mahantra ho mandrakizay isika Malagasy ! Mankahery anao Ray amandreny , tsy maintsy handresy ihany ny marina na oviana ! Masina ny Tanindrazana !
Nareo ange efa lazaina amin io Cedric vaza natao filoha io e!! Ny arguments dia million de dollars etsy sy eroa, vola tsy ho hitanao mandrakizay. Efa mahazatra... Mankasitraka kolonely. Manohana sy mankahery koa
tsy cedric irery depuis 1997 pouvoir passe passe . ianreo avy ao anfovoatany no milalao patate chaude oui et c'est vrai. zavatra rehetra misy farany jusqu'à quand ?????
En voilà un homme patriote et honnête ! Mes respects mon Colonel !
Misaotra anao babako FANAMPERA
Laha nanahaky anao iaby gny mpitondra fanjakanan’i Madagascar !? 🇲🇬 nandroso firenenantsika io
Misaotra mille fois COLONEL FANAMPERA, ho ela velona anie ianao❤️🙏🏻
Bravo Merci
Mahereza TOLIARY, nous sommes avec vous. Aza manaiky mihintsy !
IZAO NO TENA RAY AMAN-DRENY MARINA....TSY OVAIN'NY RIVOTRA POLITIKA ....MIJORO @ MAHA TEA TANINDRAZANA AZY.....FENO FANAJANA MON COLONEL
Mijagana ry vahoaka ry toliary Aza manaiky ny Base ny toliary fa famonoana ho Antsika Eto TOLIARY 🇲🇬❤
Merci 🙏 Kolonely Manampera tena marina 200 /: ny Teninao ❤❤🇲🇬
Mr. Colonel. Tegna. Marigny. Zegny ❤. Yzy. Merci beaucoup. Remadreny
Merci mon colonel
Vive la Révolution Nationale Démocratique 2024,
Avant-garde de la Renaissance MALAGASY 2024,🇲🇬👃❤️💯🔥👃👃
Hita fa olo misaina ny kolonely, mitsinjo ny hoavin'ny taranaka fa tsy tia tena sy matim-bola toy ny hafa. Mahereza @ tolona fa izany no tena fitiava-tanin-drazana
Si on applique la méthode et les recommandation du colonel fananpera on aura jamais de soucis d insécurité et dahalos
Bien dit, il merite un grand leader il est un homme juste ,un homme de Dieu,
Mankasitraka ny fanazavanao Longo nay FANAMPERA, homba anao mandrakariva sy ny fianakavianao anie Andriamanitra . Amène
aza manaiky mhts nareo, on est avec vous Toliara
Mila olona maromaro tahaka an'ilay rangahy io Madagasikara, vao mety handroso.
Misaotsa mon colonel. Omena an'i Tinoky sy Rajoelina miaraka amin'ny rafozany io.
Olo misaina anao
Lehilahy mafy io
😢 3:24 Misaotra anao mon colonel ,marina i raha tenenao io ary fa mihantra eto Madagasikara ny voka-tsanin'ny QMM ,ohatra maina ny tany ,feno fasika ny antsasan'ny Madagasikara ,maty ny fia, ary na ny any afrika toy i Tanzania sns maina noho ny fasika aty any Taolanaro satsia inyrivotra mitondra orana miala avy ing nifangaro amin'ny bontanin'ny QMM la tsy tonga ora ,hanamboatra seranantsambo , ho toly aty antanety iaby ny akio ,tsy hisy hoavy hitsangantsa any Ifaty, Mangily eny ho tonga hatsany Mahajanga ty akio ho potika ny tourisme izay mampidi-bola amin'nn firenena noho ireo voalaza etsy ambony art horipake iny morotdika hongotan'ny riake la hokobondrano i Faty , Mahavatse sans art jereo firy NY drama azon'ny fanjakana z amin'ny vilin'ny karbona azo avy amin'ireo à la fa anjato taonaireo ho vonoinao hopotehinao noho io base io ?,Raty io ,tsy enkena io ,misaotsa antsika iaby rolahy ,Faritra Atsimo Andrefana faly base ,tsy asia base ,ka miviombio
Bonjour. Mr. Journal ity. Aza. Mievaeva. Anao. Ireo. Tompiny. Miady. Tanidrazanazy merci beaucoup
MITSANGANA TSIKA MALAGASY ABY...TSY MANAIKE BASE TULÉAR...
Azôvy hanome financement hoany charrue s'y omby zany
Olonkendry misaina
😂 il est correcte
Akory journaliste tsy mandiniky sady tsy hampy fianarana
Miraisa hina nareo jiaby atsimo ao
Bonjour frère valio frère teniny mpanao gazety raha foanatsika ny base tulear omeo nareo asa exacte zanantsika reo siteny misaotra betsaka
Tsy mamono io fa mandripaka!!! Mifohaza Ry Malagasy
Mpanao gazety toy aloha tena tsy ao, mila mimpoly mianatry ndraiky na miova asa.
Manome voninahitry mon colonel, tena marina iaby raha nambaranao reo, ary tokony harahy fe tsy mety amin'olo tsy mandiniky, mankasitraky mon colonel ary mirary soa hoanao, hotahin-Janahary.
Le ventre M le journaliste ?????tsy henonao ilay 1000 ar Kp
Drala ho angalarina fa tsy hitondra fampandrsoana an Dago sssshhhh!!!!!
Tena tsy mandiniky mpanao gazety io ary mandehana mianatra fa tsy hampy fianarana sady tia vola loatra fa tsy mandinika
Eny wa, Masspr av miheno ilay mpanao gazety, tena bado
Mandiniha nareo Toliara fa mianky amy fiainareo raha toy ,le sakano ka amea lala basendolo hamono olo io, ravao avao basindolo io de ampy zay
Zany ka olona mijoro. Mila olona maro toy io invité io Madagascar. Olona mahitsy sy manana ethique. Tsy matimbola sy tia kely fa mitsinjo ny lavitra sy ny taranaka amam-para. Ho ela velona ianao mom Colonel ary Zanahary homba sy hiaro ary hampandresy anao, am zao adidy masina am firenena ataonao zao.
Jesosy Kristy lay Mpanjaka hanome saina ka hitondra anao am rariny, ary hiady ho anao. Tsinjoko eto ny fandresena izay tsy maintsy ho azonao fa olona tia tanindrazana ianao🎉🎉🎉
Dory le tinoky
Miaraka mihoko manao an& MADAGASIKARA eo antanan'fitondran daholo mafia FOZA
Ty koa journaliste tia hamono vahoaka satria vola hatakalonao fahignanolo ho ripaka eo anareo Tulear jiaby rena gegy ty journaliste ty vraiment gegy
Tena mametraka amin'ny toerana ambony ny tafika ianao tompoko!! Satria hatramin'izao dia herim-pamoretana ny zandary indrindra!!
Miarahaba tompoko !
Androany le 27/01/25 aho vao nahita ity fandaharana ity.
- Iombonako hevitra ny voalazan' Atoa Jeneraly eto ny @ resaka DAHALO.
- Tsy ny famonoana ireo dahalo no vaha olana fa ny fitadiavana hevitra tsy hafahany hangalatra ( misy hevitra maro azo atao @ izany a! )
- Momba ny BASE TOLIARA dia izao no ahiahiko. Tena mety misy alalana alaina @ Firenena mikambana tokoa @ ireo Faritra sasany voakasika noho ireo ala- voajanahary sns...
Manahy aho fa @ fifidianana @ 2028 dia mety mbola handre indray isika hisy hiteny hoe " HO SOKAFANA @ IZAY BASE TOLIARA " 🤭🤔🤣🤫
Asa zao le tsy hisy ho an'i Toliara ndre raiky ,verivery magnenty zao ,olo baka ivelany agny ro handesiny hiasa azy vo rozy baa Tana avao
Miala miasa io journaliste gegy ty fa tena hely jery tsy mandinika qady raty loa ty journaliste gegy ty
Maromaroa olona toy i Colonel Fanampera ! Ho ela velona anao Tompoko !
Tsy hisy fahasoavzna ho an.i MPONINA izany base izany
Hamela takaitra
Hitondra cancer ho an.i MPONINA
Hita taratra ilay mpanao gazety fa tora-kovitra! Matahotra !😊😊😊😊
Ny bomba tao Japon 6 août 1945 fa hoatrizao mbol misy radioactivité n’y rano. Mbol mis olo kilemaina tsy niteraka.,,, hoatrizao 2024 zao
ca dépend de la situation Kolonely eee
Mavandy ireo fanjakana . Sorabola lazainy fotsiny fa tombontsoa ny vahiny miaraka @ rozy avao izao bazytoliara Zao. Betsaka izay halatra vitan'io mpitondra fanjakana @ zao Io ny harempirenena.. Zay azony avadika ho vola ataony DAHOLO eny hatramin' vono olona isankarazany. TSY METY HO VOKY VOLA IREO. MAFIAS TATERAKA NO MITONDRA NY MALAGASY. MILA NDRAY MIHETSIK NY MALAGASY ERAN' nosy raha mbola te ho velona eto Madagasikara
Anao mavandy nahoda
Eeeeeee.. mialaa am plateau eo fa mankaleo mahaheno jijo
Inareo manao mahay raha am.tany ity..efa im piiiiry nis olo nanao filazana teto..ho his korontana mahery vaika eto am z023..tapitra ihany 2023..tsy hita zay loza...fandriampahalemana izaaaany tompko!!!tsy ny malaso malaso no tsy mampisy fandriapahalemana eto fa!!!mis miaramiiiila gendaaaarme manome basy ireo joolahy ...zay ..zany hoe mpitandto filaminana tokony atokisana ihany no mivadika am vahoaka..fa raha dahalo mpangalatr omby tompoko? Mihena dia mihena..noho asan n'y mpitandto filaminana...ka samy problème ny ao atsimo ao ihany io mifamadika io fa tsy misy resaka mpimasy mpimasy izaaaaany resaka fandriampajalemana eto.zay
Drala ho androzy amy fitondra ao ro manery androzyhilirany kizo amy base mahafaty olo maro toy ,drala zao mahafaty gnainao journalista io ka ampolinao injato eto
Ianareo anie mpikarama ady
Anjaran' ny fitondrampanjakana no mijery izay fomba hampananana asa ny olompirenena. Fa tsy anjaran' ny olona miady tsy hampisy base toliara.
Ino moa ilaina cour de compte amin'ino
Document avy aiza Io misy ao aminao
Aza MBA miteniteny Monsieur Colonel
Anao mavandy nahoda
Faux renseignements zany nahoda
Ianareo fahavalony fampandrosoana nahoda
Tanindrazan'olo jiaby ity Madagascar ity
Misaotra anao tompoko Meur. Kolonely Manampera ! Marina 100% ny voalazanao jiaby teo , fa ny olana dia ny marina tsy eken'ny mpitondra fahavalo mihintsy , koa na oviana na oviana dia mila resena ny mpitondra fahavalo ireo , raha tsy izany dia mahantra ho mandrakizay isika Malagasy ! Mankahery anao Ray amandreny , tsy maintsy handresy ihany ny marina na oviana !
Masina ny Tanindrazana !
Nareo ange efa lazaina amin io Cedric vaza natao filoha io e!!
Ny arguments dia million de dollars etsy sy eroa, vola tsy ho hitanao mandrakizay. Efa mahazatra...
Mankasitraka kolonely.
Manohana sy mankahery koa
tsy cedric irery depuis 1997 pouvoir passe passe . ianreo avy ao anfovoatany no milalao patate chaude oui et c'est vrai. zavatra rehetra misy farany jusqu'à quand ?????
Mankasitraka miaro ny taranantsika. Courage, ny marina tsy mba maty
Vous méritez largement d être à la tête de la gendarmerie
Aza miteny tompko refa tsy tsy ahavita?
Ka manao akory i Kiev Capitale n'i Ukraine nisy explosion nucléaire t@ 1986 atao hoe matin'ny radioactivité ho ripaky nefa mbo izy mantanjaky manahira an'i Europe ao io.