Ilay ILO Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • Ilay ILO
    Raha mihira ny Anaran'ny Ray
    Ka manandratra Azy izahay
    Eo no hamenoany ny Fanahy
    Fanomezam-pahasoavana ho ahy
    Ilay ilo tsara indrindra
    No indro hahosotra ahy
    Nataony am-pòko ao
    Ho hery vaovao
    Ilay ilo ambony indrindra
    No indro hahosotra ahy
    Natokany ho an'izay
    Mifankatia toy ny mpirahalahy
    Raha mitory ny fitiavan'ny Ray
    Vory amin'ny Anarany izahay
    Eo no hamenoany ny Fanahy
    Fanomezam-pahasoavana ho ahy

ความคิดเห็น • 3

  • @user-nf1rz5ry5g
    @user-nf1rz5ry5g 5 หลายเดือนก่อน

    Hafa ihany izany Rija Rasolondraibe izany, tononkira tena avy amin'ny Fanahy masina, Bonne continuation

  • @zoaranantenainarandriambol225
    @zoaranantenainarandriambol225 2 หลายเดือนก่อน

  • @wardahdah483
    @wardahdah483 หลายเดือนก่อน

    Mangataka clip MIREDAREDA RIJA RASOLONDRAIBE azafady