LIVRAISON Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • Lyrics:
    LIVRAISON
    A/C: Rija Rasolondraibe
    Ny hazo nandre Anao, maina hatramin’ny fakany
    Ny mpanjono nandre Anao, saika tsy omby hatramin’ny lakany e
    Ny sakaiza nandre Anao namaky tafo ny solution
    Ny trondro mandre Anao lasa banky foibe
    Nanao livraison
    Nanao livraison
    Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e !
    Manao livraison
    Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’izao
    Mivoha ray olona e, mivoha eo amin’ny zanak’olona
    Amintsika Andriamanitra e, mivoha ny lanitra e,
    mivoha aminao,
    Manao livraison
    Ny mofo nandre Anao nitombo amantaonina e
    Ny maso nandre Anao dia niverina tamin’ny laoniny e
    Ny tafiotra nandre Anao e mangina ny solution
    Ny magy nandre Anao, banky foibe!
    Nanao livraison
    Nanao livraison
    Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e !
    Manao livraison
    Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’izao
    Mivoha ray olona e, mivoha eo amin’ny zanak’olona
    Amintsika Andriamanitra e, mivoha ny lanitra e,
    mivoha aminao,
    Manao livraison
    Ny maty aza mandre ny feo e, niantso azy ho velona
    Aza manamafy e ny fonareo e zanakolombelona e hanampitsofina ve ?
    Ny foko omeko anao e, ny fianako rehetra omeko anao e
    Ny fiderako omeko anao e, ny tsara indrindra omeko anao e
    Ataoko livraison
    Ataoko livraison
    Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
    Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
    Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
    Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e
    Derao, jesosy e derao e derao e
    Derao Jesosy e derao e, derao e
    Derao Jesosy e derao e, derao e
    Derao Jesosy e derao e, derao e
    Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e
    Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e
    Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e
    Asandrato e, derao e, Derao Jesosy
    Ny maty aza mandre ny feo e, niantso azy ho velona
    Aza manamafy e ny fonareo zanakolombelona e hanampitsofina ve ?
    Ny foko omeko anao e, ny fianako rehetra omeko anao e
    Ny fiderako omeko anao e, ny tsara indrindra omeko anao e
    Ataoko livraison
    Ataoko livraison
    LIVRAISON
    A/C: Rija Rasolondraibe
    Album " Taranaka voafidy" : bit.ly/album20...
    #rijarasolondraibe
    #livraison
    #taranaka voafidy

ความคิดเห็น •