Mpamaky Ranomasina - Rija Rasolondraibe (TONONKIRA)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 มี.ค. 2019
  • Toa misy olona kay ilay tany e
    Nampanantenainy e
    Dia mitolona indray ny @izany e
    Mila tsy hahatoky izay nolazainy e
    Rapeto mianakavy ao miandry vavahady e
    Lehilahy mahery isan'andro izao
    Tonga miantsy ady
    Ny zavamisy mikiaka hoe:
    Handeha ho aiza ise?
    Tsy hainy hoe ny fanahiko anie efa nandre
    Ny maso mijery milaza fa tapi-dàla-kaleha
    Tsy fantany fa ny Andriamanitro anie ngezabe
    Hanao làlana indray Izy e
    Hanao làlana indray Izy e
    Ny Tànany no hampiampita
    Ny zanany tsy maintsy ho tafita
    Hanao làlana masina e
    Lay mpamaky ranomasina e
    Manenjika ao aorinako ao Farao sy ny forongony e
    Manao izay azony atao
    Mampihorohoro ny godon'ny tongony e
    Vavabe isan'andro sy zanatsipika e
    Iza hono no Andriamanitra hahavonjy antsika e
    Ny zavamisy mikiaka hoe...
    Any @tany hay e
    Hiboiboika loharano o o o
    Tsy hisy adala ho very e
    Ny varavaran'ny tranonay e
    Tsy ho tafiditra angano o o o
    Ny ràn'ny Zanak'ondry mahery e
    Hanao làlana indray Izy e...

ความคิดเห็น • 82

  • @NandrianinaRaherimandimby
    @NandrianinaRaherimandimby 13 วันที่ผ่านมา

    N'y tanany no ampiampita n'y zanany ts maints Tafita , misaotra Jesosy. Amen

  • @marieharilalaostephanie5801
    @marieharilalaostephanie5801 5 ปีที่แล้ว +13

    Ny maso mijery milaza fa tapi-dalan-kaleha
    tsy fantany fa NY ANDRIAMANITRO ANIE NGEZA BE!
    tena kanto! tena mampahery!
    Homen'Andriamanitra hery atrany enao Rija hampiely ny filazantsarany maneran-tany!

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 5 ปีที่แล้ว +7

    Hanao lalana indray Izy e
    Hanao lalana indray Izy e
    Ny tanany no hampiampita
    ny zanany tsy maintsy tafita
    hanao lalana masina e
    Lay mpamaky ranomasina e
    AMEN 💖 💖

  • @danielrandrianantenaina113
    @danielrandrianantenaina113 5 ปีที่แล้ว +4

    Any @tany hay e
    Hiboiboika loharano o o o
    Tsy hisy adala ho very e
    Ny varavaran'ny tranonay e
    Tsy ho tafiditra angano o o o
    Ny ràn'ny Zanak'ondry mahery

  • @randralyy
    @randralyy 5 ปีที่แล้ว +19

    Ny varavaran'ny tranonay tsy ho tafiditr'angano.
    Ny varavaran'ny tranotsika rehetra enga anie tsy ho tafiditr'angano

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 3 ปีที่แล้ว

    Ny Làlanao Tompo dia tsy hainay fa tena matoky aho fa IANAO Irery no mitondra ny làlanay hodiavinay minakavy anio ary mandrakizay Amen!!

  • @Phone-im2ps
    @Phone-im2ps 5 ปีที่แล้ว +3

    Ny Tanany no hampiampita
    Ny Zanany tsy maintsy ho tafita❤
    Hanao lalana masina E
    Lay mpamaky ranomasina E👏

  • @nivoharyalimiafaranirina6299
    @nivoharyalimiafaranirina6299 10 หลายเดือนก่อน

    Matoky Anao hatrany ry Mpamaky ranomasina !
    Mialoha lalana ahy foana Ianao ry Andriamanitro 🙏🙏🙏

  • @miangalyrandria775
    @miangalyrandria775 5 ปีที่แล้ว +4

    Hanao lalana indray izy e
    Hanao lalana indray izy e
    Ny tanany no hampiapita
    Ny Zanany tsy maintsy ho tafita ❤️

  • @sarahfinona1078
    @sarahfinona1078 4 ปีที่แล้ว

    Ny maso mijery milaza fa tampodalan kaleha tsifatany fa ny ANDRIAMANITRO ane ngeza be 🙏🙏🙏❤️❤️❤️

  • @njakaranaivonandrasana9760
    @njakaranaivonandrasana9760 3 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra zany toninkira zany Rija a! Mitomboa fitahiana ary tohizo ny torinteny ankira fa manova ny olona tahaka ahy!

  • @mariafinoana3081
    @mariafinoana3081 4 ปีที่แล้ว

    Andriamanitriko geza be 😍😍🙏🙏 ka tsy maitsy tafita ny ZANANY, HALELOIA AA, AMENA

  • @armandepatriciaaimeebe4436
    @armandepatriciaaimeebe4436 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara IANAO ANDRIAMANITRA fa manao lalana foana IANAO hanehoanao ny VONINAHITRAO @ fiainanay zanakao, tsy maintsy ho tafita.

  • @nirinagaetan6443
    @nirinagaetan6443 4 ปีที่แล้ว

    NY zanany tsy maintsy ho tafita satria NY tanany no mampiampita.... Amen

  • @sandrinajaylieraolinantena225
    @sandrinajaylieraolinantena225 5 ปีที่แล้ว

    Tsy fantany fa Andriamanitro anie ngeza be , mampahery be lay hira mankasitra Tompo anie hampitombo tanlentanareo

  • @fanjanirinamariejo3441
    @fanjanirinamariejo3441 5 ปีที่แล้ว +6

    Ny Zanany tsy maintsy ho tafita....Amena!😍😍

  • @erthyandrianaly3592
    @erthyandrianaly3592 4 ปีที่แล้ว

    Tsy fantany fa Andriamanitro anie ngeza be. Halleloia

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 5 ปีที่แล้ว +5

    Une magnifique assurance ❤

  • @elierandriananahary6359
    @elierandriananahary6359 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Tompo,fa marina amin'ny teninao IANAO hanao lalana MASINA
    Amen

  • @lalaonirinafanja1138
    @lalaonirinafanja1138 3 ปีที่แล้ว

    Amen mitsy zany, manana moyen bdb Andriamanitra hamonjeny ny zanany

  • @manouandry6280
    @manouandry6280 5 ปีที่แล้ว +2

    Ce Dieu ne laisse ra j amais ses enfant 💓💓💓

  • @rakotonanaharysavolafelama5927
    @rakotonanaharysavolafelama5927 5 ปีที่แล้ว

    tsara loatra e mampahery be ilay hira, mankasitraka, merci d'exister Rija

  • @florenceranaivoson4465
    @florenceranaivoson4465 3 ปีที่แล้ว

    Anao lalana indray ny Tompo,
    Ny tanany no hampiampita. Amen
    ♥️😊

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy f bola natao anisany mino Anao aho. Ka mialoha làlana ahy tokoa ianao 😇😍

  • @jhoniaando3790
    @jhoniaando3790 4 ปีที่แล้ว

    Mampahery fona ity hira ity😍

  • @praj330
    @praj330 5 ปีที่แล้ว

    Tsy misy maharombaka izay eo an-tananao Jesosy ô !

  • @newesther9539
    @newesther9539 5 ปีที่แล้ว +2

    tsara loatra ilay hira,merci fa tena mampahery b

  • @rindrarazafindrakoto2008
    @rindrarazafindrakoto2008 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara loatra ity hira ity ❤️

  • @zoelisoaraharilalaina512
    @zoelisoaraharilalaina512 4 ปีที่แล้ว +1

    Anao lalana masina ilay mpamaky ranomasina 🥰🥰🥰

  • @njarahasina6327
    @njarahasina6327 4 ปีที่แล้ว

    Tiko lotra le tonin'kira....💕💓😇🙏

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 4 ปีที่แล้ว +3

    Un texte exceptionnel, riche et plein d'espoir ! Merci

  • @njaoourp4089
    @njaoourp4089 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy a! 🙏🙏🙏

  • @candicehery9221
    @candicehery9221 5 ปีที่แล้ว

    merciii 💝💝

  • @tiboum77
    @tiboum77 5 ปีที่แล้ว +4

    Merci Rija! Toujours très inspiré ! Gloire à Dieu!

  • @user-hl7tr1tx1e
    @user-hl7tr1tx1e 9 หลายเดือนก่อน

    🙏🙏🙏Tsy maintsy ho tafita ny zanany

  • @mimiahfabiola8978
    @mimiahfabiola8978 4 ปีที่แล้ว

    Amen, amen 🙏🙏🙏👏👏👏👏👏

  • @tantelypatrickramarokoto9108
    @tantelypatrickramarokoto9108 5 ปีที่แล้ว +1

    Ny zanany tsy maintsy ho tafita, ny ANDRIAMANITRAY geza be

  • @andrianarisoatokimalalaraj5739
    @andrianarisoatokimalalaraj5739 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraka an Rija R fa tsara ilay hira,manao lalana ho antsika isan andro ny Tompo

  • @tianalearavaoarisoa7557
    @tianalearavaoarisoa7557 3 ปีที่แล้ว

    Manao lalana ho ahy Izy na dia eo @ tsy misy azo aleha aza

  • @maminiainaralambonirina715
    @maminiainaralambonirina715 5 ปีที่แล้ว

    mampahery be ilay tononkira fa misaotra.

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 3 ปีที่แล้ว

    Tsisy adala ho very amen

  • @tuyautina957
    @tuyautina957 3 ปีที่แล้ว

    Oui mirci 🙏

  • @juliepriscadinarisoa8714
    @juliepriscadinarisoa8714 ปีที่แล้ว

    Je t'aime Jésus❤❤

  • @andoratsimbazafy164
    @andoratsimbazafy164 5 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @HeryTovo
    @HeryTovo 5 ปีที่แล้ว

    Merci pour la vidéo.

  • @hasinaranjalahy6520
    @hasinaranjalahy6520 3 ปีที่แล้ว

    Amen❤️❤️❤️❤️

  • @ophelietadahy1896
    @ophelietadahy1896 4 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra ity hira ity ka 😍😅

  • @andoratsimbazafy164
    @andoratsimbazafy164 5 ปีที่แล้ว

    Lehibe sy Mahery Andriamanitra

  • @marieangerandrianarisoa.2201
    @marieangerandrianarisoa.2201 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra😇😊

  • @razafindraberijalalaina2211
    @razafindraberijalalaina2211 4 ปีที่แล้ว

    The best

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 ปีที่แล้ว +5

    Hanao làlana ho ahy tokoa #IZY

  • @rajaomanantsoalovambaoula5225
    @rajaomanantsoalovambaoula5225 4 ปีที่แล้ว +1

    Aleloiaaaaa

  • @vohangitianajosianerarivos6183
    @vohangitianajosianerarivos6183 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiako loatra ny Tompo mikarakara antsika!!!

  • @annickseheno1814
    @annickseheno1814 5 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra!

  • @stefanoelajaquessilot-cp9yp
    @stefanoelajaquessilot-cp9yp 4 หลายเดือนก่อน

    Amen,

  • @sehenoraseta4769
    @sehenoraseta4769 5 ปีที่แล้ว

    Hafa mihitsy ! Tsy lany fika mihitsy ny Fanahy Masina @ tononkira

  • @fidson81
    @fidson81 2 ปีที่แล้ว

    ny zanany tsy maintsy tafita

  • @user-og2nj3fu9r
    @user-og2nj3fu9r 9 หลายเดือนก่อน

    Amen❤❤🙏🙏

  • @michaelsidien3414
    @michaelsidien3414 4 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️

  • @julittemarie7094
    @julittemarie7094 4 ปีที่แล้ว

    Tiko be le hira

  • @lolainjonah7431
    @lolainjonah7431 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitra

  • @andonirinahanitrinialaanas5951
    @andonirinahanitrinialaanas5951 ปีที่แล้ว

    Tiko mampahery

  • @annemarieratsimbazafy7067
    @annemarieratsimbazafy7067 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 2 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @mariusandriarilala
    @mariusandriarilala 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitrak e

  • @andiolahsilvierah7775
    @andiolahsilvierah7775 5 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️🎸🎸

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 3 ปีที่แล้ว

    🥰🥰

  • @nanjaranarimahefa1399
    @nanjaranarimahefa1399 3 ปีที่แล้ว

    🥰🥰🥰🥰

  • @lalahrasoloarivony2280
    @lalahrasoloarivony2280 2 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra

  • @zorabeniamina1759
    @zorabeniamina1759 5 ปีที่แล้ว +1

    (....) Ny Andriamanitro anie ngeza be
    Hanao lalana indray Izy
    Ny zanaNy tsy maintsy tafita
    #alleluia

  • @alixmeye5727
    @alixmeye5727 4 ปีที่แล้ว

    Bonjour une petite traduction en francais🥰

    • @fanatica72
      @fanatica72 3 ปีที่แล้ว

      La chanson parle d’assurance et d’espoir pour tous ceux qui sont dans le tourment. Il parle surtout de la puissance de Dieu lors de la libération du peuple d’israel (les troupes de pharaon, la mer rouge, le desert...) il nous rassure que malgré ce que peuvent dire nos ennemis, Dieu nous sauveras. Et avec la melodie ca fait chaud au coeur.

  • @discipleofmashiah26
    @discipleofmashiah26 5 ปีที่แล้ว

    Hono aho ry rija?? Iza tao anaty baiboly nanao spectacle nisy fidirana? Fahotana ny fitiavambola Fa mibebaha, ra teo ngamba ry Paoly sy ry Petera efa ts nanao spectacle tsony lah le, hoavy Jesosy ary ny lanitra dia maimaimpoana , 7000ar v lesy , aleo mijery mijah n’a elidiot 4000ar dia miditra, aza ho etina any am afobe ny vahoaka fa mba torio ny fahamarinana, diso be ty spectacle adoavambola ty.

    • @evahrovamalala2712
      @evahrovamalala2712 5 ปีที่แล้ว +2

      ny frais anreo olona reo avy any ivelany nandeha mada fotsiny no efa firy €, ny frais ao mada mivezivezy sy sakafo, ireo olona ireo akory tsy manankatao be. Normal be ra zay no fidirana fa refa tsy mety aminao fotsiny ilay izy de tsy mividy ianao fa tsy misy ifanerena 😊 afaka omenao an'i Elidiot ny 4000ar anao.

    • @discipleofmashiah26
      @discipleofmashiah26 5 ปีที่แล้ว

      Evah Rovamalala hoavy Jesosy mibebaha ianareo aza manao Ny fanaon’izao tontolo izao, tia anao Jesosy. Aza varina am spectacle fa Ny fiverenan’i Jesosy omanîna, tsy mahavonjy io sy Ny fombapivavahana . Jaona 14:1

    • @tatelymisaotrajesosyooosah6111
      @tatelymisaotrajesosyooosah6111 5 ปีที่แล้ว

      Misaotra Jesosy nanome talenta azy ireo hiderana ANAO

    • @leroyvalery376
      @leroyvalery376 5 ปีที่แล้ว +1

      Ohatrany itony ny milaza azy hoe mivavaka be fialonana. Io na ataon la gratos ny Elidiot an la tsy hijery anzan zay fa ny fiderana na ho ataon la 2 million ary omen Andriamanitra anay foana zany e. Zay manko mpamaky ranomasina e. Ary ry farao mianakavy manenjika foana e

    • @danielrandrianantenaina113
      @danielrandrianantenaina113 5 ปีที่แล้ว +1

      @@discipleofmashiah26 fotory tsara aloa ny finoanao fa tadiaviny satana ho kororohina enao.Aza raisina @zay itiavanao azy ny BAIBOLY ANDRIAMANITRA TSY AZO VAZIVAZIANA