Mila ANAO Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • MILA ANAO
    Oviana no farany
    irery ato an-trano aho dia nihira ho Anao
    Hoe mba niala fomba fanao fa nitady Anao
    Ny farany namaky baiboly
    Tsy hoe nitady tononkira akory
    Fa matin'ny hanoanana noho ny Aminao
    Fa efa ela tsy nofahananao
    Mila Anao aho (2)
    Jesosy ô!
    Lasa aiza ny hetahetan’ny fo
    Fony izaho vao nahalala Anao
    Mila Anao aho (2)
    Jesosy ô!
    Avia dia kasiho aho
    Vangivangio fa maniry
    Hanakaiky Anao
    Oviana no farany
    Nitondra ambavaka notarihinao aho
    Na nitomany, fa mbola tsy voavonjy ihany ny havako e
    Ny farany niaiky fahotana
    Na namela na nahazo famelana
    Oviana no farany hoe
    Velona tao am-poko ao ny fitiavanao
    Mila Anao aho
    Mila Anao aho Jesosy o
    Lasa aiza ny hetahetan’ny foko
    Fony izaho vao nahalala Anao
    Mila Anao aho (2)
    Jesosy ô!
    Avia dia kasiho aho
    Vangivangio fa maniry
    Hanakaiky Anao
    Mahatsiaro ho very
    ny fo tafasaraka
    Irery, tompon-tsafidy oa nefa dia raraka
    Tsy izany hoy aho no ilaiko
    Sao very maina ilay nanolotra Aina hamonjena sakaiza
    Omena n’izan’iza
    N’aiza n’aiza tsy takatry ny saiko
    Mila Anao aho (2)
    Jesosy ô!
    Lasa aiza ny hetahetan’ny foko
    Fony izaho vao nahalala Anao
    Mila Anao aho (2)
    Jesosy ô!
    Avia dia kasiho aho
    Vangivangio fa maniry
    Hanakaiky Anao
    Suivez-nous sur les réseaux sociaux 🌾
    Facebook | / rijarasolondraibeofficiel
    Instagram | / rijarasolondraibeofficiel
    Site web | rijarasolondra...

ความคิดเห็น • 2

  • @LarissaRakotozandry
    @LarissaRakotozandry 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Rija, misaotra Tompo a, tsy ho vitan'ny heriko fa avia, vangio aho fa mila anao aho Jesosy o 🙏

  • @kiadyfiderana6346
    @kiadyfiderana6346 5 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka tompoko