" ENTO AHO " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ต.ค. 2024
  • ENTO AHO
    (Vatolampy)
    Fa toy ny vao omaly, ny fanahy feno hery
    finoana tsy resin-tohitra
    Nahery sady falifaly, nahafindra tendrombohitra.
    F’izao tsy hita izay atao, indro lavitra ahy
    lavitra ahy ny tavanao
    Dia lasa miady sy mitolona, toy ny babo antanin’olona
    Mba Miantso vonjy Aminao aho, miantso voonjy lavitra ny ankany
    Miantso voonjy Aminao aho, miantso vonjy lavitra,
    toy ny any, amin ny faran’ny tany,
    Mba ento aho, hamonjy ilay vatolampy,
    Tsy tongan’ny fanahiko raha tsy ianao no manampy mitondra ahy
    fa fiafenana tsy atakaloko, fonenan' fitahiana
    Imason’ny fahavaloko no tanterahinao, ny fanirina
    Oento aho, ento aho, ento aho
    ento aho, ento any Aminao
    Reko mamaivay ny fo mangetaheta
    maniry mafy anao
    Mihovitrovitra ny fanahy tefen’ny fanatrehanao.
    Famindrampo sy fahasoavana, ianao velona ao anatiko ao
    iriko hanaraka ahy
    Ho Famantarana sy avana, ho akaikinao mandrakizay.
    Amorony fo madio aho amorony, fo madio aho miangavy
    Mba omeo fanahy vaovao aho ,omeo fanahy vaovao aho
    fa ho avy aho , ho avy aho, dia hiady aho.
    Mba oento aho, hamonjy ilay vatolampy,
    Tsy tongan’ny fanahiko raha tsy ianao no manampy, mitondra ahy
    fa fiafenana tsy atakaloko , fonenan’ny fitahiana
    Imason’ny fahavaloko no tanterahinao, ny fanirina
    oento aho
    ento aho, ento aho,
    ento aho!
    ento any Aminao e
    fa Vatolampy fiereko (ento aho)
    Andriamanitra ekeko (ento aho)
    Kiriaritra omeko, (ento aho)vatofantsikin’ny fanekeko (ento aho)
    Oento aho (ento aho) oento aho (ento aho),
    oento aho (ento aho) oento any Aminao
    Ento aho
    Ento aho
    Ento aho
    Oento any Aminao e
    A/C: Rija RASOLONDRAIBE
    Live extrait du concert " Taranaka voafidy " au Centre Grand Paris MLK le 09/07/2022.

ความคิดเห็น • 32

  • @RiantsoaRamalinarivo
    @RiantsoaRamalinarivo 10 หลายเดือนก่อน +2

    Bravo be zoky Rija sy ny équipe! tena vao naheno an'ity hira ity aho version original de tena nangoritsina total! tena tiako e
    tahin'I Jesosy ianao sy ny &quipe anao! amen

  • @SidonieMarie-hf1fe
    @SidonieMarie-hf1fe 4 หลายเดือนก่อน +1

    Aza avela aho Jesosy ô ,ento any aminao aho ,Ianao irery Jesosy no vatolampy fiereko,ento aho Jesosy ô ,eo akaikinao mandrakizay no tiko hisy ahy Jesosy ô ,ento aho Jesosy ô AMEN

  • @AndoHeritianaRaharimampionona
    @AndoHeritianaRaharimampionona 2 หลายเดือนก่อน +2

    Na mbola im-polo isan'andro aza tena ahazoana hery foana ny mihaino azy

  • @aluonemada7819
    @aluonemada7819 5 หลายเดือนก่อน +1

    Amennnn ❤❤
    Ento any aminao Aho Jesosy ah🥺

  • @LarissaRakotozandry
    @LarissaRakotozandry ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka hatrany Rija, voninahitra ho an'Andriamanitra

  • @ranarijaonarakotoarimalala5654
    @ranarijaonarakotoarimalala5654 ปีที่แล้ว +1

    Amorony fo madio aho,mba omeo fanahy vaovao aho Jesosy

  • @NevAda-k5o
    @NevAda-k5o 2 หลายเดือนก่อน

    Merci pour ton amour jesus💝💝🙏🙏🙏 je veux suivre à dieu🌹🌹🌹.

  • @onjamanantsoa374
    @onjamanantsoa374 ปีที่แล้ว

    Ento aho Jesosy a !
    Tiako loatra ty hira ty.
    Voninahitra ho an’Andriamanitra.
    Misaotra Azy aho noho ny fisianao zoky Rija. Hovokisan’ny Tompo andro lava anie ianao hiparitahan’ny afo ...

  • @ranarijaonarakotoarimalala5654
    @ranarijaonarakotoarimalala5654 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra❤Tsara Ianao Jesosy❤Ento aho fa aza avela.....

  • @ericrajoelison6510
    @ericrajoelison6510 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ity hira ity ❤️
    Misaotra an’i Jesosy fa tena mampamerina ny maro ho ao Aminy ity. ❤️
    Tahian’i Jesosy manokana Rija sy ny ekipa. Mahombiaza be.

  • @FlorenceHarisoa
    @FlorenceHarisoa 5 หลายเดือนก่อน

    Mba afaka mahazo ny parole ity hira ity ve fa tiako b nefa tsy araka alaina.Misaotra Zoky Rija,fa manova olona ny hiranao

  • @Yoonmiiiin
    @Yoonmiiiin ปีที่แล้ว +1

    Tena efa ela ah no niandry version TH-cam an’ity hira ity 🥺

  • @valihmimi
    @valihmimi ปีที่แล้ว

    Aza avela irery aho Jesosy a 🥰🥲

  • @nandrianinaramanantenasoa4756
    @nandrianinaramanantenasoa4756 ปีที่แล้ว

    Makasitraka amin’ny ilay hira 🥰🥰
    Fa tena mampahery be mihintsy 🙏🙏
    An’i jesosy ny voninahitra ❤️❤️❤️

  • @razafiarivonynjaratianalar669
    @razafiarivonynjaratianalar669 ปีที่แล้ว

    Ento aho Jesosy a!aza avela aho. 🙏♥️♥️♥️

  • @freebirdc7031
    @freebirdc7031 ปีที่แล้ว

    Vatolampy fiereko, Atra ekeko ❤🙌🙌🙏

  • @rollineisabelle4636
    @rollineisabelle4636 10 หลายเดือนก่อน

    Aza avela aho ee

  • @rebeccakipanga478
    @rebeccakipanga478 ปีที่แล้ว

    Bonjour depuis le Canada! Soyez beni

  • @fefehrasolomanana4856
    @fefehrasolomanana4856 ปีที่แล้ว

    Ento aho Jesosy 🙌🙏

  • @AimeRadimbison
    @AimeRadimbison 10 หลายเดือนก่อน

    Mafinarotra be

  • @misssing344
    @misssing344 ปีที่แล้ว

    rija c'est quand que vous aller faire de nouvelle chanson

  • @arlette1432
    @arlette1432 ปีที่แล้ว

    tena waouhhh 👍

  • @fidelerakotozafy2875
    @fidelerakotozafy2875 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka, tsara be 💖💖💖

  • @sarobidiniainarhosnirasoan9555
    @sarobidiniainarhosnirasoan9555 ปีที่แล้ว

    ♥️♥️♥️♥️♥️♥️

  • @FefehRasolomanana
    @FefehRasolomanana ปีที่แล้ว +1

    ❤❤❤

  • @hobianaramaroson1412
    @hobianaramaroson1412 ปีที่แล้ว

    😭🕊️🔥😭

  • @juliepriscadinarisoa8714
    @juliepriscadinarisoa8714 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @nasandratrarabianoavy6772
    @nasandratrarabianoavy6772 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤

  • @andrianantenainakoloina5411
    @andrianantenainakoloina5411 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤

  • @irinaworshipper
    @irinaworshipper ปีที่แล้ว

    ♥️♥️♥️♥️

  • @narindrandrianarisoa8218
    @narindrandrianarisoa8218 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️