Tantara malagasy 104 FM - Misafotofoto

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Radio Ambassadeur

ความคิดเห็น • 32

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว +1

    Raha mifankatia isika Dia hiova ho lanitra vao ... Dia ilay fitia . j'adore cette chanson 👍

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @hanitrahanitra3165
    @hanitrahanitra3165 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci beaucoup💗

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anao indrindra Tah Rinah fa tena miheno tantara vaovao fona izahay Tompoko

  • @onalllopa229
    @onalllopa229 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci ❤

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto 2 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว +1

    Msaotra foan fa tena tsar 🙋‍♀️🎧❤

  • @eleonoreambrosi9238
    @eleonoreambrosi9238 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara tantara tsara miheno azy sady mampme be

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka atrany ô💖!

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 4 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo raha misy tokoa ny tranga toa izao. Mila mandinika tsara @ fiainana fa tsy vanona ny taranaka sy ny firenena raha fisaraham Panambadiana foana no.hita.

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraky indrindra Tompoko Radio 104 FM. Mitomboa hasina atrany Tompoko

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra be lay tantara

  • @manatsoamanatsoa7875
    @manatsoamanatsoa7875 3 ปีที่แล้ว

    Zany moa ve de hitombina fa de tantaran adala mifamadika @hiran Clo mahajanga " Iza no diso"😅😅😂😂😂😂😂😂

  • @anta1232
    @anta1232 4 ปีที่แล้ว

    Latsaka ny fiomezana aho😂😃😃

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka anareo oo

  • @manatsoamanatsoa7875
    @manatsoamanatsoa7875 4 ปีที่แล้ว +2

    Mahafinaritra ah feon ilay bandy ity mapmeh be MILAY kaj

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว

    Hahahhhh mahalatsaka be Le izy mankasitraka

  • @floridagasy868
    @floridagasy868 4 ปีที่แล้ว +3

    🤣🤣🤣🤣😃😃😃😃 azampomoehy reto aa! Margn tsenapaka tsinako nareo k.misotree

    • @trentonjoziah1092
      @trentonjoziah1092 3 ปีที่แล้ว

      A tip: you can watch series at instaflixxer. I've been using it for watching all kinds of movies these days.

    • @sagegary993
      @sagegary993 3 ปีที่แล้ว

      @Trenton Joziah yup, been watching on InstaFlixxer for since december myself :)

    • @hamzatristen3261
      @hamzatristen3261 3 ปีที่แล้ว

      @Trenton Joziah Yup, I have been using instaflixxer for since november myself :D

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    Tantara mapmee ko ty😂😂😂😂😂

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko ô

  • @tinahtyana6915
    @tinahtyana6915 4 ปีที่แล้ว

    misafotofoto marina

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @manatsoamanatsoa7875
    @manatsoamanatsoa7875 4 ปีที่แล้ว

    Rehefa tsy dia ampy solaitra Tonga de hita le hahavon ny atidoha le mpanoratra no Tina resahina eto miala tsiny aloha fa ady vomanga korijavola Tonga de voamasony no potserina ahitsy foana hoa fa maro n'y gasy no milaza hoe hinankanina any Hôtel (fandraisambahiny io trano fatorina)n'y fihinanankanina (restaurant )

    • @arivnana9474
      @arivnana9474 4 ปีที่แล้ว +2

      Miarahaba anao. Aza dia pepona sy tevatevaina ny olona raha tsy mahay fa atoro sy ahitsy mora fotsiny... . Ianao angaha moa izany Tapi- pahaizana no dia masika loatra toa izao?

    • @southji2822
      @southji2822 2 ปีที่แล้ว

      Be vava zany raha olona ,sahala @ hoe nareo no faratampom-pahaizana, mba zavatra tsotra kely mba hay dia efa be taimbava miseho mahay loatra ty ianao,na zavatra soratanao aza be dia be ny diso, miseho fa mahay ery

  • @jeandeuxlaurane369
    @jeandeuxlaurane369 4 ปีที่แล้ว +1

    Kkkk mihaik Koa zany

  • @galaxyprimepro2301
    @galaxyprimepro2301 4 ปีที่แล้ว

    Misotra e😂😂😂

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko

  • @hanitranilsson2977
    @hanitranilsson2977 2 ปีที่แล้ว

    Kpndrana🤣