VATA MAINTY na ILAY KASETY VOAHOZONA (Tantara lava Kolo FM)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Tantara in-dray miseho, in-dray mihaino

ความคิดเห็น • 12

  • @jessgasy0049
    @jessgasy0049 6 หลายเดือนก่อน

    Otrany mijery film horreur mintsy mihaino lay tantara 😅😅 Mankasitraka nizara o 👍🏽♥️🇲🇬

  • @kialasoa9980
    @kialasoa9980 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra e, vao hitako tao anaty Facebook izy ito dia efa niandry fatratra izaho 👌

  • @rakotobesoloheryfenitra9084
    @rakotobesoloheryfenitra9084 6 หลายเดือนก่อน

    Tena mbola mampiteha hitady tohiny ito tantara ito. Fizarana fahatelo amin'ity izay. " vata mainty na Aoija " taminy voalohany nisy fizarana voalohany sy faharoa . Dia tsy mety may mihitsy ilay vata mainty na dorana aza. FA avotra Soa aman-tsara ihany ilay mianadahy fa ny Ray amin-dreny izy mianadahy no samy maty, fa efa saika dangy raha tsy teo ilay mopera namoaka tao amin'ilay trano fitoerany io.
    Fa ito indray lasa niampy ilay izy " vata mainty niampy radio kasety ."
    Fa te hitady ny tohiny indray fa mahaliana. . Lasa matsiro ito tantara ito dia mampitehihaino foana fizarana telo amin'ity izay. Mahaliana hoe ahoana ny fomba hanapotehina an'io zavatra io fa tsy laitra anaha ato mihitsy

  • @Johanna_Manantenasoa
    @Johanna_Manantenasoa 6 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara 🔥 Mankasitraka !

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra tompoko ❤

  • @mamyandri9077
    @mamyandri9077 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka ❤

  • @user-nh7ts9zb4y
    @user-nh7ts9zb4y 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara D aly ❤

  • @user-mz5fj6md2c
    @user-mz5fj6md2c 6 หลายเดือนก่อน

    Enjana ty

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka e🎉

  • @apop3771
    @apop3771 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 6 หลายเดือนก่อน

    Kay henjana koa ity ka

  • @apop3771
    @apop3771 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka