Miomana 66 - Ny fahaterahana indray 1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 6

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 7 ปีที่แล้ว +1

    Amen, isaoran lehib anie ny Tompo,mankasitrak fa tena ampy eritreretana ilay fampianarana

  • @mendrikajaratefinanahary1903
    @mendrikajaratefinanahary1903 7 ปีที่แล้ว +1

    mitsaotra an Jesosy naniraka anao zoky tantely tahin Jesosy ianao sy ankohonanao mitsaotra amin fizarana ny fampianara

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka pasteur dia ho feno fitahiany TOMPO hatrany hianao . Misaotra fa mazava be ny fampianarana .

  • @nyfelanahanitrarasolomampi1382
    @nyfelanahanitrarasolomampi1382 2 ปีที่แล้ว

    Miasaotra @fampianarana, nefa tsara ra tsindriana fa
    - ny hateraky ny rano = Batisa amin'ny rano, amin'ny anaran'Jesosy izay hatao ao arian'ny fibebahana ny heloka rehetra ary ho olom-baovao ianao ao aorian'io,
    - ny hateraky ny Fanahy = Fandraisana ny Fanahy Masina izay porofoina @teny tsy fantatra.
    @Fotoana hiterahana ao @Ray dia ho hitanao fa hiova ny fiainanao, tsy ho handevoizin'ny fahotana intsony, fa ny Fanahy Masina no hanova azy tanteraka. Maro ny olona te-hiala @fahotana fa tsy mety tafiala @izany fa rehefa tanteraka aminao ny fahaterahana ao @Ray dia tsy @erin'ny nofo intsony no hialanao @fahotana fa ny Fanahy Masina no hanefy anao.
    Ny ezaka hataonao dia mandalina ny tenin'Andriamanitra afahanao manàvaka ny tsiparifary @ilay fivavahana tena izy, fandrao ho voafitaka ianareo.

  • @hamracell3428
    @hamracell3428 7 ปีที่แล้ว

    Makasitraka indrindra
    TAHIAN'I TOMPO JESOSY MANDRAKARIVA IANAO SY NY ANKOHONANAO Manonona ny FIADANANA ny TOMPO JESOSY MANDRAKARIVA ho aminao sy ny ANKOHONANAO

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 8 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka ô!