Niova Fo- Ny AFAKA Akadikely Ilafy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 13

  • @HobyAndriamoria
    @HobyAndriamoria 7 ปีที่แล้ว +1

    Amen, Mahereza ry "vahiny sy mpivahiny " rehetra. Mandalo ihany ianao no eto, ary raha tena nanaiky sy mino an'i Jesosy ho Tomponao ianao, dia efa nanomana fitoerana ho anao any an-danitra Ilay Mpamonjy anao. Aza kivy, na dia maro sy mafy aza ny zavatra tsy maintsy hiaretanao eto an-tany. Homba sy hampandresy anao hatrany Jesosy.

  • @tsiaromikanty9621
    @tsiaromikanty9621 6 หลายเดือนก่อน

    Ampy ahy zay retra zay jesoa
    Lalan-kafa ndray no tiaviko
    Manaraka ny sitrakao izay no tena mahatsara ahy
    Arotsay ny fanahinao hanampy ahy anefa izany

  • @miorasoaandrianatrehina4539
    @miorasoaandrianatrehina4539 10 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be le hira (ity ny foko atolotro Anao JESOSY ANAO mandrakizay Amen!)

  • @reginarahanitriniaina8007
    @reginarahanitriniaina8007 7 ปีที่แล้ว +2

    Ampy ahy izay rehetra izay Jesoa
    Làlan-kafa indray no hidiaviko
    Hanaraka ny sitrakao
    F'izay no tena mahatsara ahy
    Arotsahy ny Fanahinao
    Hanampy ahy hanefa izany
    Fa @ fo no anaovako
    Fanekena anatrehanao
    Fa ny toeranao am-poko
    Ho Anao irery,ho Anao ihany
    Ka n'iza n'iza koa te hiditra
    Tsy mila intsony f'Ianao ihany!
    Fa ela loatra izay niandrasanao izay Jesoa
    Fa tafahoatra raha mbola hangatak' andro avao aho
    Fa vonona aho
    Tsy hapiandry ela Anao intsony Jesoa
    Midira Ianao,f"Ianao
    No ho Mpanjakan'ny ao am-po

  • @guillaumerainizafimandimby6836
    @guillaumerainizafimandimby6836 2 ปีที่แล้ว

    Tena tsara ilay hira e

  • @tahirytolotrarandriamalala7272
    @tahirytolotrarandriamalala7272 10 ปีที่แล้ว +2

    ho an'Andriamanitra ny voninahitra

  • @hantavololoniaina1914
    @hantavololoniaina1914 8 ปีที่แล้ว

    MAMPITOMANY NY HIRANAREO FA TSARA LOTRA NY TONONKIRA MAHATONGA SAINA KA MAHATOROTORO NY FO SY FANAHY, MANKASITRAKA E.

  • @randrianomenycarolin237
    @randrianomenycarolin237 6 ปีที่แล้ว

    Mitoera Jesosy ato ampoko fa Anao aho

  • @mandamiraho1982
    @mandamiraho1982 10 ปีที่แล้ว

    mampahery e,mba andefaso tonony e

  • @satamirindrarakotondrajaon8620
    @satamirindrarakotondrajaon8620 9 ปีที่แล้ว

    mba miova @izay ry reto ah marina eh

  • @mirananambinintsoa9319
    @mirananambinintsoa9319 6 ปีที่แล้ว

    tena tsara fa misaotra e

  • @evacarbonel5436
    @evacarbonel5436 9 ปีที่แล้ว

    tsy miandry izy hampy zay fa miverena fa fotona zao