TIA TENA TIA NY AFAKA ANKADIKELY ILAFY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 17

  • @hanitrajudith1284
    @hanitrajudith1284 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka🙏🏻

  • @randrianomenycarolin237
    @randrianomenycarolin237 7 ปีที่แล้ว +1

    Jesosy ilay fitiavana, mankasitraka tsara le hira

  • @jaymamson4295
    @jaymamson4295 ปีที่แล้ว

    Dadany aina ve ilay lehilahy mihira raha tsy mahadiso

  • @richardrafanomezantsoa6040
    @richardrafanomezantsoa6040 9 ปีที่แล้ว

    Dia arabaina izany ianareo mivady ry Prosper fa tena manga feo ary mahareta hatramin'ny farany ê! Mahafinaritra ny mahita ny fanomezam-pahasoavana nomen'ny Tompo anareo amin'ny Fiderana Azy. Tadidinao ve isika tato Cachan rue Etienne Dolet. tonga dia fantatrao ê! Mirar soa dia mahefà be @ talenta Nomeny anareo

  • @hantavololoniaina1914
    @hantavololoniaina1914 8 ปีที่แล้ว

    ANDAO HIVERINA AMIN'ILAY FITIAVANA VOALOHANY

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 10 ปีที่แล้ว +1

    afaka mifampitory fitiavana tsara toy izany ny olon'Andriamanitra,ary tokony hato matetitetika aza izany fa anisan'ny fijoroana vavolombelona fa Jesoa no nampihavana ny olon-droa sy nampiray azy

  • @haryrakotozafy1857
    @haryrakotozafy1857 10 ปีที่แล้ว

    tia tena tia

  • @tahirytolotrarandriamalala7272
    @tahirytolotrarandriamalala7272 10 ปีที่แล้ว

    mafinaritra emifankatiava foana

  • @andolalainaratoetrandro644
    @andolalainaratoetrandro644 8 ปีที่แล้ว

    hafa ihany ny tokatrano miaraka ami Jesoa

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 10 ปีที่แล้ว

    aza atao hoe mivavaka isika dia manadino ny lafiny pratique-n'ny fiainana,manamafy ny fifandraisan'ny olon-droa ny fifamborahana toy izany,ary eo no itahian'Andriamanitra ny tokantranony satria vavolombelon'ny FITIAVAN'ANDRIAMANITRA izy ireo

  • @iavotriniainanasolonomenja1761
    @iavotriniainanasolonomenja1761 5 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra ilay hira, mankasitraka,

  • @fidybozyfidybozy7654
    @fidybozyfidybozy7654 10 ปีที่แล้ว

    Mifono anatra b ho an'ny mpivady tsara e!

  • @elierasolofoniaina8923
    @elierasolofoniaina8923 9 ปีที่แล้ว

    Tsara le hira ka tena satry foana hihainno azy. Misaotra e!!!

  • @irenerazafintsalama5642
    @irenerazafintsalama5642 9 ปีที่แล้ว

    tena tiko enao

  • @princyandriakoto3107
    @princyandriakoto3107 5 ปีที่แล้ว

    Mba asio tonony eto zay manana azafady! Misaotra mialoha

    • @princyandriakoto3107
      @princyandriakoto3107 5 ปีที่แล้ว

      Hifankatia isika
      Naharitra efa ela
      Niharitra ny hatsiaka
      Ny hain'andro tsy namela
      Raha misy hadisoana
      Dia mifamela hatrany
      Jesosy no nantsoina
      Raha rotsaka tomany
      Ref (1) : Fa Jeso nampihavana antsika eee!
      Raha sendra adiady ka mafy fatorana tsy hay ravana
      Fa tia mandefitra foana eee!
      Mitondra am-pitiavana ny fahalemena
      'Zay no tena tia
      Ireo mafy nolalovana
      Nangotraka tokoa
      Raha reny no tsaroana
      Dia mampamoy fo
      Fa Jesoa nampahery
      Sy nampijoro hatrany
      Samihafa ny fijery
      Fa tonga iray ihany
      Ref (1)
      Ireo taranatsika
      Raha samy mifankatia
      Hoe hampianarintsika
      Ny hoe tia tena tia
      Fa Jeso no sakaiza
      Tsy nahafoy antsika
      Ka na hatraiza hatraiza
      Hanompo Azy isika
      Ref (1)
      Ref (2) : Fa Jeso nampianatra antsika eee!
      Fa ny tia tena tia dia miseho ho tia amin'ny andro rehetra
      Tsy miova maharitra foana eee!
      F'izay lay fitiavana tena fitia
      Tsy maty ny ony

  • @ratolojanaharyhbienaime714
    @ratolojanaharyhbienaime714 6 ปีที่แล้ว

    tena tsara ilay tononkira, mba mangataka playback raha misy e!!